Open E (EBEg#be)

Teny Fanolorana: Ny Open E dia  mila hahenjana ny “corde” A->B, D->E, g->g#

ka noho izany mila gitara sy tadina gitara tsara fa raha tsy izay dia na tapaka ny tady na simba ny gitara.

Ny mety kokoa raha tsy atokisana ny gitara, dia aleo atao Open D dia asiana capo eo amin’ny efitra faharoa

(2eme case)

Takelaka 

  1. Fomba Fitendrena Accord (E=>000000)
  2. Anarana Accord (000000–> E)

Raha te hamadika an’ilay accord ho Do-Re-Mi, dia tsidio Accord/Naoty (Do sa C)

Accord fampiasa matetika

A –  A:     555555

B –  B:     777777

C –  C :    888888

D – D:     (10)(10)(10)(10)(10)(10)

E –  E:    000000 na 000(12)(12)(12)

F –  F :    111111

G –  G     333333

 

Hira mampiasa Open E:

  1. Voasary