Fiarahabana

Ity takelaka ity dia hizarana ireo tondrompeo Malagasy izay nianarana sy nangatahan’ny namana. Naoty ihany no mipetraka, noho izany dia mampirisika antsika hijery sy hihaino nan’ilay hira ao amin’i Youtube  na Dailymotion hanampiana amin’ny fitendry azy raha tsy mazava.

Fiovan’ny naoty: Rehefa mitendry an’ilay hira, dia ny fiovan’ny naoty dia niezahana mafy ho eo ambonin’ilay teny hivadihan’ilay naoty.

Facebook: Ho an’izay te hahita  ireo tondrom-peo niditra sy vaovao samihafa dia araho ny pejy ao amin’i Facebook (Acoustic Gasy)

YouTube Channel: Aza adino ny miditra mpikambana (abonner)

https://www.youtube.com/channel/UCl4-EQhY9ff0tqAbWG0fpGg

 

Ho an’ny mampiasa Mobile:

  1. Hira
  2. Mpihira
  3. Resadresaka

 

Advertisements

38 comments on “Fiarahabana

  1. Fanorenana says:

    mankasitrak e

  2. Faniry says:

    mahafinaritra be ilay site. mba asio hira vaovao foana e

  3. Ladina says:

    Sitraka sy telina rahalahy, tena mahafinaritra ilay fiezahanao mizara, fa tena mahafinaritra mihoatra izany ilay zavatra zarainao!

    Mirary soa e!

    Ladina,

  4. steeve says:

    salama oh, mankasitra be fa tena afapo tohizo foana ee.. ra mba misy application mobile koa zao ianareo tena mety be ahafahana mijery naiza naiza fa tsy fantatro efa misy ve sa ahoana, mankasitra e mafinaritra

  5. ankasitrahana says:

    _salama ee…

    azafady, fa nahoana kay no misy tapaka izany le tonon.kira ato sady misy accords tsy ita mihitsy nefa enao mbola mianatra!
    tena mila fanampiana ny @zay raha mba azo atao…

    misaotra ee!!!

  6. misterlhaa says:

    mahafinaritra ilay izy e,mankasitraka

  7. Dem Ravelojaona says:

    mba asivo an ilay ho avy ve an rebika e

  8. rakotoarimino says:

    MBA mangataka anilay
    MBA marina anilay manaiky anao(mr sayda)
    skaiz omeo ahy

  9. rakotoarimino says:

    bjr MBA mangataka anilay rahoviana Joseph daf sy mr say manaiky anao azafady
    misaotra😁

  10. zo says:

    bjr, mba mangataka feno anao – marion, merci beaucoup

  11. Andriambelo says:

    I want to learn guitar because I love it. It was my dream. In addition,Malagasy songs are very good

  12. fitiavana says:

    mba misy manana an’ilay “namana” zopanage ve?

  13. tendry says:

    miarahaba oh. mba mangataka ny hiran’i antsan’i kristy eh. tena manampy be mantsy ilay fifampizarana ato. mankasitraka eh

  14. yoan says:

    miarahaba!!!mba mangataka an’ilay hiran’ elsie tiako lotra azafady!! 🙂 🙂

  15. resefo says:

    Manana hira misy tondrom-peo aho ato, ahoana ny fampidirana azy eto mba hotsaraina sy ho atsarainareo?

  16. sanda says:

    Salam tompok ô!Mba mangatak anle TGC zakaiosy iny e!misaotr mialoha

  17. lol says:

    io fomba fitendrin’ny dama io mintsy le manairana

  18. Nombana says:

    mba mangataka an’ilay hira Vololona(mahaleo)azfd

  19. Miarahaba tompoko mba mangataka ” RAHOVIANA ” JOSEPH D’AF

  20. sanda says:

    manaon daol e!mba mangatak anle dama-sangisangy iny e!misaotr indrindr

  21. mika says:

    mangataka stephanie mila fitiavana.merci mlay nareo e

Leave a Reply to yoan Cancel reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Google photo

You are commenting using your Google account. Log Out /  Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.