Ilay Fitia (Njara Marcel & Johane)

Intro (2x) - Key Bb
Gm(add9) ///| Ebmaj7#11 ///
Bb ///      | F/A ///

Verse 1
                  Gm
Nitady foana teny aho
                Eb(add9)
Nitety izao tontolo izao
      Bb                            F/A
Resy lahatra aho anio fa tsisy hahasolo anao

                      Gm
Nandeha ny volana ny taona
              Eb(add9)     
Nifankatia nefa tsy mba nihaona
           Bb
Tsisy nahasakana antsika aky 
           F/A       
Satria voatendry anio ilay fotoana
Pre-Chorus
           Emaj9
Ny ahy ny fantatro dia izao
       F
Efa anjarako ianao…

Chorus
Bb(add9)
 Ny amintsika tsy azo fafana
F/A
 Efa anaty pejy io, tsisy fiafarana
Gm9
 Ho tefetsika anio aky
       Eb6 
Hohamasinina androany 'lay fitia

Bb(add9)
 Tantarantsika tsy azo fafana
F/A  
 Efa anaty pejy io, tsisy fiafarana
Gm9
 Ho tahian’ilay Ray ao ambony aky
Eb(add9)                Intro
 Tantarantsika roa, ho doria…
Verse 2
                      Gm7
Toa zavaboahary maro loko
                 Eb(6)
No indro nitsena ilay foko
          Bb       
Tontolo iray mbola tsisy mpahita aky 
          F
No hitondrako an-dry

                     Gm7
Aza manahy ny amin’izany
                       Eb
Hivavahako mafy amin’ilay Nahary e
         Bb
Ho vita fatomaty tokantrano
         F
Ho lavitry ny ratsy
Pre-Chorus/Chorus
Bridge
       Eb                             F
Na ho mafy ary 'reo sedra miandry antsika, malala e
       Bb                F/A      Gm7 F
Hiady mafy aho, tsy ho avelako ianao
           Eb         
Fa efa tia aho, efa anao
Fsus4        Bb/// | F/A///|Gm7///| Eb///
 Anjarako ianao

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.