Hiran'i Aloma rehetra: Aloma C7: x32310 Fm: 133111 Tonony 1 (2x) C C7 Raha sendra hakiviana F Fm Ka tsy hita izay hatao C Am D G Dia mitondra hafaliana ny_endrikao C C7 Toa masoandro vao maraina F Fm Mampisava tsotr'izao C Am G C Irony zavon'adintsaina ny_endrikao Tetezana F Em Tena feno hazavana F Em Izao tontolo izao F Em F G Raha mirana mazana izany endrikao Tonony 2 C C7 Fa maizana ny tany F Fm Ka majombondava ao C Am C Raha lalovana tomany ny_endrikao Tetezana C A Dm G Azoko ambara tsotr'izao tsotr'izao C A Dm G Marobe no tsara noho ianao noho ianao C C7 F Fm Nefa asa lahy fa ny endrikao C Am D G No nanintony ahy lalandava izao Tonony 1 miverina