Fiarahabana

Hanandratra ary ankalaza ny mozika & kolon-tsaina Malagasy amin’ny fizarana tondrompeo Malagasy (gitara sy piano).

Ny tondrompeo sy ny lesona atolotra eto dia tsy andoavambola, fa ny fangatahana aminao dia tohany ny mpanakanto amin’ny asa-tanany (mividy album, mijery concert, mihaino ny hirany amin’ny streaming platforms toy ny Spotify, Deezer, Apple Music, Youtube Music).

Raha sitrakao, dia afaka manaraka ireo pejy ambany ireo koa ianao.

Pejy Facebook: Hizarana tondrompeo vaovao sy hafatra samihafa (@Acoustic Gasy)

Pejy YouTube : Hizarana ny lesona video (Acoustic Gasy)

Ho an’ny mampiasa Mobile:

  1. Hira
  2. Mpihira
  3. Resadresaka

“Accord” ihany no mipetraka, noho izany dia mampirisika anao hihaino an’ilay hira mialohan’ny hianarana azy.