Taraiky (Samoela)

Hiran'i Samoela rehetra: Samoela

F#m: 244222

Fampidirana
G  A  D (2x)
Tonony 1
                        Em
Mila ravim-boafotsy aho o
       A                 D
Ampindramo bodofotsy aho o
                      G
Tsy_azon-kafanana aho o
      A                   D
Tena mila an’i madama aho o

Tonony 2
                              Em
Fa ohatrohatran'ny manavy aho o
       A                 D
Mila ataonao massage aho o 
                      G
Omeo fampatoriana aho o 
         A                D
Dia andefaso hirahira aho o 

Fiverenana
     Am      G
       Fa taraiky aho
            A                    D
     Mahatsiaro mangingina aho aty eh
            G         A                       D
     Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry eh
             Em        F#m     G
     Mba tanteraka avokoa ny natao
      A                D
     Nefa tsisy varany an
                 G              F#m            Em
     Ny ato an-tsaiko hoe raha teto angamba ianao 
       A                   D
     'Zay vao ho hasambarana

Tetezana
G  A  D  B
Em A  D

Tonony 3
                        Em
Aza atonina mihitsy aho o
      A                D
Fa mihetsika krizy aho o 
                     G
Mila zava-mahery aho o 
         A             D
Te-hi kafoum irery aho o 

Tonony 4
                    Em
Omeo saribakoly aho o 
       A              D
Mila alana devoly aho o
                         G
Mila hanim-pito loha aho o
        A            D
Jerevo tiktakdou aho o
Fiverenana (2x)
     Am      G
       Fa taraiky aho
            A                    D
     Mahatsiaro mangingina aho aty eh
            G         A                       D
     Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry eh
             Em        F#m     G
     Mba tanteraka avokoa ny natao
      A                D
     Nefa tsisy varany an
                 G              F#m            Em
     Ny ato an-tsaiko hoe raha teto angamba ianao 
       A                   D
     'Zay vao ho hasambarana

Fitia Vao Mitsiry (Mahaleo)

Key: D

Intro
D'  ...Em/D-D...| F#m7...A/G-G
Em  ..D/F#-G-A  ...| A-G/B-A/C#-D... 
Tab 1

Verse 1
D        Em/D   D 
 Fitia  vao mitsiry 
 D                   A  
Tamin’ny ora tsy nampoizina 
                A 
Tonga dia nankadiry
A     G/B    A/C# D
 Tsy laitra hozongozona 

     Chorus
      D       F#7   Bm
     Nobedesiko ny foko
      Em             D/F# G
     Notsatsoiko ny hada_lany 
      A   G/B  A/C   A/C#
     Novalian’ny toloko 
          A           D  Tab 1
     Dia noho ianao ihany 

Verse 2
D     Em/D    D
 Aza dia   esoina
     D/F#       A       
Ity fo misari-adala 
 A    G/B  A/C  A/C#
Ny fitempony henoina 
    A               D
 Mitempo anao ry malala 

     Chorus
     D       F#7 Bm
      Ny rà mikoriana
     Em     D/F# G
     Ao anatiko  ao
        A  G/B   A/C A/C#
     Miboiboika fifaliana 
           A           D  Tab 1
     Raha vao mahita anao 

--> Intro

Verse 3
D       Em'/D   D
 Ny saiko    mihaotra
 D/F#      A
Ny foko mazoto
 A     G/B A/C  A/C#
Ny voalohany matahotra 
     A             D
 Ny faharoa mirotoroto

     Chorus
      D           F#7 Bm
     Hery roa no mifanandrina
     Em        D/F#  G
      Ny fo mihizi__hizy
     A    G/B   A/C  A/C#
      Ny saina te hitandrina 
             A          D  Tab 1
     Resy anie f’izato  izy 

Verse 4
D           Em/D   D
 Ndreto izahay  mitalao 
 D/F#           A
Samy revo samy tia 
 A     G/B   A/C A/C#
Fo sy saina ho anao 
      A               D
Ny hivadika dia sanatria 

     Chorus
      D           F#7  Bm
     Raha misy fanantenana 
     Em           D/F# G
     Avia f’aza mihenahena 
           A      G/B A/C   A/C#
     Raha tia ny fo aza raràna 
             A         D   Tab 1 
     Fa ny aty efa jambena

Tab 1
e|-------------------
b|-3-2-0-------------
g|-------2-0---2-0---
D|-0-0-------4-----2-
A|-------------------
E|-------------------

A/G: 3x222x A/C#: x4222x 
Bm:  x24432 G/B:  x2000x 
A/C: x3222x 
D':  xx0775 D/F#: xx4232 
Em:  0xx453 Em/D: xx0453 
F#m7:2xx220 F#7:  2x2320



Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo