Accord/Naoty (Do sa C)

Ny tondrompeo rehetra ato mampiasa EADGBE, 
fa ho an'izay zatra Do Re Mi
dia io ambany io ny famadiana azy.

E = Mi
A = La
D = Ré
G = Sol
B = Si
F = Fa
C = Do

Ho an'ny fomba filalavaona an'ilay accord,
tsidio ny Fanamboarana Accord

2 comments on “Accord/Naoty (Do sa C)

  1. Elika says:

    Salama Tompoko, ts mety mandeha ilay hoe ” Fanamboarana Na Naoty”

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.