Tsy Maintsy Tongako (Fascination)

Key: G (capo: 2)

Intro
G..Cadd9.. |D....
G/B..Cadd9..|D....


Verse 1
G/B Cadd9 D
Andao fa ho entiko any ianao
D G/B Cadd9 D
Hijery ilay tanananay hmm-----mm
G Cadd9 D
Miorina an-tampon-kavoana izy
D G/B Cadd9 D
Voadidin’alaala, no sady mangina koa

Pre-Chorus
Em Cadd9
Fa lalan-tsarotra tokoa
Cadd9 G
No ho diavintsik’izao
D
Fa ho tantanako ianao
Em Cadd9
Tsy tongan’ny fiara-kodia
Cadd9 G
Fa lalan-kely manjohy miakatra
D
Ny mankany aminay

Chorus (2x)
G Cadd9
Tsy maintsy tongako any ianao
D
Fa ef’izay no tanjoko
G Cadd9
’Lay trano bongon’ny fitia no nomaniko             
D
Ho vantaninao any e

->Intro
Verse 2
G/B           Cadd9         D
 Ty masoandro efa madiva hilentika
             D             G/B  
Ka mety ho tratra andro hariva 
  Cadd9           D
Ihany izaho sy ianao
G                Cadd9         D
 Ka raha sendra hatsika mamirifiry 
          D         G/B      
Dia mbola eto anilanao aho 
 Cadd9      D
Hanome hafanana 

Pre-Chorus
Em                       Cadd9
  Ny aty anie tsy mba sahala 
     Cadd9     G
Ilay any aminareo 
                D
Mahantra rendrarendra (tsy mba ory fitia)

     Chorus (2x)

------------------
Cadd9: 32033 G/B: x2033

Hiran'i Fascination hafa