Teny fanolorana: Ny fitendrin'i Dadah ny C dia miovaova ny bass (C-C/E-C/G). Arak'izay koa ny G (G-G/B-G/D) Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 4 Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 Am7: x22010 C: 0x2010 C': 0x0213 Cadd9:0x0033 D: 2x4232 Dm: 2xx231 Dm9: 2x3210 Em: 4xx453 F: 557565 F': 553xxx G: x0000x G/B: x4000x G/B':x4003x Fampidirana C Dm9 G C (2x) Tonony 1 C Em F' G F'G N'inona nanjo G G/B G G/B C Na tojo ny mafy na nambinin-java-tsoa C Em F' G F' G Na faly na maloka ny fo G F Em Dm C Ianao tsy lavitra fa teo anilako D Tonony 2 G G/B Cadd9 Ny masonao no ahitako D G D-D2-D Ny tongotrao no mahalala ny lalana hombako G G/B Cadd9 Izay taratrao no fahazavako D C G/B'-Am7-G Ny fontsika mitempo mifamaly tony lamako Fiverenana G-Am7-G/B C Izany akia ny fitia C Fitia tena fitia C G 'Ray aina, iray safidy C Izany akia ny fitia C 'Zay tiako no tian-dry C D Mizara ny mamy, mangidy Em D Voatsongo ianao, izaho no marary Em D Osa ianao, izaho no tsy zarizary C G Am D Sanatria tsy hifanary G Toa rano sy vary Tetezana: C Dm9 G C (2x) Tonony 3 C Em F' G6 F' G6 Izay telinao no ho lalaiko G G/B G G/B C 'Zay sitrakao no mampandry ny saiko C Em F' G6 F G6 Izay babinao dia ho zakaiko G F Em Dm C Izay mihantra aminao no miantraika amin'ny aiko D Tonony 4 G G/B Cadd9 Tanan-kavia sy havanana D G Na mora na sarotra hiarahana manana G G/B Cadd9 Ny mafy hifanohanana D C G/B'-Am7-G Na be na kely hifanapahana Fiverenana G-Am7-G/B C Izany akia ny fitia C Fitia tena fitia C G 'Ray aina, iray safidy C Izany akia ny fitia C 'Zay tiako no tian-dry C D Mizara ny mamy, mangidy Em D Voatsongo ianao, izaho no marary Em D Osa ianao, izaho no tsy zarizary C G Am D Sanatria tsy hifanary G Toa rano sy vary Famaranana C Dm9 G C (2x) Tendry Tsotra (EADGBE) Cadd9:x32033 Dm9: xx0210 G/B: x2000x G/B':x2003x
Monthly Archives: August 2015
Raisiko Ho Ahy (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Am/C: xxx555 Bm: x24432 Bm/D: xxx777 Cmaj7: x32000 Cadd9:x32033 Ddimm7:xx121x Em7: xx2033 Gmaj7: 3x0032. G: 3x0033 G/B: x2xx33 Fampidirana Cadd9-D-D-C D G G-Am-G/B (2x) Cadd9-D-D-C G Am-G/B-C D G Am/C-Bm/D Tonony 1 Gmaj7 Gmaj7 Raisiko ho ahy ny hadisoana Cmaj7 Izaho indray no hifona Gmaj7 Gmaj7 Nefa aok' izay, aza avela hilona Cmaj7 Ataovy heloka hibabohana Bm E Aoka atao hoe ahy ny tsiny Am D Nahatonga iny ady iny Am D Nefa mangata-pamelana Ddim7 Em D..Em7.. Aza ivindavindana Fiverenana Cadd9 D G G-Am-G/B Sao dia tezitra aho ny hiafarany Cadd9 D G G-Am-G/B Farany io havelako any Cadd9 G/B G Tombo-tsoa_ho an...'iza moa Am G/B C Iza no_ho voa C D G Am/C Bm/D Tsisy hafa tsy 'sika roa Tonony 2 Gmaj7 Gmaj7 Raha toa aho, manetry tena Cmaj7 Sanatria tsy fahalemena Gmaj7 Gmaj7 Fa raha toa samy sorena Cmaj7 Tsy afak'hidinika am-pahendrena Bm E Raha mitady filaminana Am D Aza asetrinao fahanginana Am D Izay mikotrika vali-faty Ddim7 Em D..Em7.. Fa avoahy ny ao anaty Fiverenana Cadd9 D G G-Am-G/B Ao re lala o fa mifona Cadd9 D G G-Am-G/B Nanao teny tsy tsaroana Cadd9 G/B G Tsy hanindroa aho, marina moa Am G/B C Mitsikia aloha C D G Am/C Bm/D Etsy toneho ny fo Tetezana/Solo Cadd9-D-D-C D G (2x) C.. G Am/C-Bm/D
Tonony 3 Gmaj7 Gmaj7 Tezitr' ianao, tezitra foana Cmaj7 Tsy hay intsony hoe nahoana Gmaj7 Gmaj7 Mimonjotra, toa trondro moana Cmaj7 Tambitambiko zava-poana Bm E Inona moa 'lay nampiady teo Am D Toa tsy tsaroako akory 'zay niseho Am D Fa erikerika lasa tondra-drano Ddim7 Em D..Em7.. Ady kely lasa angano Fiverenana Cadd9 D G G-Am-G/B Toa izao no fiandohany Cadd9 D G G-Am/B Ady kely tsy voavaha toa izany Cadd9 G/B G No mitombo, lasa tamboho Am G/B C Mampisara-droa C D G Am/C Bm/C Ny olona mifankato
Ny Hafanana (Jeannot)
Hiran'i Jeannot rehetra: Jeannot B: x24442 B7: x24242 na x21202 Tonony 1 Em Am Tadidio kely ange B Em F'indray takariva izay G C Notantaraiko tamin’ise fa D G Tsy miaraka izahay C D Fa matoa izy eo anilako B7 C Satria tiako ny eo anilany o o o o G D C G B7 Fa raha izay fitiavako, na misy aza silany Tonony 2 Em Am Fa ny antsika kosa B Em Hafa tsy toa ny anay G C Fa fitiavana miavosa D G No niarahana hatrizay C D Toky ihany no omeko B7 C Omeko anao tsy omeko azy o o o o G D C G F’izay efa nekeko tsy ataoko vazivazy Fiverenana D G Fa tiako loatra ianao B7 Em Mamy toa tantely C G Tena mihavao D G Tsy lainga velively D G Misy anefa re B7 Em Omeny ahy tsy omenao C G Ka hadisoako ve D C G B7 Sa kosa diso iana___ao Tonony 3 Em Am Anananao tokoa ny bika B Em Ny endrika torak’izany G C Nefa kosa mangatsiaka D G Raha anilanao hatrany C D Ny hafanana ry lalaiko B7 C Mila izany ny fitia e G D Ny fitia e, karakaraiko C G Matoa aho tsy tonga aty Fiverenana D G Fa tiako loatra ianao B7 Em Mamy toa tantely C G Tena mihavao D G Tsy lainga velively D G Misy anefa re B7 Em Omeny ahy tsy omenao C G Ka hadisoako ve D C G B7 Sa kosa diso iana___ao Tonony 3/Famaranana Em Am Anananao tokoa ny bika B Em Ny endrika torak’izany G C Nefa kosa mangatsiaka D G Raha anilanao hatrany C D Ny hafanana ry lalaiko B7 C Mila izany ny fitia e G D Ny fitia e, karakaraiko C G Matoa aho tsy tonga aty G Tsy tonga aty G Tsy tonga aty
Valiha Fararano (Jerome Randria)
Hiran' i Jerome Randria rehetra: Jerome Randria Capo: 1 Bm: x24432 Em: 022003 Fampidirana Em D D C Tonony 1 Em D Raha lazaina aloha, hafa ny amiko D C 'Ndray_sabotsy hariva izay tao an-trano Em D Izaho irery moa, sorena be tokoa D C Varivarian'alahelo toa ny mamo Fiverenana G D Eo am-parafara, teo nivahiny Am Em Sarinao, penina sy taratasy G D Te hanoratra aho, te hihira koa C Bm C Nifangaro anefa ireo tao am-po Tonony 2 Em D Tsy tsaroako akory, renoka aho natory D C Nanonofy toa nahita anao hatrany Em D Nifoha avy teo, hay nisy feo D C Vetsovetso mba voasoratro ihany Fiverenena G D Teny ankiroa, efa fantatrao Am Em Nosoratako tamin'ny sarinao G D Teny kely ihany, kely nefa mamy C Bm C Mifono hasambarana tsy lany G D Teny tena mamy, toa ny loharano C Bm C Mihiritsaka fitia manganohano Em Toa feom-baliha fararano
Rehefa Any (‘Zay)
Hiran'i tarika 'Zay rehetra: 'Zay Asus2: x02200 Bm: x24432 C#m: x46654 Dadd2/A:x04230 D': x5423x E/A: x02100 E/D: xx0454 na E': 0xx454 Fampidirana Asus2 E/A Dadd2/A E/A (2x) Asus2 E/A Dadd2/A E (2x) Tonony 1 Asus2 Dadd2/A Ny fiainana dia toy ny rehetra E/A Asus2 Tsy maintsy misy fetra C#m F#m Tsy_afaka hijanona ety ho mandrakizay Bm D' E ’Zay no lahatry ny Ray Tonony 2 Asus2 Dadd2/A Ka raha ho_avy ilay andro voatondro E/A Asus2 Hialako ety an-tany C#m F#m Ka ho_esorina indray tsy_ho_eo anilanao Bm E Asus2 A.. Dia izao no ambarako anao Fiverenana A D C#m Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any Em Asus2 D Tsy hanenina aho na dia kely aza D E/D C#m F#m Tsy hisento koa, na hitomany Bm E Asus2 A.. F’efa teo anilanao tety an-tany A D C#m Ka hiandry am-pitsikiana ’lay fotoana Em Asus2 D ’Zay natokany hiavianao D D/E C#m F#m Hanoy indray, ’reo ’zay tsy vita Bm E Asus E/A ’Lay fitiavana tsy mety ho ritra Dadd2/A E/A Asus E/A Dadd2/A Tonony 3 E/A Asus2 Dadd2/A Ka raha ho_avy ilay andro voatondro E/A Asus2 Hialako ety an-tany C#m F#m Ka ho_esorina indray tsy_ho_eo anilanao Bm E Asus2 A.. Dia izao no ambarako anao Fiverenana A D C#m Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any Em Asus2 D Tsy hanenina aho na dia kely aza D E/D C#m F#m Tsy hisento koa, na hitomany Bm E Asus2 A.. F’efa teo anilanao tety an-tany A D C#m Ka hiandry am-pitsikiana ’lay fotoana Em Asus2 D ’Zay natokany hiavianao D D/E C#m F#m Hanoy indray, ’reo ’zay tsy vita Bm E Asus A ’Lay fitiavana tsy mety ho ritra D D/E C#m F#m Hanoy indray, ’reo ’zay tsy efa Bm E Asus E/A.. ’Lay fiarahana tsy hanam-petra Famaranana ..Dadd2/A E/A Asus2 E/A Dadd2/A E/A Asus2 E/A Dadd2/A E (2x)