Key: F, Gb, G, Ab, A
Intro (Key: F): Fmaj9....| C/D..Dm....(2x)
Verse 1
Fsus4
Nandrasako ho tonga maraina
C/D Dm
Gina foana teo aho
Gm7 GmMaj7
Nandroso hisakafo aho ny antoandro
C7sus4 C7
Nangina ilay se______za
Fmaj7
Niandry handondona ihany aho
Am7b5 Bbmaj7 G7/B
Ny hariva nandini-baravarana
F/C C7
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao
F B/Db
Nipitrapitra teo aho
Verse 1 (Key:Gb)
Gbsus4
Nandrasako ho tonga maraina
Db/Eb Ebm
Gina foana teo aho
Abm7 AbmMaj7
Nandroso hisakafo aho ny antoandro
Db7sus4 Db7
Nangina ilay se______za
Gbmaj7
Niandry handondona ihany aho
Bbm7b5 Bmaj7 Ab7/C
Ny hariva nandini-baravarana
Gb/Db Db7
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao
Gb C/D
Nipitrapitra teo aho
Verse 2 (Key G)
G F#aug7
Fetiko androany fetiko androany,
G C/G-G
Dia tsy tsaroanao ve
B7/F# B13
Sa ninianao hoadinoina tsotr’izao
D/E E7
Fa inona no antony
A D
Fandrao dia tsy tianao intsony aho
G/B Cadd9
Tsy manahy lazao ahy
G/D D9
Fandrao dia tsy tianao intsony aho
G Gmaj9....|D/E..Em..
Tsy manahy lazao ahy
Verse 3
G F#aug7
Raha toa izany raha toa izany
G C/G-G
Hivavaka aho ho antsika
B7/F# B13
Mahazoa 'zay rehetrarehetra mety ilaina ianao
D/E E7
Ny anjarako fa vi__ta
A D
G/D D9
Ny sombin’ny tsara azo avy amiko
G/B Cadd9
No iriko ho vimbininao
G Db/Eb
No iriko ho tehirizinao
Verse 4 (Key: Ab)
Absus4
Antenaiko ho tonga rahariva
Eb/F Fm
'Lay kintan-kely anja__rako
Bbm7 BbmMaj7
Fa na handao aho izy ampitso
Eb7sus4 Eb7
Inoako fa hipody indray
Abmaj7
Tsy mba toa anao
Cm7b5 Dbmaj7 Bb7/D
Tsy mba toy ny anao manepoka tsy hita
Ab/Eb Eb7
Tsy tonga ianao rehefa tsy tonga ianao
Ab D/E
Tsy hipitrapitra intsony aho
Outro (Key: A)
Asus4.... | E/F#..F#m..
Bm7..BmMaj7..| E7sus4..E7
A C#m7b5
Tsy mba toy ny anao, tsy mba toy anao
Dmaj7 B7/D#
Manepoka tsy hita
A/E E7
Tsy tonga ianao, rehefa tsy tonga ianao
A
Tsy hipitrapitra intsony aho
BPM: 55
Tondrompeon'i Rija Ramanantoanina hafa: Rija Ramamantoanina