Hiran'i Bekoto rehetra: BekotoHiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoAdim7:x01212
B7: x21202 B7/F#: 2x1202
D7: xx0212 D/F#: 2x000x
F#m7: 2x0220
G7 : 3x0031FampidiranaD F#m7 Em A7
Tonony 1
D F# Bm Adim7
Zaza izy roa dia nifankatia
G B7 B7/F# Em G7
Hiaraka ho doria doria
C Cm G D/F# Em
Toa ranomasina ary lanitra
C Bm Am A7-Bm-A/C#
Nanao voady, hifanambady
Tonony 2
D F# Bm Adim7
Ny anjara tsy mahaleo ny sitrapo
G B7 B7/F# Em G7
Tsy tafiaraka akory izy roa
C Cm G D/F# Em
Fa nisampana ilay la_lana
C Bm Am D7 G
'Ray nianantsimo, iray nianavaratra
Fiverenana Am Am/E D7 G Em
Embona no sisa tavela ao am-po
Am Em Am D7 G Em
Embona no sisa hiombon'izy roa
Am Em Am D7 G Em
Embona no sisa tavela ao am-po
C Bm Am D7 G
Embo__na an'olon-droa
Tonony 3D F# Bm Adim7
Roampolo taona indray hariva izay
G B7 B7/F# Em G7
Toamasina nanorana tamin'izay
C Cm G D/F# Em
Nifanena tokoa ny lalan'izy roa
C Bm Am A7-Bm-A/C#
Nisy niantso, nisy ny sento
Tonony 4
D F# Bm Adim7
Hoy 'lay vavy firy ny zanakao
G B7 B7/F# Em G7
Ny ahy Lova toy ny ana__ranao
C Cm G D/F# Em
Ny ahy Miora hoy 'lay la__hy
C Bm Am D G
Hatramin'izay aho, tsy manadino anao
Fiverenana
Hiran'i Joy K rehetra: Joy K
Capo 2A6: x02222 A2: x02200 Asus: x02230
D7/F#: 2xx212 Dsus: xx0233 D*: xx0xx5 D/F#: 2xx232
Gmaj7: 3xx432
F#m: 2xx220Fampidirana (2X)D A-A6-A
Bm A-A2
Gmaj7 F#m' Bm A-AsusTonony 1D D7/F# G Em
Embona sendra mba nandalo
A D (A-A2)
No entiko mba hikalo
D D7/F# G Em
Tsirin’alahelo avy ao ampo
A D D7/F#
Ny_omaly miverina avokoa
Fiverenana (2x) G D/F# Em D
An-tsainao ve isika nilalao
G D/F# Em A-Asus__
Am-ponao ve 'lay fitiavako anao
__Asus D D7/F# G Em
Ireo tsiambaratelo maro mamy tokoa
A D
Tsy haiko fafana ny taloha
TetezanaD A-A6-A
Bm A-A2
Gmaj7 F#m' Bm ATonony 2D D7/F# G Em
Embona sendra mba miserana
A D-Dsus D* A-A2
Ny_hampahory anao no aoka fe_____ra_na
D D7/F# G Em
Tsirim-pitia voatahiry ao am-po
A D D7/F#
Tsy ho_adino fa masaka ao an-doha
Fiverenana (2X) G D/F# Em D
An-tsainao ve isika nilalao
G D/F# Em A-Asus___
Am-ponao ve 'lay fitiavako anao
__Asus D D7/F# G Em
Ireo tsiambaratelo maro mamy tokoa
A D
Tsy haiko fafana ny taloha
FamarananaD A-A6-A
Bm A-A2
Gmaj7 F#m' Bm A
Hiran'i Bodo rehetra: BodoA7: x02020/x07685 Am': x07555 Am7: x02010
B7: x21202 B7' 797877 Bm7: x24232
Cm7':x35345 C': xx(10)988
Dm: xx0231 D': xx(12)(11)(10)(10)
Em: 022003/x79987 Em': 0xx(12)(12)(12)
G': xx5433 G": xxx787 G/B: x2003x
G7: 32001
FampidiranaEm' D' C' G"
Am' G' Cm7' DTonony 1 Em B7'
Toa ny vorona niara-niriaria
Am D G D
Teny an-dohasaha izahay
G Bm7 C A7
Ny rivotra nifofo ny orana nikija
C B7 Em
Niaraha-nisetra avokoa
Tonony 2
Em B7'
Mahita anao aho ankehitriny
Am D G D
Dia toa adinoko ireny
G Bm7 C A7
Variana tamin’ireo tambitamby
G D G G-Am7-G/B
Hiaro fitia tsy antenaina
Fiverenana C D G
Fa na dia satriko aza
C D G
Ny hitafa aminao eto ihany
C B7 Em C
Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any
G D Dm G7
Fa manembona aho iza__ny
C B7 Em C
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
G D G
Hany ka mila ho tomany
Tonony 3 Em B7'
Fony izahay niara-nilalao
Am D G D
Na ny soa na ny ratsy, niarahanay natao
G Bm7 C A7
Nisy ireo hafaliana
C B7 Em
Sy ranomaso indraindray
Tonony 4 Em B7'
Fotoana maro teto anilanao
Am D G D
Toa haravoana lalandava
G Bm7 C A7
Nanafina alahelo, hakiviana
G D G G-Am7-G/B
Nahatong'ahy toa hanjombon-dava
Fiverenana C D G G-Am7-G/B
Fa na dia satriko aza
C D G
Ny hitafa aminao eto ihany
C B7 Em C
Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any
G D Dm G7
Fa manembona aho iza__ny
C B7 Em C
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
G D G
Hany ka mila ho tomany
C B7 Em C
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
G D G
Hany ka mila ho tomany
C B7 Em C
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
G D C C-G/B-Am7 G
Hany ka mila ho toma__________ny