Fihin-tananao (Tovo J’Hay)

Tonalite: F#, G#, B, A
A#m7b5 = C#m/A#
Bm7b5  = Dm/B

Intro  (Tonalite: F#)     
F#(add9)  F#(add9)/B (2x)

Tonony 1 
F#                               F#/A#
 'Lay tsikinao isa-maraina d'efa ampy ahy 
B(add9)                    F#
 Ho fifaliako, sitrako sy tiako 
                      F#/A#
Fankaherazanao manala ahiahy 
B(add9)                          C#
 Tsy hohadinoiko, voasikotra am-poko 

     Pre-Chorus
                                 B(add9)-C# 
     Fihin-tananao maneho fahavonona____na 
                                B(add9)-C#  B/C#
     Mba_hiatrika 'zay adiko sy ola____na 

     Fiverenana
                      F#(add9)             B(add9)
     Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso 
                     F#(add9)            C#
     Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso 
                        F#(add9)            B(add9)
     Tsy anjely nefa ianao,  mifono mistery amiko 
                     F#(add9) C#                 F#
     Fa be fitiavana_a_______hy, andrianiko ho tiaviko 

Tonony 2 (Tonalite: G#)
G#
 Indro aho fa niova nanam-pahendrena 
C#                              G#
 Niova ny fiainako, niova ny fisainako 
                                   C#
Dia tsisy afa-tsy ianao no voajeriko 
                        D#
Mamiko tiako, tokana fidiako 

     Pre-Chorus
                                C#(add9)-D#
     Tokinao, tsikinao, ampy ho andriko 
                                     C#(add9)-D# C#/D#
     Efa fantatrao f'ianao anie no kiadiko 

     Fiverenana  
                      G#(add9)             C#(add9) 
     Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso  
                     G#(add9)            D#  
     Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso 
                        G#(add9)           C#(add9)
     Tsy anjely nefa ianao, mifono mistery amiko 
                     G#(add9) D#                 G#
     Fa be fitiavana_a_______hy, andrianiko ho tiaviko

Tetezana (Tonalite B)
E                       C#m7
 Tsy taitra randram-bao, fa mionona aminao 
  A#m7b5                               D#  E
Anaty tsy mba re, tsy sanatria voafehy ouh ouh

Piano Solo (Tonalite A)
A  Dmaj9      |  Bm9-B7  E
Dmaj9 A/C#    |  C#7/F-F#m
Bm7-A/C#-D-D# |  A       E
 
     Fiverenana  
                 A(add9)                   D(add9) 
     Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso  
                     A(add9)             E  
     Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso  
                        A(add9)            D(add9) [Bm7b5]
     Tsy anjely nefa ianao, mifono mistery amiko  
                     A(add9)  E                  A
     Fa be fitiavana_a_______hy, andrianiko ho tiaviko

A/C#-Cdim-Bm7-A

Sombinaiko (Bodo)

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo

Tonalite: F

Intro
Dm     Am/C   |  Bbmaj7  
Em7b5 (na Gm/E) -Gm7
A7sus4-A7     |  Dm
-----------------
Dm7 - C/E - F |  F - C/E - Dm7   C*
Bb - F/A -Gm9 -  Bmaj7/C   F
Bb/F- F (2x)

Tonony 1
      F          C/E
Sombinaiko, ho anao 
Dm          G7  Bb/C           C
 No amoronako,      ity hira ity f’efa 
       F          C/E
Tsy ho ela dia ho avy 
Dm          G7  Bb/C         C     
 Ilay ora iray,     iandrasako anao 

     Fiverenana
      Bb           F/A   
     Fantatro fa tsy safidinao 
      Gm7   Bb/C  C      F  Gm7-F/A
     Ny ho tonga ety an-tany 
          Bb            F/A        
     Tsy lanitra no hitsena anao na 
     G          F/C C
      Paradisa koa   

Tonony 2
    F                      C/E
Fa fantatro, f'hisedra ny mafy ianao    
      Dm            G7            Bb/C    C
Nefa aoka ho fantatrao    fa tsy noho izany 
           F              C/E
No hahatongavanao, fa fitiavana    
Dm          G7     Bb/C         C
  Tsy misy tambiny   fa omena tsotra izao    

     Fiverenana
          Bb                      F/A 
     Ka tsofin-drano ianao mba ho olo-mendrika    
         Gm7       Bb/C C    F     Gm7-F/A 
     Fitiavana no hany  anananao    
      Bb            F/A 
     Sabatra ampy hiaro anao    
           G           F/C C
     Raha sendra loza koa 

Famaranana
     F          Gm11            F/A
Fa izay no lovasoa, tsy mety ho lo 
           Bb C
Atolotro ana__o 
    F      Gm7          F/A 
Vatsy entinao, hamaky ity 
          Bb C
Fiainana ma_fy 
         
    F                 Gm7                F/A Bb-C    
Fa raha toa ka saraka anao, io fitiavana io 
    F               Gm11            F/A
Antsoy fa izy no hamaha,  Hanasitrana 
         Bb-C
Ny aretinao 
    F   Gm11  F/A |  Bb  C
Katsaho