Hiran'i Zopanage: ZopanageA/C#: x4xx55
Bm: x24432 Bbdim: x1232x
Dmaj7: x57675
E/G#: 42x100 na 4xx454
F#: 244322 F#dim: 2xx212FampidiranaDmaj7 A/C# G D
G F# Bbdim Bm
Dmaj7 A/C# Bm G
D A D
Tonony 1 (2x) D A/C# G D
Aty an-tany lavitra aho no mihira ho an'ialahy
G F# Bbdim Bm
Ialahy ilay akamako talo_____ha
D A/C# Bm G
Manembona ny ditra niarahana tamin'ialahy
D A D
Ka nivavabavaka aho ankehitriny
Fiverenana
D F#dim G
Fa ianao no namako satria
E E/G# A
Na lavitra aho aza aty
F# Bbdim Bm
Tsy misy ataoko ambony noho ialahy
G A D A/C# Bm
Ho antsoiko rehefa manimani____na
G A D A/C# G D
Ho antsoiko rehefa manimanina
G F# Bbdim Bm
Dmaj7 A/C# G D
D A D
Tonony 2 (2x) D A/C# G D
Injay fa iva ny hariva, tsy eo anilan' ialahy
G F# Bbdim Bm
Mikalo dia mandalo ny eritre__ritro
D A/C# Bm G
Tsaroako tato am-poko ny anatranatr'ialahy
D A D
Soavadia, hivereno ny aty
Fiverenana (2x)
D F#dim G
Ny foko mitomany aho satria
E E/G# A
Toa lavitra ny taniko aty
F# Bbdim Bm
Toa tsy mba mana-namana fa very
G A D A/C# Bm
Tsy misy hampangina ahy a____ty
G A D
Tsy misy hampangina ahy aty