Intro (Key: F#m na A)
F#m....
F#m..Fdim7-F#m
--------------
F#m..
F#m....| C#7sus4..C#..
Verse 1
Asus2
Tsy nampoiziko intsony ny omaly
Bm
Ny mbola hifankahita aminao
C#7sus4 C#7 F#m
Nanary toky aho fa ela loatra izay
Asus2
Kanjo nahita anao aho omaly iny
Bm
Nidoboka izay tsy izy ny fo
E(add9) Asus2
Ny tànako no reko nikitika anao
Chorus
F#m Bm
Noheveriko efa ritra ny fitiavanao ahy
E(add9) Asus2
Ka nahatonga anao, nanalavitra ny fiainako
F#m Bm
Fantatrao fa mbola mitempo ao anatiko ao
C#7sus4 C#7....F#m
Ilay fitiavako tsy ritra ho ana______o
Bm
Tsy haiko ny hilaza indray aminao
E(add9) Asus2
Ny fiainana nodiaviko
F#m Bm
Naniry ihany aho teo aloha ny ho eo anilanao
C#7sus4 C#7....F#m -> Intro
Nakifikao nefa ankehitriny
Verse 2
Asus2
Sahiran-tsaina aho mantsy
Bm
Raha mbola hanavao indray
C#7sus4 C#7 F#m
'Lay fitiavako anao tsy haiko lazaina
Asus2
Raha mba fantatrao anefa
Bm
Fa nandeha lalan-kafa aho
E(add9) A
Tsy afaka mizara roa ny fo
Chorus
F#m Bm
Izy tiako tena tiako, ianao indray koa tia ahy
E(add9) Asus2
Vao lasa ianao, ny foko efa lasany koa
F#m Bm
Tsy ho lazaiko anao anefa, aoka ho anay ny anay
C#7sus4 C#7....F#m
Aoka ho ahy mangina ny anjarako
Bm
Tsy handatsa anao ny anaovako izao hira izao
E(add9) Asus2
Ny mpihaino no aoka hitsara ahy
F#m
Tsy tiako ny eritreritro
Bm
hibanjina indray any aminao
C#7sus4 C#7 F#m
Ny azoko atao, hivavaka ho anao
Outro: F#m....Bm....
-----------------
Tondrompeon'i Aina Cook hafa
Related