Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Capo: 1
Am7: x02010
A/C#: x4xx55 A/E: 0x2220
A/G: 3x222x
Bm7: x24232
C/G: 3x201x Cmaj7: x35453
C#m7b5:x4x000
Dsus4: x5402x D#aug: xx1003 D/F#: 2x023x
G/B: x20033
Solo/Famaranana
Bb: 688766 Bb/F:1x3331
C/E: 03201x
Eb: x68886 na x65343
Eb/Bb: 6x8886 Eb/G:3xx343
F/A: 5xx565
Gm: 355333
-----------------------------------------
Intro : Em...D | Cmaj7 Bm7
Am7 Bm7-Cm7 | A/C#-G/B-D
G C/G (2x)
Tonony
G D/F#
Vao ianao no hitako
C G
...Dia fantatro fa tiako
A/G D
...Hany ka tsy vitako
C G/B Am7 Dsus4
Ny hanohy ny diako, tsy hijery anao
Fiverenana
Em D#aug G/D C#m7b5
...Tiako ianao ho velona
Cmaj7 Bm7
...Ao am-poko ao
Am7 Bm7
...Tiako ianao ho velona
D intro (Fiv 1)
D G C/G | G C/G (fiv 2)
...Ao am-poko ao
Tetezana (2x)
G D C/G C/G
Ary 'zay fiselon’ny rivotra rehetra, te hisetrasetra
G D C/G C/G G
Mamy hetraketraka mipetraka, miady amiko
A D/F# A/E D
..Haiko tsotr’izao, Fa tsy hamono anao
Cmaj7 Bm7 Am7 Dsus4 G C/G
..Ao am-poko aho, Satria ianao...m amiko
Solo
F C/E | F C/E-D/F#
G C/G | G C/E-F
Famaranana
Bb Eb/Bb F/A Eb/G
Izay inoako izao, Malalako ianao
Bb/F C/E F
Velona ato anati____ko
2x
-----
Eb F Gm Dm7
..Mandram-pahafatiko
Eb F G
..Mandram-pahafatiko
VIDEO
VIDEO
Take Our Poll
salama e…tena mankasitraka be dia be hoan’ise e; ‘zay vao afa.po aho! mitomboa hatrany ny @talenta ananana eee!!!
Mankasitraka anao nahandry e…misaotra indrindra….ity ilay version piano raha liana (mbola ho filme ny video): https://acousticgasy.com/2020/05/10/mamiko-bodo-piano/
Raha misy hira hafa mila fanitsiana, teneno eto ihany.
Dia ahoana r’se a!
…ngah tena mbola tsisy fanitsiana ihany le “Bodo mamiko” io; tena efa taona maromaro ihany mantsy ny niandrasako azy tato!
misaotra e!
Tena efa 6 taona marina ilay tondrompeo…..efa nanomboka nanintsy aho….jereo ny tonony sy fiverenana
ho asiako video koa io (gitara ary piano)
…ilay bodo “mamiko” io aloh tena ts mifanarak mihitsy ny naoty voapetrak eo ambon sy le hira rhf mb anandramana tendrena e; tena mb ts izy kosa aloh io a!
misaotr ee!!
Akory e – andraso henoiko dia asiana fanitsiana ee