Hiran'i Njakatiana rehetra: NjakatianaAsus: x02230 A2: x02200
Cadd9:x32030
D7: xx0535 D2: xx0230
G/D: xx0433
G: 320033 Gmaj7:3xx432
G/B: x20030 G/Bb: x10030
F#m7: 2xx220
Fampidirana (Gmaj7 D G)
Meteza ianao ahatsiaro
(A D7 G/D
Na ny andro lasa efa maro
D G/D..D A
Tonony 1D2 Cadd9
Tsaroanao ve
G/B G/Bb
I_lay fiarahantsika
D2 F#m7
Tsaroanao ve
Gmaj7 A2...A
..Ilay hasambarantsika
Gmaj7 D2 G
Meteza ianao ahatsia__ro
A2 A D7' G/D
Na ny_andro lasa efa maro.
D G/DD ATonony 2D2 Cadd9
Tadidinao ve
G/B G/Bb
'Reny hadalana_ireny
D2 F#m7
Tena tianao ve
Gmaj7 A2..A
..Ny nataoko anao tamin’ireny
Gmaj7 D2 G
Na izaho na iana__o
A2 A D*
Dia nety izay natao
Fiverenana Em Em
Indray andro tokoa moa
F#m G
No sendra nahitako dolan’olondroa
A
Hay ianao sy 'lay rafiko
Bm G
Ny foko tamin’izay voaratranao
Em F#m Bm
Diso ianao, nahatonga ila___y
A D7 G/D D G/D D A
Fo hifandao
Tonony 3D Cadd9
Embona foana
G/B G/Bb
Ny_ahy raha_toa ka_mba hikalo
D2 F#m7
Dia ianao foana
Gmaj7 A2..A
..Ianao tsy ho fahavalo
Gmaj7 D* G
Angamba izay no lahatra
A2 A D*
F’izaho no tsy mbola zatra.
Fiverenana (2x) Em Em
Indray andro tokoa moa
F#m G
No sendra nahitako dolan’olondroa
A
Hay ianao sy 'lay rafiko
Bm G
Ny foko tamin’izay voaratranao
Em F#m Bm
Diso ianao, nahatonga ila___y
A D
Fo hifandao
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoCapo: 2Am": 5xxxx5
G/B":7xxxx7
D6: xx020x D/F#: 2xx232
G': 32001x
Fampidirana
G Bm | D6 G
C Bm | D
G-Am"-G/B" G/B"-Am"-G-G/B" | C G
Bm Am | D/F# G
Tonony 1 G Bm D G
Raha niaraka niriorio izaho
C Bm D
Sy_ny hafaliako
G Em C G
Tany lavitra any, tany an’efitra_any
Bm D G
Inona no niandry ahy tany
Tonony 2 G Bm D G
Foana toa tsy nisy ny hafaliana
C Bm D
Nahare ity feo mahavariana
G Em C G
Zaza mitomany, zaza mitomany
Bm D G
Izany no nanaitra ahy ange
Fiverenana D Am C G
Ka nijanona aho, nierikerika
D Am C G
Sanganehana aho, nitoditodika
Bm Am C G
Aiza re izany zazakely izany
Bm Am C G
No avelan’ny reniny hitomany
G' G (2x)Tetezana (mitovy amin'ny intro)Tonony 3G Bm D G
Io trano haolo, nefa toa tsy haolo indray
C Bm D
Noho ity zazakely ao
G Em C G
Zazakely iray e, toa tsy manan-dray
Bm D G
Narian-drenin'zay sahisahy
Fiverenana D Am C G
Izany angamba tsy sitraponao
D Am C G
Fa voatery, voatery natao
Bm Am C G
Nefa eritrereto sy diniho ange
Bm Am C G
Saino kely sy hevero re
A(add9)....Gmaj13....
Verse 1 A(add9) E/G# Gmaj13 F#7
Dia nakisakisakao ny fo_____ko
Bm7 Bmmaj7 Bm7
Hitanilanila hiafiafy
E7 A(add9)
Teo an-tsisin’ny fonao
E Gmaj13..F#7
Mpilalao fiti_______ia
Bm7
Tsy vonona hiara-dia
Dm6 E7 A(add9)
Zatra loatra nankafy lalao fitia
Tonony 2
A E G F#
Na dia tsy ho zakako aza izany
Bm7 Bb Bm7
Dia nekeko ny ho kilalao
E A
Hifantohan’ny sainao
E G__F#
Mpilalao fiti..ia
Bm7
Dia tafara-dia dia
Bm7 E
Dia nandramantsika ny
A
Lalao fitia
Tetezana Dm
Kanjo ela ny ela
G C
Ritra teo_ka_tsy_nisy tavela
F Dm
’Lay fitia nokasaiko ho anao
G C
Nataonao kilalao
Fiverenana Fm Bb D#
Ianao ilay mpilalao fitia
G# Fm
Indray no tsy very dia
G C
Nanjary tia_dia_tia
Bm-E
Tonony 3
A E G F#
Dia nakisakisako ny fonao
Bm7 Bb Bm7
Hitanilanila hiafiafy
E A
Eo an-tsisin’ny foko
E G__F#
Mpilalao fiti..ia
Bm7 Bm7'
Tsy vonona hiara-dia
Bm7 E
Zatra loatra nankafy
A
Lalao fitia
Tetezana Dm
Kanjo ela ny ela
G C
Ritra teo_ka_tsy_nisy tavela
F Dm
’Lay fitia nokasaiko ho anao
G C
Nataonao kilalao
Fiverenana (2x) Fm Bb D#
Ianao ilay mpilalao fitia
G# Fm
Indray no tsy very dia
G C
Nanjary tia_dia_tia
Hiran'i Mbolatiana rehetra: MbolatianaBm7: x24232 Bm7': x24235 Bb: x13331 D#: x68886 Dm: xx0231 F#: 244322 Fm: 133111 G#: 466544
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoHiran'i Bessa rehetra: BessaAm7: x02010
B7: x21202
C': x32013
D7: xx0212
G/B: x20033
Fampidirana
B Em C G D G
C G C
Tonony 1G Am7 D7 G
.Ny fahazazako sy ny nofy tao
D G C D
Samy nangalako natokako ho anao
C' G/B B7 Em
'Zay rehetra lasa sy 'zay mbola kinasa
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
Tetezana
B Em C G D G
C G C
Tonony 2 G Am7 D7 G
Ny hahatanorako, voninkazo soa
D G C D
Tsy mba norarako notoazako avokoa
C' G/B B7 Em
Dia ataoko ho amboara, mirindra sady tsara
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
Tetezana
B Em C G D G
C G CTonony 3 G Am7 D7 G
Ity tononkalo izay hiraiko ity
D G C D
Tsy mila atakalo fa vokatra fitia
C' G/B B7 Em
Hatramin’ny aiko, 'zao ihany no lazaiko
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
Famaranana
B Em C G D G
C G C G...
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoCapo 2A': x0765x-x0767x-x0765x Asus: x02230
D': xx0x75-xx0x57-xx0x75
E: 022104 (na 022100)
F#m: 244225 (na 244222)FampidiranaD'...A' (2X)
F#m..E..D-A (2X)Tonony 1 D D D
Tsy_ho alahelo, no entinao mielo
A
.Amin’ny oram-batravatra e
D D D
Na ho tanam-polo no entinao mijoro
A
.Amin'ny oram-batravatra e
Fiverenana F#m E
'Ty ny foko
D A
Mamoha varavaravana
F#m E
Ao anatiny ao
D A
Tsara hialokalofana
Tonony 2 D D D
Tsy ho hetaheta no entinao misetra
A
.Ny hain-be migaingaina e
D D D
Na ho tany mahamay no_ho_diavinao indray
A
.Amin’ny haina be migaingaina e
Fiverenana F#m E
'Ty ny foko
D A
Mitondra alokaloka
F#m E
Ao anatiny ao
D A
Mamelombelon’aina
TetezanaF#m E
Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana
E Bm
(Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana)
Bm A
Be ny olona very tsy mahita hitarainana
F#m E
...Na izany aza no manjo (hm hm hm)
Bm A
Dia mbola manana ny toerany ny fo
A A A A-Asus-A
Ny fo, ny fo ny
Tonony 3 D D D
Tsy ho hakiviana no entina hamakiana
A
.Ny alim-be maizi-kitroka e
D D D
Na ho fahatahorana no entina hisalorana
A
.Amin’ny alim-be maizin-kitroka e
Fiverenana F#m E
'Ty ny foko
D A
Mitsilo ny lalana
F#m E
Ao anatiny ao
D A
Misy jiro manazava
Tonony 4 D D D
Tsy mba ho taraina no entinao miaina
A
.Ny rivo-mahery mifofofofo e
D D D
Na ho fandosirana no entina hidovirana
A
.Ny rivo-mahery mifofofofo e
Fiverenana F#m E
'Ty ny foko
D A
Manolotra tanana
F#m E
Ao anatiny ao
D A
Misy azo hamaharana
TetezanaF#m E
Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana
E Bm
Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana
Bm A
Be ny olona very tsy mahita hitarainana
F#m E
...Na izany aza no manjo (hm hm hm)
Bm A
Dia mbola manana ny toerany ny fo
A A A A-Asus-A
Ny fo, ny fo ny
Solo: D'..A' (2x)
Fiverenana F#m E
'Ty ny foko
D A
Ny fo midanadana
F#m E
Mandrosoa ianao
D A
Mandry fahalemana
F#m E
'Ty ny foko
D A
Ny fo midanadana
F#m E
Mandrosoa ianao
D A
Ka mandraisa toerana
Hiran'i Mika sy Davis rehetra:
Mika sy DavisA': 5x7655
D': x57775
G': 3x5433
FampidiranaD....F G F#m Bm Em A
D....C..G
hmmm
F#m... Bm
Bapapapapa
Em-F#m-G-Bm-A....
Tonony 1D G A
.Ma tsaiky joby_e
D Em A
.Tsaiky joby zanaka mpanarivo_o
D G A
.Tomobilina an’anjy ropilany_e!
D Em
.Halany koa tomobily mandeha ambany e
A D G
Tsaiky joby e ia
A D G A
Tsaiky joby e ia
Fiverenana (2x) D G
Izy misôma la vie amin’ny volan’anjy
A D
Tsy mipoerapoera
D G
Tsy karàha navigatera
A D
Efa dila hamaky vera
D....G..A
Tetezana
D' A'
Tsaiky joby e ia
G'
Zanaka mpanarivo_o
A
Tsy mipoerapoera
D' A'
Tsaiky joby e ia
G'
Izy havolana
A
'Zay tiany agnoné
A D G
.Tsaiky joby_e ia oa zaho
A D G
Tsaiky joby e ia
A D G
Tsaiky joby e ia oa-a-a-a
A D G
Tsaiky joby e ia
Tonony 2D G A
.Ma tsaiky joby e! valeur e
D Em A
.Tsy mbo tia miavona amin’olo_o
D G A
.Mahita an’azy ianao taitra e
D Em A
.Maro ampaniry ianao ma tsaiky e
A D G
Tsaiky joby e ia
A D G A
Tsaiky joby e ia
Fiverenana (2x) D G
Izy misôma la vie amin’ny volan’anjy
A D
Tsy mipoerapoera
D G
Tsy karàha navigatera
A D
Efa dila hamaky vera
D....G..A
Tetezana/Famaranana
D' A'
Tsaiky joby e ia
G'
Zanaka mpanarivo_o
A
Tsy mipoerapoera
D' A'
Tsaiky joby e ia
G'
Izy havolana
A
'Zay tiany agnoné
A D G
.Tsaiky joby_e ia oa zaho
A D G
Tsaiky joby e ia
A D G
Tsaiky joby e ia oa-a-a-a
A D G
Tsaiky joby e ia
Teny fanolorana: Avy amin'ilay fampisehoana
tao amin'ny Coulisse en TV Plus
no nanaovana an'ilay tondrompeo
Hiran'i Njakatiana rehetra: NjakatianaA/D: xx0220 Asus: x02200 Asus2: x02230
Bm: x24432 B: x24442
Bsus: x24452 Bb: x13331C#m*: x4xx5x C#: x46664
Dsus: xx0233 D2: xx0230
E': x79997 E'sus:x799(10)7
G/D: xx0433 Gmaj7:3xx432
G/B*: x2xx3x G#m: 466444F#m: 244222Tonony 1
D A/D
Agnao tamin'iny
G/D Bm
Nahay nikorana tsara
Em
Nitavandra 'zaho agnao fa
A A-Asus-A
Very
Tonony 2
D A/D
'Zaho koa
G/D Bm
Nahinakinaka
Em F#m
Kay nanaiky niaraka
G A D
Fa nilaozam-bady agnao
Tetezana Gmaj7 Bm
Mifankatia tsara 'tsika
Gmaj7 Bm A-G/B*-C#m*
Avy eo, avy eo mifampatoky
D A F#m G
Ka raha tsy ho faty koa ny tegna
Em
Fa zao
D
Nanjary tsy haiko
D A Asus2-A
Kay nampalemy troko hmm hmm
Fiverenana (2x) D F#m G Em
Eh nipody amin-bady agnao
A G/D D
Ino eky raha atao_ko
B Em
'Zaho tsy nanantena olo hafa
A D
Fa hanao fo letry izey
TetezanaD2-D.. D-Dsus..
D2-D-Dsus-D-A/D
Tonony 3 D A/D
Tsy hadinoko
G/D Bm
Ny raha nataonao izao
Em
Na ny ratsy na ny tsara
Bb A
Ia e
Tonony 4
D A/D
Fa andro iraiky
G/D Bm
Mba mety ho tsarovanao
Em F#m
Olo iraiky nankatia
G A D...
Ho tantaram-piainanao
Fiverenana (Ambony)
E G#m A F#m
Eh nipody amin-bady agnao
B A E
Ino eky raha atao_ko
C# F#m
'Zaho tsy nanantena olo hafa
B E B-Bsus-B
Fa hanao fo letry izey
Solo/FamarananaE..G#m..A F#m
B.B-Bsus-B
E'sus-E'
C# F#m
'Zaho tsy nanantena olo hafa
B E
Fa hanao fo letry izey
G#m Bb* C*
Oh oh oh
C# F#m
.Efa tsaratsara tokan-trano agnao tsy any e
B E
Fa aty maty pasipaoro
C E
Ie oh oh oh oh oh..
Hiran'i Zo Ryan rehetra: Zo RyanBb: x13331 Bbm: x13321
Dm: xx0231
Gm7:3xx33xFampidiranaF...Bb-C (2X)
Tonony 1F
.Andraso aho fa_mba_te hiresaka_aminao
F
.Tsy hanadala fa hitondra vaovao
Bb
Azafady koa roh
Bb
Mba valio 'zaho roh
F
Tia anao
Tonony 2
F
.Matetika manko antsika mifanena
F
.Ianao kosa miondrika vao jerena
Bb
Iny indrindra anefa
Bb
No manosika_ahy hiantefa
F
Ho eny aminao
Tetezana
C Bb
.Tsoriko aloha f'ianao naninton'ahy
C Bb
.Nandaitra ny fo, nambabo ny fanahy
C Bb
.Na endrika_na bika tsara avokoa
C
Mety amiko aloha
Fiverenana
F Bb
Tia aho
F Bb
Matoa_nanantona_anao ah ah
Dm
Ny faniriako
Bb C
Ianao no olon-tiako
F Bb
Foiko ho anao
F Bb
Ny amiko manontolo yeah yeah
Gm7
Ny Fitiavantsika roa
C Bb Bbm
Tsara kolokolo
F...Bb-C (2X)
Tonony 3
F
Ataoko 'zay hitady hahasambatra_anao
F
Tsy ho sanatria vava nahita vao
Bb
Safosafo sangisangy
Bb
Tsy hijaly_anao_koa_tambitamby
F
Isan'andro
Tonony 4
F
Ny fitiavako sy androko_sisa
F
Koa hiarahako aminao paradisa
Bb
Maty aminao roh za
Bb
Milela-paladia
F
Omeo fitia
Tetezana
C Bb
.Tsoriko aloha f'ianao naninton'ahy
C Bb
.Nandaitra ny fo, nambabo ny fanahy
C Bb
.Na endrika_na bika tsara avokoa
C
Mety amiko aloha
Fiverenana
F Bb
Tia aho
F Bb
Matoa_nanantona_anao ah ah
Dm
Ny faniriako
Bb C
Ianao no olon-tiako
F Bb
Anao koa roh
F Bb
Ny tiako vady an-trano yeah yeah
Gm7
Izy_koa ekenao
C
'Zaho ho_avy hangata
Bb Bbm
Tso-drano
F....
C-F-C (5x)
Tetezana
C
Ho maty aminao zaho karaha lefaka e yeah yeah oah roh (2x)
C
Toa zaho tia anao, tavela
Fiverenana (2x)
F Bb
Tia aho
F Bb
Matoa_nanantona_anao ah ah
Dm Bb
Ny faniriako
Bb C
Ianao no olon-tiako
F Bb
Foiko ho anao
F Bb
Ny amiko manontolo yeah yeah
Gm7
Ny Fitiavantsika roa
C Bb Bbm
Tsara kolokolo
F..
Verse 1 Dm F
Hazo midoroboka an'izy
Dm A
.Teo andrefan-tanana
Dm F
Tena nahatamana ny ankizy
Dm A
.Manome aloka
Dm G
.Dadaben'i dadaben'i dadabe
Bb A
.Dia nahita azy anie
Dm F
.R'izareo nifandimby nandeha
Dm A
.Ny hazo nijanona
Tonony 2 Dm F
Fantatr'ilay hazo daholo
Dm A
.Ireo mpifankatia
Dm F
Nandany ny hariva manontolo
Dm A
.Teo am-potony
Dm G
.Nisy koa ny nanao maloto
Bb A
.Nandalo iray minitra
Dm F
.Teo koa no nigogogogo
Dm A
.'Reo voasazy naditra
Chorus (2x) Bb C
Soa, soa tokoa
Bb C F
Ny hiran'ireo voronkely
Bb F
Tonga namangy tsiroaroa
A Dm
Namana tsy mba namery
....
Dm F G#-G-Dm
Verse 3 Dm F
Nisy lehilahy tena nangitsy
Dm A
.Sady toa nila vola
Dm F
Izy nanapaka tsy nitsitsy
Dm A
.Io 'lay hazo fa tola
Dm G
.Rantsany no nataony kitay
Bb A
.Ny sisa nalefa any an-tsena
Dm F
.Toerana maloka hatramin'izay
Dm A
Nanjary tsisy jerena
Chorus (2x)
Bb C
Ory, ory tokoa
Bb C F
Ny hiran'ireo voronkely
Bb F
Lasa nikopaka tsiroaroa
A Dm
Very fonenana very
....
Dm F G#-G-Dm
Verse 4 Dm F
Nisy lehilahy tia nivazo
Dm A
.Be fitiavana be
Dm F
Izy no nividy ny hazo
Dm A
Ataony gitara be
Dm G
.Dia nomeny an'ireo zazavavy
Bb A
.Ho namana f'izy hono handeha
Dm F
.Izy voatery hamika sahady
Dm A
Tananany lavitra be
Chorus (2x) Bb C
Soa, soa tokoa
Bb C F
Ny hiran'ireo zazavavy
Bb F
Ny maraina vao mifoha
A Dm
Mikalo ny hiran'ilay bandy
....
Dm F G#-G-Dm
Outro
Dm F
Hazo midoroboka an'izy
Dm A
Teo andrefan-tanana
Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny Tariny
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana
D7: xx0212
FampidiranaAm D7 (4x)
G F Em F (3x)
G F Em D..
Am D7 (4x)
Tonony (2x)
Am D7
Betsiboka tsy nandalo anie
Am D7
Variana niankandrefana o
Am D7
Tsara tondraka finaritra e
Am D7
'Zay faritra lalovany a
Am D7 Am D7
TetezanaG F G F
.Mandoro fela-tongotra mahamay e
F G F Em F
'Ty tany nodiaviko hatramin'ity marain'andro e
G F G F
Tsy felana, tsy ravina hialofana e
F G F Em D
Fidonaky ny masoandronay aty ka tsy misangy anie
Fiverenana C
O mila rano e
D C
Fa tsisy fatsakana e
D C
Mihaotra havoana maro an-tongotra
D C
Izay no_iray damozana e
D C
O mila rano
D C
'Reo zanaka amam-para o
D C
Ataon'ny aretina angaredona
D C
Mikaika tsisy farany e
D C
O mila rano o
D C
Tontolonay aty o
D C
Manofy tany lonaka
D C
Ala maitso mava, pitik'orana e
FamarananaAm D7 (4x)
G F Em F (3x)
G F Em D..
Am D7 (4x)