Hiran'i Thiera Bruno rehetra: Thiera Bruno Fampidirana Am D G Em Am D C G Tonony 1 G C G Ity hirako ity dia atolotro anao G D Ahatsiarovanao ny anarako G C G Raha ho lasa any ianao, ka ho lavitra ahy G D G Veloma mandrampihaona Tonony 2 G C G Aza adino lalandava fa mpinamana isika G D Tsy mba nifankafoy tety G C G Mpizara alahelo, mpizara hafaliana G D G Izaho sy ianao, hatramin’izao Fiverenana Am D G Em Very namana aho nilaozanao D G Ka iza indray izao no antenaiko Am D G Em Hilazako ny manahirana ahy Am D C G Hisolo ny toeranao a a a Tetezana: Am D G Em Am D C G Tonony 3 G C G Tsy ny elanelan-tany na ny fahalaviranao G D No hampisy ny fanadinoana G C G Fa sento tokana monja ary tsiahy iray minitra G D G Dia ampy hampiray antsika Tonony 4 G C G Koa raha manina ianao, ka te hanoratra G D Ny aty tsy miova adiresy G C G Tsy miova fanahy, tsy miova fitia G D G Fa miandry, miandry anao Fiverenana Am D G Em Very namana aho nilaozanao D G Ka iza indray izao no antenaiko Am D G Em Hilazako ny manahirana ahy Am D C G Hisolo ny toeranao a a a Famaranana Am D G Em La lalala la lalala la Am D C G Lalala la lalala lalalala a a a