Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny Tariny Tonony 1 Am C D Am Fony ianao zazavavy tsotra D Am Nitondra kitapo G Am Em Am Nanao tablier, nanao tablier Tonony 2 Am C D Am Iny ianao fa namonjy lera D Am Tsy nitaveravera G Am Fa sao tezitra i Mera Em Am Sao tezitra i Mera Fiverenana Dm Am Saika diso endry Dm Am Tsy nilalao afa tsy Dm Am 'Reny saribakoly ireny F C E Am Nefa ny saribakoly, tsy mamaly fitia (2x) Tonony 3 Am C D Am Tonga ary aho, tonga aho hitantara D Am G Am Ilay hatsaran'ny raozy vao maraina Em Am Ny raozy vao maraina Tonony 4 Am C D Am Nampianariko anao, koa ny nankafy D Am G Am Iry lanitra iry, rehefa maty ny masoandro Em Am Maty ny masoandro Fiverenana Dm Am Nony tonga ny hariva Dm Am Ianao nanisa kintana Dm Am Izaho nibanjina ny tany F C E Am Izaho somary miala, ianao miantso hoe avia (2x)