Solfezy (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo

Tendry Gasy (CGDGBE)
C':  0x5553  C":   0xx988   C"':0xx(12)(13)(12)
Dm:  xx0765  Dm7': xxx211
Em7: 4x5433  Ebm7':xxx322
F':  xxx565  F": 
G:   x05433  G':   779787   G": x0xx(12)(12)(10)
G7:  x02031 

Fampidirana
C"
C"' G" G' C" F
F"  G' F
G-Ebm7'-Dm7'-G

Tonony 1
  C     G7     F'    C'
Mbola irery, mbola irery
     F          G'   C'
Toa tononkira tsisy feony
  C'      G7     F'    C'
Miandry ilay, mozika iray
   F          G'   C"
Nefa toa ela ny fisehony

     Fiverenana
      C'          Em7   F
     Fa fitia tsisy mpiventy
         Dm         G-Ebm7'-Dm7'-G 
     Ka lasa nivezivezy
       C       G7       F'      C'
     Miandry miandry, miandry anao
          F           G'    C"
     Handrakitra azy ho solfezy

Tonony 2
    C     G7        F'  C'
Ianao no redona, hamelona
F      G'  C'
 Ireo teniko
   C'   G7        F'   C'
Ny eritreritra fanantenana
 F          G'  C"
Sy fitia nafeniko

     Fiverenana
        C'        Em7 F
     Ny any tena faniriako
        Dm            G-Ebm7'-Dm7'-G
     Fitia hiara-miangaly
       C       G7       F'      C'
     Miandry miandry, miandry anao
          F           G'     C"
     Hahatonga izany ho an-tsary

Tetezana
C  G7  C
F  G
G' G  (2x)
G' F   C'
C' Em7 F
F  G'
C  G7  F' C'
F  G'  C"
Tonony 3
   C         G7        F'  C'
Nitady izay feo, mba tiako aho
   F         G'    C'
Nitety sy nifindrafindra
 C'         G7    F'      C'
Nefa raha tsy, nivalana ireny
     F          G'     C"
Dia redona tsy mety hirindra

     Fiverenana
      C'         Em7  F
     Be reo feo nifandimby
      Dm           G-Ebm7'-Dm7'-G
     Nefa tsisy azoazo
       C       G7       F'      C'
     Miandry miandry, miandry anao
          F           G'     C"
     Hahatonga ny fitiavako vazo 

Tonony 4
   C      G7       F'  C'
Ianao no sisa, andrasana
     F             G'    C'
Dia ho tontosa ny hirantsika
    C    G7       F'  C
Ny tononkira nosoratako
    F     G'    C"
Ho ravahanao mozika

     Fiverenana
       C'              Em7   F
     Izaho aloha dia mbola irery
        Dm         G-Ebm7'-Dm7-G
     Fitia mandeha ila
       C       G7       F'      C'
     Miandry miandry, miandry anao
          F           G'   C"
     Handrakitra azy ho kapila

Nenina (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo 


Em7: 0xx033

Fampidirana
C  Dm G  C

Tonony 1
C                         Dm
Efa tara loatra angamba, vao nisaina
G                    C
Ity maso efa jamba, ka mangaina
C                    Dm
Efa tery avokoa, ny lalan-kaleha
    G                     C  
Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha

     Fiverenana
      Dm           G     Em7        Am
     Lala ô inona ary, no mba azo atao
         D                       G  F Em G
     Ny zaza tsy fanary, tsy fandao
      Dm            G    Em7        Am
     Zakao ny sitrapo, k’aza mamoy fo
      D                   G  F Em G
     Todio izy ireo ka jereo

Tonony 2
 C                        Dm
Toa narian-dray sy reny, nahatsiaro resy
  G                          C
Tsisy intsony ireo mpiteny, ka fetsifetsy
 C                        Dm
Tonga ny fakam-panahy, matetika ratsy
 G                        C
Vonjeo izy ireo ry lahy, fa lany vatsy

     Fiverenana
     Dm          G    Em7        Am
     Ampio izy ireo, todio sy jereo
      D                      G  F Em G
     Fa mangata-maso sy mitoreo
     Dm          G     Em7          Am    
     Aza omena tsiny, fa tsy mba niriany
      D                        G   F Em G
     Ny ho ety an-tany ka hitomany

Tonony 3
C                         Dm
Efa tara loatra angamba, vao nisaina
G                    C
Ity maso efa jamba, ka mangaina
C                    Dm
Efa tery avokoa, ny lalan-kaleha
    G                     C  
Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha
    Dm               G    C  
Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha

Famaranana
Dm  G C (2x)

Faribolana (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Dm7':xxx211
Em7':xxx433
F':  xxx565


Tendry Gasy (CGDGBE)
C:   0x2010
Dm:  2x0231 Dm7: 2x3211 
F:   557565
G:   x0343x G/F: 5x343x

Fampidirana
C Dm
F'-Em7'-Dm7'-C-G
Em7'-Dm7'-C-G C

Tonony 1
C               F
Olona samihafa loko
      G        G/F C
Samy hafa firazanana
     C            F
Tsy tia mitsitokotoko
    G         G/F C
Fa mifandray tànana

     Fiverenana
      Dm7         G
     Samy leo sy mahatsapa
         G          G/F C
     Fa ratsy ny mizarazara
      Dm7      G
     Ka aleo iray lapa
        G         G/F    C
     Mitovy zo mitovy anjara

Tonony 2
        C               F 
Ireo tanana izay mifandray
     G         G/F C
Toa sarotra sarahana
 C                F
Toa miloko rano iray
     G         G/F C
Tsy hita ho havahana

     Fiverenana
      Dm7              G
     Toy ny ankizy miara milalao
          G         G/F C
     Toa lavitry ny olana
        Dm7             G
     Jereo ireto izy malaina hifandao
        G       G/F C
     Manao faribolana

Tetezana
C  Dm
F'-Em7'-Dm7'-C-G
Em7'-Dm7'-C-G C

Tonony 3
       C                  F
Dia mihodina tsy misy fiafarany
    G         G/F C
Miodidina fitiavana
     C                 F
Fa tsara sy mamy aok’izany
  G               G/F C   
Izany hoe mifampihavana

     Fiverenana
        Dm7             G   
     Adino hoe Rakoto ilay mavomavo
        G       G/F   C
     Rabe ilay manana
        Dm7           G
    Fa samy hazoto hanandratra
      G        F   C
    Izany fihavanana

Tonony 4
   C                 F 
Jereko ny manodidina ahy
      G          F   C
Toa mianjona mangarika
    C                      F
Antsoiko hoe ndao isika hiray
     G       F   C
Tsy misy voasarika

     Fiverenana
         Dm7              G
     Fa misy ny loko tsy mety hifangaro
             G            F   C
     Misy harena tsy hihavanana
          Dm7              G 
     Dia mitsitokotoko miala amin’ny maro
         G             F   C
     Ny fotsy sy ireo manana
Famaranana
C  Dm
F'-Em7'-Dm7'-C-G
Em7'-Dm7'-C-G 
F  G  C

Tendry Tsotra (EADGBE) 
Dm: xx0231 Dm7: xx0211 G/F: 1x0003