Accord/Naoty (Do sa C)

Ny tondrompeo rehetra ato mampiasa EADGBE, fa ho an’izay zatra Do Re Mi dia io ambany io ny famadiana azy. E = Mi A = La D = RĂ© G = Sol B = Si F = Fa C = Do Ho an’ny fomba filalavaona an’ilay accord, tsidio ny Fanamboarana Accord