Hanandratra ary ankalaza ny mozika & kolon-tsaina Malagasy amin’ny fizarana tondrompeo Malagasy (gitara sy piano).
Ny tondrompeo sy ny lesona atolotra eto dia tsy andoavambola, fa ny fangatahana aminao dia tohany ny mpanakanto amin’ny asa-tanany (mividy album, mijery concert, mihaino ny hirany amin’ny streaming platforms toy ny Spotify, Deezer, Apple Music, Youtube Music).
Raha sitrakao, dia afaka manaraka ireo pejy ambany ireo koa ianao.
Pejy Facebook: Hizarana tondrompeo vaovao sy hafatra samihafa (@Acoustic Gasy)
Pejy YouTube : Hizarana ny lesona video (Acoustic Gasy)
Ho an’ny mampiasa Mobile:
“Accord” ihany no mipetraka, noho izany dia mampirisika anao hihaino an’ilay hira mialohan’ny hianarana azy.
Tena mety be ny hira tendrena miaraka amin’ity application ity. Misaotra ny mpamorona azy!!
Misaotra indrindra – mazotoa mitendry hatrany!
Tena manampy be lay tuto
Mankasitraka.
Misaotra e …mazotoa mitendry
salama daholo,
inona kay no hira tsotra indrindra tendrena gitara fa vao manomboka mianatra?
Misaotra indridnra
Salama e – iza no mpihira tianao hitanao ato dia ho jereko ny moramora.
Misaotra indrindra amin’ny valiny.
Mahaleo sy erick Manana na mety daholo izay hira mira tendrena hanombohana.
Mankasitraka indrindra amin’ny fizarana.
Ah mety ka:
Erick Manana – fitiavana an’i Mama, Tsy Ferana, Mila rano
Mahaleo: isekely, tiana ve, nenina
Misaotra indrindra,
Dia mankasitraka hatrany amin’ny fifampizarana.
Mirary soa daholo e
Mazotoa e🎼🎸🎤
Mafinaritra be zareo a!
Mankasitraka e
Salama eee!
Mba mangataka an ilay Mahaleo(Tanalahy)
Makasitra eee!
efa io ka. https://acousticgasy.com/2016/10/14/tanalahy-ny-foko-mahaleo/
mankasitrak e
Mazotoa e
mahafinaritra be ilay site. mba asio hira vaovao foana e
Hihezaka e!! Misaotra indrindra
Sitraka sy telina rahalahy, tena mahafinaritra ilay fiezahanao mizara, fa tena mahafinaritra mihoatra izany ilay zavatra zarainao!
Mirary soa e!
Ladina,
Mazotoa e
salama oh, mankasitra be fa tena afapo tohizo foana ee.. ra mba misy application mobile koa zao ianareo tena mety be ahafahana mijery naiza naiza fa tsy fantatro efa misy ve sa ahoana, mankasitra e mafinaritra
_salama ee…
azafady, fa nahoana kay no misy tapaka izany le tonon.kira ato sady misy accords tsy ita mihitsy nefa enao mbola mianatra!
tena mila fanampiana ny @zay raha mba azo atao…
misaotra ee!!!
mahafinaritra ilay izy e,mankasitraka
Misaotra e
mba asivo an ilay ho avy ve an rebika e
MBA mangataka anilay
MBA marina anilay manaiky anao(mr sayda)
skaiz omeo ahy
bjr MBA mangataka anilay rahoviana Joseph daf sy mr say manaiky anao azafady
misaotraí ½í¸
Efa misy an’ilay rahoviana ao ka
bjr, mba mangataka feno anao – marion, merci beaucoup
Efa tonga ao e
I want to learn guitar because I love it. It was my dream. In addition,Malagasy songs are very good
Hello – enjoy and have a good time learning…there are plenty of songs here so hopefully you get to learn a few
mba misy manana an’ilay “namana” zopanage ve?
Efa ao la
miarahaba oh. mba mangataka ny hiran’i antsan’i kristy eh. tena manampy be mantsy ilay fifampizarana ato. mankasitraka eh
Akory e – inona ilay lohateny?
miarahaba!!!mba mangataka an’ilay hiran’ elsie tiako lotra azafady!! 🙂 🙂
Manana hira misy tondrom-peo aho ato, ahoana ny fampidirana azy eto mba hotsaraina sy ho atsarainareo?
Akory e …. alefaso eto na mesazy ao @ facebook e… indrindra
Salam tompok ô!Mba mangatak anle TGC zakaiosy iny e!misaotr mialoha
io fomba fitendrin’ny dama io mintsy le manairana
mba mangataka an’ilay hira Vololona(mahaleo)azfd
Efa ao e
Miarahaba tompoko mba mangataka ” RAHOVIANA ” JOSEPH D’AF
Tsara fa ho avy e
manaon daol e!mba mangatak anle dama-sangisangy iny e!misaotr indrindr
Akory e – somary sarotra izy iny a…mety mbola tsy vita aingana
Ts Manin k!Msôtr mialoh
Salam e! Mba soloy anle ravorona(dama) le sangisangy rah met e!d mb asio anle iz open.msôtr indrindr e
Tena 10 volana mahery vao vita fa efa tonga ao ilay
Misaotra betsak indrindr e!!
mangataka stephanie mila fitiavana.merci mlay nareo e