Cm Bb Cm Bb Efa ela no niandry fa mba lazao ahy Cm Bb Cm Bb Tsy nandrenesako feo aiza ianao Cm Bb Cm Bb hadisoana fifonana no nandrasako Cm Bb Cm Bb Safidy lalana iray no hizorako Cm Bb Cm Bb Tsapako hatrizay nitomany ny foko Cm Bb Cm Hiezaka ankehitriny tsy hizara aminao Bb Ny lalako Pre-Chorus Ab(add9) Eb Izaho irery manomboko androany izao dia izao Ab(add9) Eb Tsy nahita fifaliana fa izorako irery Chorus Fm Eb Bb (Bbsus2-Bb) Oh oh, Avelao ny tanako re Fm Eb Bb Fa safidiko ny handeha Fm Eb Bb Tsy hifampitantana intsony Ab Bb Fa aleo aho hibanjina, ny ampitsoko Ab Bb Foiko ho an’olon-kafa ianao ry tiako Cm Bb Cm Bb (Foiko) avelao, avelao (2x) Verse 2 Cm Bb Cm Bb Masonao manganohano manambara hoe tia Cm Bb Cm Bb Ny feonao miantso ahy miangavy modia Cm Bb Cm Bb Ny anjarantsika efa voafaritra ho doria Cm Bb Cm Bb Sampanan-dalana iray ho fidiako satria Cm Bb Cm Bb Hokoboniko hatreo tsy hifoha fa hatory Cm Bb Cm Hisaorana avokoa ny hanatra tambitamby Bb Nafoinao tokoa Pre-Chorus Ab(add9) Eb Nanjary fahazararana ho ahy Ab(add9) Eb Tsofy rano aho andeha fa tsy hierika intsony Chorus