Hiran'i Ejema rehetra: EjemaBm: x24432
F#m:244222Tonony 1D A Bm F#m
O ry tiako o, tiako tiako anao
A G A
...Vinavina efa vita_sy_masaka ny foko
G D A
Ny hangala anao an-trano
Tonony 2
D A Bm F#m
Kinanjo cherie eh, alahelo no hilazako
A G A G D A
...R'efa nandeha tany izahay, tsy nety mamanao o
TetezanaA G D
G A G D G A
DFiverenena D A D G D A
Haiko anao tia 'zaho, ooooo oieeee roy ie
G A G D A
Aza tsy nitiagny_e, mamanao tsy tia zaho
D A D G D A
Haiko anao malahelo, ooooo oieeee roy ie
G A G D
Aza mitomany tsiagne, no_mangina fa tsy avy amiko
TetezanaA G D G (3x)
A G D
A G A DTonony 2 D A Bm F#m
Ouh O 'zao malalako, aza kivy na entim-po
A G A
...Ny vady hono manam-pandehana ohatrohatra
G D A
Fa ny havana tsy azo ariana
D A Bm F#m
Kanefa tiana o, tadidio ary aza_adino
A G A
...Misy ohabola mifanohitra ami'zany aminay agny
G D A
Vitam-bady tsy vitan-kavana"
TetezanaA G D
G A G D G A
DFiverenena (2x) D A D G D A
Haiko anao tia 'zaho, ooooo oieeee roy ie
G A G D A
Aza tsy nitiagny_e, mamanao tsy tia zaho
D A D G D A
Haiko anao malahelo, ooooo oieeee roy ie
G A G D
Aza mitomany tsiagne, no_mangina fa tsy avy amiko
Hiran'i Ejema rehetra: EjemaAm7:x02010
Fampidirina (2x)D Am7 C G
Tonony 1 D Am7 C G
Djarinako zey Zagnahary, natokisako_eky e
D Am7 C G
...Zazavavy nalemy fagnahy e, no niavaka_e
D Am7 C G
...Herin-taogno sy tsota fanjava e, bangiridagna_e
D Am7 C G
...Fampivoady ho rano sy vary e, ka tsy hifagnary_e
Tonony 2 D Am7 C G
Fagnaraka tsara zalahy e, disadisa tsisy e
D Am7 C G
...Fiaignanay roa nandritrign'izegny e, hafaliagna foagna e
D Am7 C G
...Fikasagna antsika olombelo, Zagnahary mandahatra e
D Am7 C G
...Tamp'ko regny amin'olo avy tagny e, nanambady i Djary e
Fiverenana D
Ieeee ia (ouh ieee)
C
Ieeee ia ! (Namako o)
G D C
Ramalala e e e ia o
C G
Tampoko_o ia
Am C G
...Tsao 'nao mihevitra tsiahy, K'ianao k'hivarilavo_o
D C
Tsy mampagni____no o ia
G
Tantiko o o ia
Tetezana (2x)D Am7 C GTonony 3D Am7 C G
...Ranomaso nameno mouchoir e, Valin-kasambarako
D Am7 C G
...Angomanga tsy roa aman-tagny e, no niatra tamiko_o
D Am7 C G
Tso'hadi___nako koa 'zay lahy aby e, enti-maty an-tany e
D Am7 C G
...Timantima ny anao mariazy e, na veloma tsy_azo o
Fiverenana D
Ieeee ia (ouh ieee)
C
Ieeee ia ! (Namako o)
G D C
Ramalala e e e ia o
C G
Tampoko_o ia
Am C G
...Tsao 'nao mihevitra tsiahy, K'ianao k'hivarilavo_o
D C
Tsy mampagni____no o ia
G
Tantiko o o ia