Tonalite: C Intro: A(add9)/G..Db/Ab.. C(add9)/F..A/C#.. C(add9)/Bb-Am7-F| F/G-C/E Tonony 1 Cadd9 Fmaj7 Raha sendra tojo alahelo Em7 Am7 Dm7 Dm7/G Raha toa ka mamelovelo C(add9) Gadd9/F Andramo antsoina, andramo andramo Bm7b5 E7b9 G/A-A7b9 Antsoina ny anarako Bm7b5 E7 Am7 D7 Bm7b5 E7 Am7 Antsoy ny anara_ko (2x) Gm11 Fmaj7 Dm7 Em7 Fa ho avy aho andom-baravarana F G F/A G/B Hizara hasambarana Tonony 2 Cmaj7 Fmaj7 Raha toa ka tsy ampy fitia Em7 Am7 Dm7 Dm7/G Misalasala ny dia C(add9) G(add9)/F Andramo antsoina, andramo andramo Bm7b5 E7b9 G/A-A7b9 Antsoina ny anarako Bm7b5 E7 Am7 D7 Bm7b5 E7 Am7 Antsoy ny anarako (2x) Gm11 F#m7b5 Dm7 C/E Fmaj7 D/F# Fa ho avy aho hivimbina fitiava__na Cm/D#-G-C Ho anao Fiverenana Fmaj7 Em7 Dm7 Dm7-Am [v1] G/F-C/E Dm7 C G/B G/B-C-G/D [v2] Ne_______fa mba tiako ho fantatrao G Abdim Am G [v1] C Am Em7 Am7 D7 [v2] F'izaho dia miantso a_nao F F C/E Dm7-Em7 [v1] Gm11 C/E F C/E D7 Gsus4 [v2] Isan'andro vaky 'zao Vita hira ny anaranao Fmaj7 Em7 Dm7 Dm7-Am [v1] G/F C/E Dm7 C G/B G/B-C-G/D [v2] Sain______ga am-poko fotsiny ihany G Abdim Am G [v1] C Em7 Am7 D7 [v2] No hiantsoko a__nao F F C/E D7 Gsus4 [v1] Gm11 C/E F C/E F Gsus4 [v2] Manjary hatramin’izao, tsy tonga ianao ka Tonony 2 Tetezana (2x) G/F-C/E..| Dm7-C-G/B.. G/B-C-G/D| C-Am-Em7-Am7 D9..Gm11-C/E..F.. ------------------------------ Abdim-Am-Bbdim [famaranana #1] D9..Gm11-C/E..F..Dm/F..D/F#....[famaranana #2] Fiverenana v2 (jereo ery ambony) Tonony 2/Outro F#/G# G/F-F Raha toa ka tsy ampy fitia Em7 Am7 Dm7 Dm7/G Misalasala ny dia C(add9) G(add9)/F Andramo antsoina, andramo andramo Bm7b5 E7b9 G/A-A7b9 Antsoina ny anarako Bm7b5 E7 Am7 D7 Bm7b5 E7 Am7 Antsoy ny anarako (2x) Gm11 F#m7b5 Fa ho avy aho Dm7 C/E F F/G Hivimbina fitiavana Cadd9/Bb..Am7b9 Ho anao Gsus4/Ab Dm7-G-C EP: Mark I Suitcase (NSK II)
Author Archives: acoustikgasy
Tiako Ianao (Ivoara)
Hiran'i Ivoara rehetra: Ivoara Tonalite: A Intro: F#m....E....|D....C#sus4..C# (x3) Tonony F#m E Hariva zaho ’ndeha hody iny nahatazana anao D C#(7) Voatery izaho hanatitra anao F#m E Tsy nampoiziko tokoa ny hahita anao D C#(7) Hafaliana ny fo, fa tiako ianao Pre-refrain D E C#(7) F#m Tsy tsapako intsony 'lay izaho te-hody iny D E A F#m Satriko foana anilanao D E C#(7) F#m ’Zaho tsy te-hody, fa hanaraka anao D E A C#sus4-C# Satriko foana anilanao Fiverenana (2x) F#m E Tiako ianao eny tiako ianao D C#(7) Mamiko ianao rahatrizay Tetezana (mitovy @ intro x2)
Nefa Ny Anay (Aina Cook)
Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook Tonalite: D Intro: F#m7..Em7..| A.... B7sus4.... | B.... Tonony 1 Em7 A Takona indraindray D B7sus4-B(7) 'Lay masoandronay Em7 A Misy aloka miserana, mitady hibahan-toerana F#m7 Em7 A D Malaza hafanana, no zarainy tsinjarainy B7sus4 B(7) Nefa ny anay, hatsiaka Em7 A Mamirifiry no toa voatahiry, ampanjakainy Fiverenana D G A D Asa rahoviana, rahoviana no hioty hazavana D G A D Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana D G A D Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao D G A D Mba tsy ho voarefy, voafefy sy fiainam-baovao Intro Tonony 2 Em7 A Feno be ny fo D B7su4 B(7)/D# Tohina tokoa Em7 A Mila toa hipoaka sady te-hitraotra ndeha mba ho aiza moa? F#m7 Em7 A D Ny saina tsy tony, mamadibadika hatrany B4sus7 B(7) Nefa ny teo, no eo Em7 A Tsy misy izany mba hoe fiovany tomany ihany Fiverenana Intro (faranana bass E)
VST: Garritan CFX Grand (Player)
Ranomasina (Anyah)
Hiran'i Anyah rehetra: Anyah Tonalite: Ab Intro (2x): Ab(add11)....Fm(add9)| Gb(add9).... Tonony 1 Ab Ab(add9) Ranomasina mangeniheny Eb/G Fm7 Fm9 Izany fitiavako anao Gb Gb(add9) Tsapako te-hitroatra feno dia feno Db/F Bbm7 Eb(add9) Ny fitempony ao anatiko ao Tonony 2 Ab Ab(add9) Ranomasina io mangeniheny (Eb/G) Fm7 Fm9 Hampitondrako ny hafatro ho anao Gb Gb(add9) Izy ihany no mampisaraka antsika Db/F Bbm7 Eb(add9) Izaho ety ianao eny am-pita Fiverenana Db(maj7) Cm7 Manantena fa 'ndray andro Bbm7 Cm7 Db(maj7) Eb Fm Fm9 Ho resy ny e___lan__e_______lan-tany Gb(add9) Bbm7 Hiara hibanjina ho avy iray Eb C7/E Fm9 Tsy hasiana ahi__ahy Gb(add9) Bbm7 Satria toky nomenao ahy Eb C7/E Dbmaj7 [Fiv 1] Eb Ab [Fiv 2] Eb Db/Eb Ab [Outro] Hifankatia mandra__kizay Tetezana: (Dbmaj7)....Cm7 ..F7..(F7/Eb) Dbmaj7 ....Cm7/F..F7..(F7/Eb) Dbmaj7 ...Fm-Cm7..F7 Dbmaj7 .... Db/Eb Tonony 3 Ab Ab(add9) Ranomaso nikija omaly Eb/G Fm7 Fm9 Nanjary fifaliana indray Gb Gb(add9) Hahasambarana mameno ny fo Db/F Bbm7 Eb(add9) No nisolo ilay ratra taloha Tonony 4 Ab Ab(add9) Ranomaso nirotsaka omaly (Eb/G) Fm7 Fm9 Hoha____dinona avalony indray Gb Gb(add9) Ilay hafatro aza tafita soa Db/F Bbm7 Eb(add9) Lavitry ny maso akaikin’ny fo
Ho Iray (Johane)
Hiran'i Johane rehetra: Johane Tonalite: F# (piano) F (Gitara): capo 1eme case (esory ny # rehetra) (F->E, B->Bb) Intro: F#sus2..C#6/F-C#/F| D#m7..C#.. Badd9-C#-D#m7-C#/F| F#/C#..C#.. Tonony 1 D#m B Anio 'lay andro F# C# Voatokana ho ahy sy ho anao D#m B Ka holazaiko F# C# Eto anatrehan'izao rehetr'izao Tonony 2 D#m B Raha ny ato am-poko F# C# Mbola tsy niova hatram'zao D#m B Vao nia-nitombo F# C# Ilay fitiavako anao Pre-Refrain Badd9 F#/A# Haveriko ho renao B C# D#m7 C#/F F#/C# Fa tena tiako ia___nao Fiverenana C#7 F# Manomboka androany akia C#/F D#m7 Fiainana vaovao no miandry antsika C# Badd9 Vita tso-drano ilay fitia F# G#m7 Nampiray antsika anio C#7 (Ddim7) D#m7 Ary ho mandrama------ty C# Badd9 'Lay voady nifanaovantsika F#/A# G#m7 Fo mitambatra ho iray C#7 F# (F#sus4-F#) Ho doria mandrakizay Tonony 3 D#m7 Badd9 Na maro aza ireo F# C# Mpanenjika antsika e D#m7 Badd9 Aleo izy indray no ho leo F# C# Fa tsika tsy maintsy ho tafita e Tonony 4 D#m7 Badd9 'Zay tokinao ianao koa no andry hiankinako F# C# D#m7 Zaho sy ianao miaraka tsy mifankafoy Badd9 Tsiky na tomany F# C# Raha ny hisaraka dia sanatria ny amin'zany Pre-refrain/fiverenana (mifaranana B) Tetezana: F#..C#/F.. |D#m7..F#/C#.. Badd9..F#/A#..|G#m7..C#7-Ddim7 D#m7 C# B F#/A# Fo mitambatra ho iray G#m7 C# B Ho mandrakizay Fiverenana Outro C#7 F#-C#/F-D#m7 Ho doria mandrakizay G#m7 C#7 F# Ho iray, ho doria mandrakizay
Hatreto Ihany (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay Tonalite: D Intro (2x) G-G/A-G.... D-G/D-D.... Tonony 1 G A Bm7 Nitampifimpify teo izy G A D (D-Em7-D/F#) Nandany tontolon'ny andro G A Bm7 'Lay masoandro nidify G A D/F#-Em7-D Tsy hitany akory, f’efa maizina ny antoan_____dro Tonony 2 G A Bm7 Pitrapitra nangina G A D (D-Em7-D/F#) Tsy nandrenesana feo G F# Bm7 A G D/F#-Em7 Reko any ho any mitem_po ny fony G F#7 Ndriiii, tsy nety ho tony Fiverenana Bm Tsy hita ianao Em7 A Tsy hita ianao hanambitamby azy eto Dmaj7 G Fa ny anao efa voafetra hatreto G D/F# Em7 Fdim7 F#(7) Ka izy irery ihany, Izy irery ihany no tomany Bm Tsy hita ianao Em7 A Tsy hita ianao hanala ilay sento Dmaj7 G Fa ny anao efa voafetra hatreto G D/F# Em7 Fdim7 F#7sus4-F#7 Na himpenimpenina, himenomenona, Tsisy azo atao Tonony 3 G A Bm7 Fotoana vitsy kely monja G A D (D-Em7-D/F#) Fotoana mba nakany fý G A Bm7 D7 Mavesatra sy mafonja G A D/F#-Em7-D Fitiavana tsy misy ohatran'ity Tonony 4 G A Bm7 Dia nihitrisatra teo G A D (D-Em7-D/F#) Nalaindaina hifandao G F# Bm7 A Em7 Nefa dia tsy mba ni__fankafoy G F#7 Taloha izy nandeha Fiverenana (2x) Outro: Bm..D/A..| G.. Em7.. D.. A/C# | F#7..Bm
Tefeo Ny Foko (Karmela)
Hiran'i Karmela rehetra: Karmela Tonalite: D Intro: D.. A/C#..| Bm7..Bm7/A.. Gmaj7..A.. | D.. A.. Tonony 1 (2x) D A/C# Bm7 Bm7/A Tefeo ny foko ho Anao G D/F# Asus4..A Ka ho zava-drehetra amiko Ianao D A/C# Bm7 Diniho lalina Bm7/A Gmaj7 A D Ny foko ho tonga fonenanao Fiverenana D G..A D D G..A Bm7 (Fiverenana #2) Ho fonenanao aho (2x) D/C C Izay rehetra atao G/B Hanome 'lay lalana Anao ho ato am-po Asus4 A Ho fitoeranao arak'zay irinao Tonony 1 Famaranana Bm7/A Gmaj7 A Bm7 Bm7/A Gmaj7 A D Ny foko ho tonga fonenanao
Hiambesako (Lion Hill)
Hiran'i Lion Hill rehetra: Lion Hill Tonalite: E Intro: E.. |A-B E.. |A-B6|C#m-B-A B6-E..|A-B Tonony 1 E A B Haiko, ary tsapako E A B Fa 'zaho tsy hagnambigna anao E A B Fo saiko o, tsy tagnako E A B Tsy kinia fa baikon'ny fo
Pre-Refrain A E Tsy vola tsy hariagna an'ahy A E B Nefa anao zanak'olo manan-draha A E Té ihezaka fo tsisy azo atao F#m A Mandigny fahagagana satria Fiverenana (2x) E Nalavonao 'zaho A B E.. A B Mandrevirevy anao (hey) C#m-B-A Na tsy ha_____y B E.. A-B Hiambesako foagna Tonony 2 E A B Haiko o, ary tsapako E A B Fo 'zaho tsy hagnambignana agnao E A B Tsy hahasambatra anao 'zay anagnako E A B Fa mila ezaka mafy aloha Pre-refrain/Fiverenana Tetezana A E B Té agnaraka anao fo tsy managn'elatra A E B Té ampiadagna anao fo tsy ampy henti-managna A E B Té hangala anao an-trano anefa zah rô menatra F#m A Marary kony e
Fiverenana (2x)
Alina Mangina (Marion)
Hiran'i Marion rehetra: Marion Tonalite: G Cmaj7: x32000 D/G: xx0433 D/A: x0x220 Dsus4: xx0233 D(add11):x5403x Intro (version original) D-C-G/B-D/A..|C.. D(add11).. Tonony 1 G Cmaj7 Em7 D Alina mamirifi___ry G Cmaj7 Dsus4-D Toa mangatsiaka ny aty G Cmaj7 Em7 D Alina tena mangi__na G D C Mahatsiaro anao mbola tia Pre-Refrain D Am7 Misy fotoana te hiantso aho Em7 Dsus4-D Hiantso ny anaranao Am7 G/B Nefa injay toa miseho Cmaj7 Dsus4..D Ilay endrikao tena tia Fiverenana G/B C Dsus4 D Rahoviana indray vao mba hihao___na G/B C Em7 D Rahoviana ianao vao mba ho a__vy Em7 D C D ’Zaho efa sasatra foana C/E D/F# Gsus4 Sasatra miandriandry anao D-C-G/B-D/A Tonony 2 G Cmaj7 Em7 D Rehefa tonga any hoho iana___o G Cmaj7 Dsus4-D Dia manorata ho aty G Cmaj7 Dsus4-D Lazao fa tsy manadi____no G D C ’Zany na lavitra aky Pre-Refrain/Fiverenana Tetezana D Am7 Em7 Na mbola ho ela aza izany G D C (D-C-G/B) Ahitako anao eto indray Am7 G/B ’Zao ’aty dia manantena C Dsus4-D Fa tsisy ho very ilay fitia Am7 Em7 Fitiavana iray, ho anao sy ho ahy C Dsus4-D No efa nomaniko anao Am7 G/B Fitiavana iray, mandrakizay C D No efa nomaniko an-dry Fiverenana (Tonalite: Ab) - version vaovao Eb Eh Ab/C Db Ebsus4 Eb Rahoviana indray vao mba hihao____na Ab/C Db Fm7 Eb Rahoviana ianao vao mba ho a__vy Fm7 Eb Db Eb ’Zaho efa sasatra foana Db/F Eb/G Absus4 Sasatra miandriandry anao
Tsy Anjarako Ianao (Lalatiana)
Hiran'i Lalatiana rehetra: Lalatiana Tonalite: Bb Abmaj9: 4x534x Eb/G: 3x534x Ebm/Gb: xx434x (2x434x) Intro Abmaj9...Eb/G ...| Ebm/Gb..Bb... Eb ...Ebmaj7 ...| Cm7-Bb/D-Eb-Fsus4 Tonony 1 Bb Dm7 Toa nisopatra ny lahatra Cm7 Bb Nanao 'zay nihaonako aminao Ebmaj7 Bb Naleoko mihitsy re tsy hary C7 F7 Raha hijaly toy izao Bb Dm7 Marobe ireo efa hitako Cm7 Bb Tsy nampiraika ahy akory Ebmaj7 Bb Asa loatra fa ianao F7 Bb (Bb-Cm7/Bb/D) Manjary tsy ahitako tory Fiverenana Ebmaj7 Bb Aza jery ahy intsony, ireo masonao ireo Gm7 Ataovy koa izay tsy andrenesako C7 F7 Andrenesako ilay feo Ebmaj7 Bb 'Lay feonao malefaka iny, tsy ho azoko androtsy ahy Bb F7 Fa vao maika koa handratra F7 Bb Ny aty, foko sy fanahy F7-Eb/F Tonony 2 Bb Dm7 Aleoko izaho mandao anao Cm7 F7 Bb Any an-tany lavitra any Eb Bb Any aho no hitsabo C7 F7 (Gm7-F/A) Izany ratram-poko izany Bb Dm7 Toy izay mahita akaiky Cm7 F7 Bb Nefa tsy afaka manantona Ebmaj7 Bb 'Lay lapa soa anananao F7 Bb Indro tsinjoko hikatona Fiverenana