Hiran'i Iraimbilanja rehetra: Iraimbilanja Capo: 1 E5: 022xxx A5: x022xx B5: x244xx B7: x21202 C#5: x466xx (C#m:x46654 ny naoty feno) F#m7:2xx220 Fampidirana E5 Tonony 1 E5 A5 Sendra reko anikeo E5 A5 Tao anatin’ny onja-peo C#5 B5 A5 'Lay hiranao, hira mitalao Tonony 2 E5 A5 Tsy haiko aloha 'zay loha-teniny E5 A5 Fa ny tsaroko dia ny feony C#5 B5 A5 Mampatsiahy indray, izay lasa izay Fiverenana Am E Somary gaga ihany aho raha nandre Am Satria taona maro izy izay E B7 Tsy mba nandeha Tonony 3 E5 A5 Nakariko mafy ny radio E5 A5 Nanjary nisioka aho nony avy eo C#5 B5 A5 Narahina dihy, nanembona an-dry Tonony 4 E5 A5 Variana loatra aho nilalao E5 A5 C#5 Tonga ny ora filazam-baovao B5 A5 Tapaka hatreo 'lay hira teo Tetezana/Solo (2x) F#m7 E | A B7 Fiverenana Am E Somary gaga ihany aho raha nandre Am Satria taona maro izy izay E B7 Tsy mba nandeha Tonony 5 E5 A5 Fahatsiarovana mitoetra E5 A5 Ny tantara izay vita rehetra C#5 B5 Tehirizin’ny onja-peo A5 Sanatria tsy hankaleo Tonony 6 E5 A5 Mino aho f'any lavitra any E5 A5 Misy misento mitomany C#5 B5 Ny alahelo ao am-po A5 Mahatsiahy ny taloha Tonony 1 E5 A5 Sendra reko anikeo E5 A5 Tao anatin’ny onja-peo C#5 B5 A5 'Lay hiranao, hira mitalao Tetezana/Solo (2x) F#m7 E | A B7 Fiverenana Am E Somary gaga ihany aho raha nandre Am Satria taona maro izy izay E B7 Tsy mba nandeha
Tag Archives: iraimbilanja
Zavavy (Iraimbilanja)
Hiran'i Iraimbilanja rehetra: Iraimbilanja C': x35553 C4: x35563 Cadd9: x32033 D': x57775 G': 355433 G/B: x20033 Fampidirana G' D', C' C4 (4x) Em D C (3x) Em D Tonony 1 G Cadd9 G/B D Avelao aho mba hanatitra an-dry G Cadd9 G/B D Mangingi___na anie ny lalana ety G Cadd9 G/B D Ny elakelantrano lavitry ny arabe G Cadd9 G/B D 'Zao ora izao anie ka vitsy mpandeha Tetezana Am Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be G Ny mihaino anao Am Ny lalanao zory aza manorisory C D (Tab 1) Hoy ianao tsy nihomehy Fiverenana Em D C Zavavy ndeha mba hiaraka D Cadd9 G Lalana hiraisana tsy aleo miaraka Em D C Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra D Cadd9 G Ka moramora ihany sao sasatra Am Bm C D Andraso re, andraso re, andraso re eee Solo Am D (3x) G C Em D (4x) G Cadd9 G/B D (2x) Tonony 2 G Cadd9 G/B D Ny lalana hizoranao lalako ihany G Cadd9 G/B D Lazaiko an-dry tena marina izany G Cadd9 G/B D Ny lala-mangina ny irery ianao G Cadd9 G/B D Zavavy ry ento aho ho namanao Tetezana Am Ndao ary andeha hoy ianao nihomehy G Nijery ahy Am Nalamiko tsara hitohy ny tantara C D (Tab1) Ka nataoko hira hoe Fiverenana Em D C Zavavy ndeha mba hiaraka D Cadd9 G Lalana hiraisana tsy aleo miaraka Em D C Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra D Cadd9 G Ka moramora ihany sao sasatra Am Bm C D Andraso re, andraso re, andraso re eee Tab 1 D e|-2-3-2---3-2---- B|-3-----3-----3-3 G|-2-----------2-2 D|-0-------------0 A|---------------- E|----------------
Mosoara (Iraimbilanja)
Teny fanolorona "cover" nataon'i Bodo "Mosoara (Bodo)" Hiran'i Iraimbilanja rehetra: Iraimbilanja Fampidirana Am G (2X) Tonony 1 C G Avalony tsara ilay mosoara C G Kotsan-dranomaso omaly hariva C D G (G-C-G) Raha nilaza izy fa tsy tia anao intsony C G Ary aza sasana fa tehirizo tsara C G Hampatsiahivanao azy any aoriana C D G (G-C-G) F’efa nisy izany, eny efa nisy Fiverenana Am C ...F’izao aloha henoy ny hira D C G (G-C-G) ..Izay nataoko hamalifaly anao Am C ...Ary asio ilay feo faharoa D C G ...Mbola tsy ahafoizako anao Tonony 2 C G Tsy maintsy mbola ho avy ilay andro C G Hiverenany eto indray C D G (G-C-G) Sy hamerenany ireo teny maminao fahiny C G Ary saino dieny izao ny havalinao azy C G Amin’izay fotoana izay C D G (G-C-G) Sao tonga indray ny alahelo tsy ho afaka intsony Fiverenana Am C ...F’izao aloha henoy ny hira D C G (G-C-G) ..Izay nataoko hamalifaly anao Am C ...Ary asio ilay feo faharoa D C G ...Mbola tsy ahafoizako anao Famaranana (3x) G C D Avalony tsara ilay mosoara C G Kotsan-dranomaso omaly hariva
Tehina (Iraimbilanja)
Key: Em (G) Intro: A(add9)..D(add9)/A-A A(add9)-E/G# | D(qdd9)/F#-A(add9)/E A(add9)-E/G# | E-B/D# A/C#-B/E E-B/D# A/C#....E Verse 1 Em Vao zaza sy vao niana-mandeha 'reo tongotrao D/F# G Ka nitehina tamin'i Neny ianao Am C Izy no andry tsy hampianjera anao Em Izy no vatolampinao Verse 2 Em Taona maromaro taty aoriana D/F# G Nifanao fotoana tamin'ny olon-tiana ianao Am C Tsy mbola tonga izy, tsy mbola tonga foana Em Em-D/F# Ka niankin-drindrina ianao Chorus Em-D/F#-G D Tsy misy mahavita irery Am Em Fa mbola miankina amin'ny tsy hay G D Na rindrina io na hazo Am C Em Tehina, tehina foana -> intro Verse 3 Em Nitombo ny taona sy ny fara mandimby G Ka niahosa ny tongotrao Am C Nitady ka nahita, hazo itehenana Em Hazo ho namanao Solo: Em....|C.... G.... |D.... Am....|Em.... C..B7..| Em.....> Chorus Tondrompeon'i Iraimbilanja hafa: Iraimbilanja