Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah RabelHiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoTonalite: CTendry Gasy (CGDGBE)
Am : x22210 Am7: x2x2xx
C: 0x2010
Ddim/G#:x13131
Em7: 4x5433 E: 4x2100 E/G#: x12100
Dm7: 2x3211
F: 5xx565 Fmaj7: 5xxx55
G': x05433 G: x00003 G/B: x4xx33
FampidiranaDm7....|C..Am7..
Dm7....|G..C....Tonony 1 F Fmaj7
Ao an-tsekoly, ’zaho ro gisitra
Em7 Dm7
Matetika faran’ny lisitra
C
Faniriako anefa
Dm7 G C
Ny ho tonga Minisitra
Tonony 2
F Fmaj7
Ka i bado sy dondrona ro ataoko Direkitera
Em7 Dm7
Kala Soa, sekretera paritikiliera
C
Ireo mahay
Dm7 G C
Raha azoko, ataoko saofera
Fiverenana E E/G# Am
Fa i Koto, lietinako fahiny
G' G/B C
Hahazo ny toerana iriny
E E/G# Am
Ho tre__etrika sy faly
Ddim/G# G
Fa sekretera generaly
Intro
Tonony 3 F Fmaj7
Mitsangana ary ’ty Minisitera
Em7 Dm7
Mitsinjarazara ho vaomiera
C
Hanatanteraka
Dm7 C...
Ny hafokana lany era
Tonony 4
F Fmaj7
Ireo tary somary, manky visy
Em7 Dm7
Hataoko sefo serivisy
C
Handinika
Dm7 C...
Ny hadalana rehetra misy
Fiverenana E E/G# Am
Vaomieran’ny enti-mody tsy vita
G' G/B C
Vaomiera_____n’ny fitaovana tsy_hita
E E/G# Am
Vaomie__eran’ny habadoana
Ddim/G# G
Vaomieran’ny hakamoana
IntroTonony 5 F Fmaj7
Ireo mpampianatra nanambanimbany
Em7 Dm7
Ny tale anisan’izany
C
Hampiandreketoko
Dm7 C...
Famafana ireo tokontany
Tonony 6
F Fmaj7
Ireo surveillant kosa
Em7 Dm7
Nanao izay hahakanosa
C
Eny anjoron-trano
Dm7 C
Mandohalika! Hanala trosa
Fiverenana E E/G# Am
Fa ny anay ts’isy azo rarana
G' G/B C
Fifohan-tsigara, fisotroa-mafana
E E/G# Am
Fa fa__akan-drivotra lava
Ddim/G#
Rehef’avy eo samy mibaraka
G
Dia samy mirava
IntroTonony 7 F Fmaj7
Ireo vehivavy ’zay namingavinga
Em7 Dm7
Ka niseho favy , niseho ho kinga
C
Ampiriatiko
Dm7 C
Ts’ary avelako ra tsy mandringa
Tonony 8
F Fmaj7
Ireo lehilahy tsy resiko, fa mafy be
Em7 Dm7
Manam-bola, tsara bika, tsara tarehy
C
Raha vao mitrena
Dm7 C
Allez, affecte
Fiverenana E E/G# Am
Fa ny Minisiterako, dia sekoly tsy miangatra
G' G/B C
Fa ny ambony haforitra, ny ambany hasandratra
E E/G# Am
Ao amiko no tena hitranga
Ddim/G#
’Ty dradradradraina hoe
G C...
Fitovian-tsaranga
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoA': xx0655
Dm: xx0231
G': xx0433Tendry Standard (EADGBE)Bb: x13331
Gm: 3x333x
Tendry Gasy (CGDGBE)
A: x22220
Bb: x3333x
C: 0x555x na 0x2010
F: 557565
Gm: x0333x
Tonony 1 Dm G Dm
Iantrao, fa aza rikoriko
Bb Gm
Sanatria tsy fanahy niniako
A Dm Bb-A
No nahatonga ahy ho toy izao
Dm G Dm
Iantrao, fa ny hazo fijaliako
Bb Gm
Mavesatra fa nikipiako
A Dm D-G'-A'
Raiso tanana aho raha azo atao
Fiverenana Gm C F
Mahantra aho tsy mitafy mandry fotsy
D Gm
Ory fitia sy rotsirotsy
Bb C F D-G'-A'
Ka mba ma__nantena anao
Gm C F
Mahantra aho ny fiainako mikororosy
D Gm
Manitsaka ahy izay te-hanosy
Bb A Dm Bb-A
Asa raha toy ireny koa ianao
Tonony 2 Dm G Dm
Iantrao, ny hambom-poko efa nariako
Bb Gm
Izay mba mety ho faniriako
A Dm Bb-A
Nahiliko tsy ho hitanao
Dm G Dm
Iantrao, ny hajanao ho kajiako
Bb Gm
Ny ho namanao no mba tiako
A Dm D-G'-A'
Mba ampio raha sitrakao
Fiverenana Gm C F
Mahantra aho 'nefa aza hindrahindraina
D Gm
Fa manjary ady ilaina
Bb C F D-G'-A'
Ireo tsipin-teny atorakao
Gm C F
Mahantra aho nefa mendrika hohajaina
D Gm
F'efa manao vy very ny aina
Bb A Dm Bb-A
Miasa fa tsy milalao
SoloDm G7 Dm G7
Gm A Dm
D-G'-A'Fiverenana Gm C F
Mahantra aho mareforefo osaosa
D Gm
Fa fahoriana mihavosa
Bb C F D-G'-A'
No babeko an-damosiko ao
Gm C F
Mahantra aho fa ny anao kosa
D Gm
Tsy misy izay tsy tontosa
Bb A Dm
Ireo nofinofinao
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoTendry Gasy (CGDGBE)
Am: x22210 A*: x2x2xx
B*: x4x4xx
C : 0x2010 C7: 0x2310
Dm7: 2x3211
Em7: 4x5433 Em: xxx453
F : 557565 F': xxx565 Fm: 55656x
Fmaj9: 5x5555
G : x03430 G*: x0x0xx Gm/C: 0xx33x
FampidiranaC Gm/C F Fmaj9
FmMaj7 Em7 Am
Dm7 G C
G*-A*-G* C (2x)Tonony 1C F'-Em-C
Ianao ‘lay nailika
C
Ankilabao
F Em7
Nasiana tsipika
Dm7 G G*-A*-B*
Tsy azo hihoaranao
Tonony 2
C F'-Em-C
Toy irony kamboty
C
Tsy misy mpiahy
F Em7
Mba te hiangoty
Dm7 G
Nefa tsy reny tsy ray
Fiverenana G*-A*-B* C C7
Ao Izy e, hanome
F Fm
‘Lay anjara fitia
C Am
F’Izy anie, no mandre
Dm7 G
Ny antson'ireo very dia
G*-A*-B* C C7
Ao Izy e, hanome
F Fm
‘Lay anjara fitia
C Am
F'Izy anie, ho hany mandre
Dm7 G
Ny antso manginan'ireo
C
'Zay nania
TetezanaC Gm/C F FmMaj7
Fmaj9 Em7 Am
Dm7 G C
G*-A*-G* C (2x)Tonony 3C F'-Em-C
Ianao ‘lay nibaboka
C
Fa nanao ny ratsy
F Em7
Vao maika nadaboka
Dm7 G G*-A*-B*
Sy narahina fantsy
Tonony 4
C F'-Em-C
Toy ny resy mifona
C
Fa lavo an-tany
F Em7
Odiana tsy henoina
Dm7 G
Fa darofana ihany
Fiverenana G*-A*-B* C C7
Ao Izy e, hanome
F Fm
‘Lay anjara fitia
C Am
F’Izy anie, no mandre
Dm7 G
Ny antson'ireo very dia
G*-A*-B* C C7
Ao Izy e, hanome
F Fm
‘Lay anjara fitia
C Am
F'Izy anie, no hany mandre
Dm7 G
Ny antso manginan'ireo
C
'Zay nania
TetezanaTonony 5C F'-Em-C
Ianao diso famindra
C
Solafaka
F Em7
Ireo namanao indrindra
Dm7 G G*-A*-B*
No nanavakavaka
Tonony 6
C F'-Em-C
Fa nadio ianao fahiny
C C
nolazaina hoe tsy ratsy
F Em7
Nefa dia nomena tsiny
Dm7 G
Fa nisy loto nanasy
Fiverenana G*-A*-B* C C7
Ao Izy e, hanome
F Fm
‘Lay anjara fitia
C Am
F’Izy anie, no mandre
Dm7 G
Ny antson'ireo very dia
G*-A*-B* C C7
Ao Izy e, hanome
F Fm
‘Lay anjara fitia
C Am
F'Izy anie, ho hany mandre
Dm7 G
Ny antso manginan'ireo
C
'Zay nania