Intro (Key: A)
A(add9)....|F#m7....
D..E-D/F# | D/F#-E-A/C#-Bm7
F#m7-E....
Verse 1 (Njara Marcel)
A C#m D (F#m7-E/G#)
Atolotro anao ny fitiavako androany
A C#m D(add9)
Tsy manana ankoatranao aho f'ianao ny andry iankinako
E F#m7 E
Tsy hiteny intsony aho oe "TIAKO IANAO"
D Dm6
Efa maro loatra no nampiasa izao
A/B Bm7 D/E A (A-Bm7-A/C#)
Sokafy ny ato ampoko, isika roa no mahalala izany
Pre-Chorus
D(add9) E A E/G# F#m7
Ilay "ENY" anankiroa, ho lasa anarana iray
Bm7 D/E A (Bm7-F#m7-E)
Hamolavola ilay lalantsika, "HO MANDRAKIZAY"
Chorus
A E/G#
Ilay fitia nifampizarana
F#m7 C#m
'Reo disadisa aoka ifamelana
D A
Tsy andriko intsony ny anoroana anao
Bm7 E
Fa ho antsik'izao tontolo izao
A E/G#
Ilay fitia nifampizarana
F#m7 C#m
'Reo disadisa aoka ifamelana
Dmaj7 A
Tsy andriko intsony ny anoroana anao
Bm7 D/E..E..
Efa noamasinina izaho sy ianao
A A
Isika roa...Hiara-droa... (x2)
Verse 2 (Nanie)
A C#m7 Dmaj7 E
Raha mba fantatrao koa mantsy ny ao ampoko malala
A C#m7 Dmaj7
Ireo tsiambaratelon-tsika roa tsy ankizarazara
E F#m7 E
Hiarak'hifanantitra aminao e
Dmaj7 Gdim7
Ho modelin'ireo zanakao
F#m7/E Bm7 D/E A
Ho "LATSAPAKA" "MANDRAKIZAY" tsy hisaraka
Related