Intro (Key: Eb) Bb/Eb..Eb..| Bb/Ab..Ab(add9)
Verse 1 Ebsus2 Cm(add9) Nahoana moa no kivy ianao Ab(add9) Latsa-dranomaso lava izao Bbsus4..Bb Hatrakao ny loha fa mandalo izany Verse 2 Eb(add9) Cm(add9) Raha tsy zakanao ny adin-tsaina Ab(add9) Tsarovy fa ho avy ny maraina Bbsus4..Bb Ho lasa tsiky ilay tomany Pre-Chorus Ab/C G7/B Gm/Bb Ka mitrakà, fa ho avy ny masoandro Gdim Caug7 F7 Hazava indray ny andro f'aza dia Bb-Bbsus4..Bb Miondrika Chorus Ebmaj9 Cm11 Tsy atao hahakivy izany Ab(add9) Ny andro tsy anio ihany Bbsus4 Banjino ny ampitsonao Bbsus4 Ataovy maraina vaovao Ebmaj9 Cm11 Maraina feno fifaliana Ab(add9) Ho lavitry ny hakiviana Bbsus4 Bbsus2 (chorus #2) Ny sedra moa dia mandalo ihany Ebsus4..Eb F'aza miondrika ho resy izany Verse 3 Eb Cm Raha tena tsy zaka dia alatsaho ny tomany Ab(add9) Bbsus4.. Bb Raha toa ka ahasitrana ny fonao izany Eb Cm Nefa kosa izay mitranga Ab(add9) Avelao ho any omban'ny lasa Bbsus4..Bb Avelao 'zay mety ho ratra Pre-Chorus #2 Ab Bb Cm Fa n'inona olana misy eo Ab Bb Ebsus4..Eb Dia mitrakà f'aza mitoreo Chorus #2 -->Bb/C..C7 Outro (Key: F) Fsus4 F Mitrakà ianao D7sus4 D7 Fa ho avy ilay masoandro Gm(add4) Gm Hazava indray ny andro C7 Bb..Bbm..F Mitrakà, araho vavaka ---------------------------------
Tondrompeon'i Sandra hafa: Sandra
Category Archives: tondrompeo
Omeko Anao (Imagine)
Key: Em (G)
Intro:
Am7..B7..| Em..G(add9)/D..
Am7..B7..| Em..Em(add4)..
Verse 1
Em Am7
Izarako ny hafaliako
D(add9)/F# C/G-G Sy ireo androm-pahoria_ko
Em Am7 B7 Volana fanilon'ny haizina ianao
Em Am7 Ny tsikinao ry malala
D7/F# C/G-G Dia mitondra fifalia_na
Em Am7 B7 Tiako mba hitoetra tsy hiala
Chorus
Em Am7(9) Raha sendra ka sahirana ianao D C/G-G
Aza manahy f'izaho eo anilana___o D/F#-Em Am7(9)
Ho vetivety foana akia ny fahoriana satria B7 Em
Omeko anao ny fanafodiny
Interlude: Em...C...| D...Em... (2x)
Em...C...| D.....Bm7
Verse 2
Em Am7 Loharanon'ny fitiavako
D(add9)/F# C/G-G Tsisy fetra satria mamiko
Em Am7 B7 Taratry ny hasambarako ianao
Hiran'i Imagine rehetra: Imagine
Ry Foko (Bodo & Njakatiana)
Intro: Eb(add9)..Eb(add9)/D.. Bbm6/Db..C7.. Fm..Ab(add9)/Bb..| Bb7.. Verse 1 Eb Bb/D Cm Bb (Key: Eb - Njakatiana) Bb F Gbdim Gm Bb/F (Key: Bb - Bodo) Ry foko, mi___tonia Abmaj7 Am7b5 Eb/Bb Bb Ebmaj7 C7/E Bb/F F Mitonia, raha sendra alon-dra____no Eb Bb Ny hotakotakao Bbm Eb Ab Fm Bb/F Eb Aoka mba ho sarin’ady G7 F7 D7 C7 Ny rangotry ny anio Bb-Cm Bb/D Bb/F F Hanolatra atsy ho a---tsy Chorus Eb/G Bb/D Ka aza dia mitroatra Bbm Ab Adim Fm Eb C7/E Banjino ny ho avy Eb/Bb Bb/F Ka aza dia mitroatra Ab(add9)/Bb Bb Eb Eb(add9)/F F Bb Banjino ny ho avy Interlude #1: Eb(add9)....Dbaug Cm... Baug Verse 1 (Key: Bb - Bodo) Bridge Bb F/A D/A Gm Hey hey yeah..aza tomany Cm CmMaj7 Raha nindaosin’onja F Ilay fanantenana ka nidify dia Bb(add9) Tsy hita Bb Bb/D Ny horohoronao Eb Zary ho dobok’aponga D7 C7 Hiandrasana ny ampitso Bb/F F7 Hitondra ny marai__na Verse 3 Bb F Gdim Gm Ry foko, na dia tsy mora Ebmaj7 C7/E Bb/F F Izany hoe, manadino iza___ny Bb Dia ao ny fotoana Fm Bb/F Eb Hamolavola tsy hanjokaiky D7 C7 Ny fendrofendronao Bb/F F Hivadika ho hi___ra Outro Bb/D Hikalo ilay mpanjaka Fm6 Eb C7/E Mpanjakan’ny Hazavana Bb/F Hikalo ilay mpanjaka F7sus4 F7 Bb Mpanjakan’____ny Hazavana Bb(add9)....Bb(add9)/Ab.... Eb/G....Ebm/Gb.... Bb/F....F7sus4..Bb/F-F Bb.... Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Ny Fitiavako Anao (Felaniary & Bodo)
Key: Eb Intro: Abdim7-G7-Cm..| F7/A-F7-Bb.. Eb/G-D7/Gb-Fm-Bb.... Verse 1 Eb Bb Nahoana moa isika roa no Eb/G Ab(add9) Dia voatery hiteny hoe tiako ianao Eb/Bb Bb6/Ab Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb Nefa mifankafantatra ao am-po Eb Bb Nahoana koa no rehefa tonga Eb/G Ab(add9) Ny fotoana toy izao vao Eb/Bb Bb6 Ebsus2..Eb Holazaiko ny fitiavako anao Verse 2 Eb Bb Tsy ho voalazako an-teny fohy Eb/G Ab(add9) Raha ny fitiavako anao Eb/Bb Bb6/Ab Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb Tsy ho ampy izao fankalazana izao Eb Bb Manomboka izao raha sitrakao Eb/G Ab(add9) Izaho ho anao mandrakizay Eb/Bb Bb6 Ebsus2..Eb Ny momba antsika ankinina amin-dRay Chorus G/D G7 Cm Satriko ho ren’izao tontolo izao Bb/D Bb Eb Raha ny fitiavako anao G/D Abdim7 G Bdim Cm Saingy efa ampy ahy, ho ahy irery F7 F7/A Bb-Ab/Bb-Bb6 Ny bitsiky ny masonao mijery Verse 3 Eb Bb Nahoana moa isika roa Eb/G Ab(add9) No dia voatery hiteny hoe tiako ianao Eb/Bb Bb6/Ab Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb Nefa mifankafantatra ao am-po Eb Bb Saingy ny androany, hafa ihany Eb/G Ab(add9) Tiako ho ren’izao rehetra izao Eb/Bb Bb6 Ebsus2..Eb Ny mari-pitiavako anao -> Intro Verse 4 Eb Bb Nahoana moa no dia voatery Eb/G Ab(add9) Hifanolotra ny peratra Eb/Bb Bb6/Ab Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb F’efa ela no nivoady tao am-po Eb Bb Saingy ny androany, hafa ihany Eb/G Ab(add9) Tiako ho ren’izao tontolo izao Eb/Bb Bb6 Ebsus2..Eb Ny mari-pitiavako anao Chorus
Sambatra (Joy K)
Key: A Intro A ..Bm..| A/C# ..D.. A(add9)..Bm..| D(add9)..E.. Verse 1 A D Sambatra ianao avy eo sambatra aho E A Rehefa tafaray 'zaho sy ianao A/C# D Hitondra fitiavana iray vaovao E A Natokako irery ho anao Verse 2 A D Avo be ka tsy takatro E A Ilay kintana omeko anao A/C# D Fa todiko foana na dia eny ianao E A Hamiratra ho ahy manontolo Chorus (2x) F#m Ka ho ahy F#m E D Tiako ho ahy irery ianao D A/C# Bm Hiadana sy ho finaritra aho B7 E Hitety izao tontolo izao, hiaraka aminao ---------------------------- E A Ho hitan’ny ambany lanitra Outro: F#m Bm Hiadana finaritra aho E A Ho hitan’ny ambany lanitra F#m D Hiadana finaritra aho E Dm6..Dm..A Ho hitan’ny ambany la____nitra
Tantano (Johane)
Intro (Key: Ab) Db .. Eb/Db.. | Ab/C..Eb/F-Fm7 Bbm7.. Db/Eb-Eb| Ab....Db/Ab Verse 1 Ab Bbm7 Ab/C (Gb/Ab-Ab7) Matetika rehefa resin’ny fiainana Db Eb/Db Ab/C (Eb/F-Fm7) 'Zay vao mba mahatsiaro anao Bbm7 Eb/Bb Ab/C Menatra aho kanefa mino fa Fm11 Bbm7 Gb(add9) Ianao tsy mba mandà, fa handray ahy Eb - Db/Eb Verse 2 Ab Bbm7 Ab/C (Gb/Ab-Ab7) Iza intsony moa no hitarainana Db Eb/Db Ab/C (Eb/F-Fm7) Raha toa ka tsy eo Ianao Bbm7(11) Eb/Bb Ab/C Ireo izay nantenaiko nandao ahy Fm11 Bbm7 Db/Eb Eb Ab(add9) F’ianao irery ihany, 'lay tsy mba ma_nary Pre-Chorus: Part I (Key: B) E F#7/E B/D# G#m7 Aza avelanao ho kivy aho ry Tompo o C#m7 F#7 B Na dia mafy sy mangidy aza ny mahazo ahy Pre-Chorus: Part II (Key: D na Bm) Gmaj7 A/G D/F# Bm7 Aoreno mafy ny fanahi_ko Em7 F#7 Hankatoa ny teninao Chorus (Key: B) B D#m7 E(add9) F# Tantano aho, mba tsy hanalavitra anao B D#m7 E(add9) F# Ampio aho amin’izay rehetra atao G#m F# E Ka na mbola ho lavitra aza izany dia B/D# C#m7 Tsy ho kivy aho satria e B/D# E B/D# C#m7 F'Ianao nilaza fa 'zay mino anao F# B Tsy ho very mandrakizay Bridge (Sax Solo) E.. F#7..| B....(2x) E.. F#7..| B-F#/A#-G#m.. C#m7..F#7..| B.... Pre-Chorus: Part II/Chorus Outro G..A/G.. G..A/G..B Mandrakiza_____y, a________y FM Tines 2.0: JD Crystal EP2 Hiran'i Johane rehetra: Johane
Mbola Fay (Lalie)
Key: Eb Intro Gm7 ..Cm7-Bb/D-Eb Bb/D..Cm7-Bb-F/A Verse 1 Bb Ab6/9 Mbola tsy adino ihany ve Gm7 Dm7 ’Lay tantaranareo efa ela be Bb/C Dm7 No misalasala ianao hilaza hoe Ebmaj7..Ebmaj9 Tia ahy Bb Ab(add9) Fantaro anefa f’izaho Gm7 Dm7 Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao Bb/C Dm7 Mandrakizay raha mbola azoko atao Ebmaj7 Ho tia anao Chorus Abmaj7 G7 Fay, tena mbola fay ianao ka Bb/C Cm7 Tsy sahy mirobodroboka Fm6 Fm9 Bb/C Cm7 Ny fonao anefa efa re midoboboka Fm9 Bb/C Ho ahy, ho ahy (2x) Ab-Eb/G-Fm7-Eb Bb/C Ho ahy irery --> Bb/D..Cm7-Bb-F/A.. Verse 3 Bb Ab(add9) Talohako, hoy ianao Gm7 Dm7 Nisy tantara anankiray izay Bb/C Dm7 Toa mbola tsaroanao ihany indraindray Ebmaj7 Manadala Bb Ab(add9) Fantaro anefa f’izaho Gm7 Dm7 Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao Cm7 Bb/D Eb6 Mandrakizay raha mbola F G Azoko atao Bridge (Key:G) (G)..Am7 ..| G/B..C.. Em7..D/F#..| G ..C..(2x) Chorus (Key: F) Bbmaj7 A7(#5) Fay, tena mbola fay ianao ka C/D Dm7 Tsy sahy mirobodroboka Gm6 Gm9 C/D Dm7 Ny fonao anefa efa re midoboboka Gm9 C/D Dm7 Gm7/C C/D Dm7 Ho ahy, ho a______hy (2x) Outro Bb-F/A-Gm7-F-C/E (3x) Bb-F/A-Gm7-F-C Ho ahy irery Dm7-C/E Hiran'i Lalie rehetra: Lalie
Any Malala (Rossy)
Key: C Intro: Am..E/G#..| C/G.. D/F#.. F.. C.. | D7 .. G7sus4-G7 Am.... Verse 1 Am E/G# Any malala C/G D(add9)/F# Nanoratra ho anao aho F C Ny aty dia salama D7 G7sus4 G7 Nefa tsy dia misy vaovao Am E/G# Fa malahelo mafy anao aho C/G D/F# Mila ho adala F C Nefa atao ahoana moa D7 G7sus4 Fa mamafy vao mba mioty ny voa Chorus C G/B Fa ny aty, fa ny aty Gm/Bb F/A Miady isan’andro Fm/Ab C/G D/F# Tsemboka ny andrina 'zay vao F G Mba mahita ny soa C G/B Fa ny aty, fa ny aty Gm/Bb F/A Mamono masoandro Fm/Ab C G Am..E/G# Nefa tsy kivy, fa mankahery fo C G C E7 Mifofotra mihary, hiadanantsika roa Solo: Am..E/G#..| C/G..D(add9)/F#.. F.. C.. | G.. Am.. E/G#..C.. | G.. C.. E7 Verse 2 Am E/G# Any malala C/G D/F# Manoratra ho anao aho F C Voaraiko androany D7 G7sus4 G7 Ny taratasinao, izay milaza fa hoe Am E/G# Angamba tsy ahandry ahy intsony ianao C/G D/F# Fa hiova malala F C D7 Hangata-tso-drano miangavy ahy hanadino G7sus4 Hamela anao mba handeha Chorus C G/B Fa ny aty, fa ny aty Gm/Bb F/A Tsy mino ny saina Fm/Ab C/G D/F# F'ilay nolalaina, niharina, nihafiana F G 'Zao rehetra vita izao C G/B No any, no any Gm/Bb F/A Tsy ahandry maraina Fm/Ab C D7 Ahita ny hafa ka dia zao G Hilaza fa handao tsia Outro F C Tsia tsy mino izany aho e G Am Fa-mbola tia anao E/G# C Androany, androany aho dia G Am Hanainga haka anao E/G# C Fa mino foana aho e G Am Mbola tia ahy ianao E/G# C/G..D/F# Oh ouh oh... F..Fm/Ab..C.... Hiran'i Rossy rehetra: Rossy
Misaotra (Poopy)
Intro (Key: F) F....Gm7/F....|C/F....Bb/F.... F.... Verse (2x) F(add9).. F/A..| Bb(add#4)..F.. Bb(add#4)..F .. | G7..C.. F(add9).. F/A..| Bb(add#4)..F.. Bb(add#4)..F .. | C7..F.. Chorus Bb(add9)..F/A..|C7sus4..F.. Bb(add9)..F/A..|C7 ..F.. Bb(add9)..F/A..|C7sus4..F.. Bb(add9)..F/A..|G7 ..C.. --> Verse 1/Intro Verse (Key: G) G(add9).. G/B..| C(add#4)..G.. C(add#4)..G .. | A7..D.. G(add9).. G/B..| C(add#4)..G.. C(add#4)..G .. | D7..G.. Outro G..Am7/G....|D/G....C/G.... G....
Feo Roa (Lalie & Nanie)
Key: Bb/Eb, C, A Intro (Key: Bb) Bb7.... Gm7-Bb/F-Eb..| Bb/Eb..Ebadd9.. Eb-D7/Gb-Eb/G| Bb/Ab-Ab-Ab6 Verse 1 Bb Ab/Bb Bb Ho inontsika moa ny andro izay mandalo Bb Ab/Bb Bb Raha ny rivotra mifafy no tsy hitondra kalo Ebmaj7 Ebdim7 Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Bb/F Ho ankafizintsika ka tsy hisy fitsaharana Bb Ab/Bb Bb Ho inontsika moa ny ampitso raha mivazo Bb Ab/Bb Bb Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo Ebmaj7 Ebdim7 Izay notiavintsika ka lasa namololona Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Bb/F Tsara kolokolo ka tsiriritin’olona Note: D-Eb-F | Bb-C-Bb | F-G-F | C-D Chorus #1 Ebmaj7 D7/Gb Fa ianao no amiko izaho no aminao Gm9 C9 Isika no miaraka, mozika tsotra izao Ebmaj7 D7/Gb Fa tonony sy feo, tsy mahay misaraka Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Bb/F Na tsiky na tomany no miraraka Verse 2 Bb Ab/Bb Bb Ho inontsika moa ny andon’ny maraina Bb Ab/Bb Bb Raha mitampify hatrany ny kalo 'zay hiraina Cm7-Bb/D Ebmaj7 Ebdim7 Fa ianao no amiko, izaho no aminao Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Isika no miaraka, mozika tsotra izao Bridge (Key: C) Dsus4....[note:Eb-D-Db-C] G/B-C7-Dbdim7 G/D-Gaug/D Cmaj7.... | D/C.... Em7..Gmaj7/D..| Cmaj7.... B/Eb-C/E-F.. | F/C-G.... [Note: Db-D-E | A-B-A| E-Gb-E| B-Db-B] Chorus #2 (Key: A) Dmaj7 Fdim7 Fa ianao no amiko izaho no aminao F#m9 F#m7/E Ebm7b5 Isika no miaraka, mozika tsotra izao Dmaj7 Db7b9 Fa tonony sy feo, tsy mahay misaraka F#m9 F#m7/E Ebm7b5 Mahavelon’aina ny hira izay hiraina oooo Dmaj7 Db7b9 Fa ianao no amiko, izaho no aminao F#m9...F#m/E-Ebm7b5 Ha a a a a oooo F#m7/E Fdim7 Ebm7b5 Db7(b9) Fa tonony sy feo, mampi_ray ny fo Outro: F#m9..F#m7/E..|Dmaj7....Add9.... Hiran'i Nanie rehetra: Nanie Hiran'i Lalie rehetra: Lalie