Hiran'i Gahby: Gahby C7: x32310 Dm: xx0231 Fampidirana C Dm...G C C C7 F..Dm G C Tonony 1 (2x) C C Zovy moa izato ianao C Dm Miseho mahalala ny ato am-poko G G Nefa izao no lazaiko G C Na fifaliana na toloko C C No mameno itony saiko C7 F Sy mitoetra anatiko ao Dm C Tsy natao izy ahalala G C Tombatombana ny anao Fiverenana C Ny fahalalàna ny ato am-poko C Zava-tsarotra ho anao G Ny ahafantaranao izany G C Mbola ho ela fa tsy izao C Ankehitriny aloha dia izaho C7 F Dia izaho samy irery Dm No mahalala ny ao anatiko ao G C Tena mbola zava-miery Tonony 2 C C Tsy ny tombatombanao C Dm Sy ny hevitrao mangina G G No ahafahanao milaza G C Sy ahatonga anao ho tiana C C Tsy ny sofinao mandre C7 F Na ny masonao mijery Dm C No ahalaza ny ao anaty G C Tena mbola zava-miery Fiverenana (2x) C Ny fahalalàna ny ato am-poko C Zava-tsarotra ho anao G Ny ahafantaranao izany G C Mbola ho ela fa tsy izao C Ankehitriny aloha dia izaho C7 F Dia izaho samy irery Dm No mahalala ny ao anatiko ao G C Tena mbola zava-miery