Hiran'i Johane rehetra: Johane
Tonalite: F# (piano) F (Gitara): capo 1eme case (esory ny # rehetra) (F->E, B->Bb)Intro: F#sus2..C#6/F-C#/F| D#m7..C#.. Badd9-C#-D#m7-C#/F| F#/C#..C#.. Tonony 1D#m B
Anio 'lay andro
F# C#
Voatokana ho ahy sy ho anao
D#m B
Ka holazaiko
F# C#
Eto anatrehan'izao rehetr'izao
Tonony 2D#m B
Raha ny ato am-poko
F# C#
Mbola tsy niova hatram'zao
D#m B
Vao nia-nitombo
F# C#
Ilay fitiavako anao
Pre-Refrain Badd9 F#/A#
Haveriko ho renao
B C# D#m7 C#/F F#/C#
Fa tena tiako ia___nao
Fiverenana C#7 F#
Manomboka androany akia
C#/F D#m7
Fiainana vaovao no miandry antsika
C# Badd9
Vita tso-drano ilay fitia
F# G#m7
Nampiray antsika anio
C#7 (Ddim7) D#m7
Ary ho mandrama------ty
C# Badd9
'Lay voady nifanaovantsika
F#/A# G#m7
Fo mitambatra ho iray
C#7 F# (F#sus4-F#)
Ho doria mandrakizay
Tonony 3D#m7 Badd9
Na maro aza ireo
F# C#
Mpanenjika antsika e
D#m7 Badd9
Aleo izy indray no ho leo
F# C#
Fa tsika tsy maintsy ho tafita e
Tonony 4D#m7 Badd9
'Zay tokinao ianao koa no andry hiankinako
F# C# D#m7
Zaho sy ianao miaraka tsy mifankafoy
Badd9
Tsiky na tomany
F# C#
Raha ny hisaraka dia sanatria ny amin'zany
Pre-refrain/fiverenana (mifaranana B)
Tetezana: F#..C#/F.. |D#m7..F#/C#..
Badd9..F#/A#..|G#m7..C#7-Ddim7
D#m7 C# B F#/A#
Fo mitambatra ho iray
G#m7 C# B
Ho mandrakizay
Fiverenana Outro C#7 F#-C#/F-D#m7
Ho doria mandrakizay
G#m7 C#7 F#
Ho iray, ho doria mandrakizay