Mimoza (Dama)

Hiran'i Dama rehetra: Dama
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 2 
A':    x0xx20
Bm:    x2x432
Cadd9':x3xx30  Cadd9: x32033
D2:    xx0230  D4:    xx0233 D5: xx0235
E*:    xx2xxx (Asus4/E:xx2230)
F#*:   xx4xxx (D/F#:   xx4323)
G:     320033  G/B:   x20033 C/G:3x2010 

Fampidirana
D  Cadd9'  A' (2X)

Tonony 1
D2         F#*   E*    D2
  Tiako hafindra   aminao 
       F#* E*     D2
Ny fitiavako_mimoza 
       F#* E*     G 
Ny fitiavako mimoza...........
   Cadd9  G/B               D
Kane_____fa    raha_tsy_tianao dia
A           Bm
 Avereno ho_ahy 
       G   A      D
Ny fitiavako mimoza 

Tonony 2
       F#* E*    D2
Misy toerana  mafana 
  F#*  E*     D2
Tsy  mba mamanala 
F#*  E*    G 
Ao anatiko ao 
  Cadd9 G/B    D
Toera__na kelikely
A          Bm
Afaka hitahiry 
      G    A       D   D-D4-D5
Ny fitiavanao mimoza 

     Fiverenana
     G               D   
      Manimanitra daholo
     G  A         D  D-D4-D5
      Izay lalovanao 
     G                 D
      Misy fofom-boninkazo 
     G      A        D    
      Voninkazo mimoza 

Tonony 3
   F#* E*             D2
Andao fa ho_entiko_ianao 
     F#*       E*  D2
Faly_aho raha_hitanao 
      F# E*    G C/G-G
'Lay saha mimoza 
       Cadd9 G/B  D
'Lay toera__na falehako 
A          Bm
Efa nanamboarako 
       G A      D
Trano kely mimoza 

Tonony 4
   F#* E*       D2
Ny andro efa hariva
  F#* E*        D
Tsy mba fantantsika
F#*  E*    G          
Ao anaty tranokelinao
   Cadd9  G/B    D
Ny a_____fo manazava
         A      Bm
Dia_manome hafanana
     G A    D   D-D4-D5
Hafanana mimoza

     Fiverenana (2x)
     G               D   
      Ny haizina mangina
     G  A            D  D-D4-D5
      Efa manery antsika
     G                 D
      Handao ity tranokely
     G       A        D     
       Tranokely mimoza

Famaranana
      F#* E*         D2
Raha sendra tsy_eo izaho
      F#*    E*    D2
Raha sendra_lasa izaho
      F#          E*      G      
Dia_izao no zavatra hataonao ahy
      Cadd9  G/B        D
Mandeha_____na any an-tsaha
A         Bm
Ary mangala
      G A      D
Voninkazo mimoza


Ianao Ilay Tsy Manan-Tsahala (Dadah Rabel)

Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
*: Bass ihany no tendrena
Tendry Gasy (CGDGBE)
Am:    x22210
C:     x5555x 
Dm7:   2x3211
Em7:   4x5433  E:    446454  E/G#:x12100
G:     x0343x  G/B:  x40033
F:     557565 

Fampidirana
F   E E/G# Am
Dm7 G

Tonony 1
   C            G/B      Am  G
Ianao 'lay tsy manan-tsahala
F         Em7    Dm7     G
'lay nisafidy hizara ny diako
   C       G/B      Am  G
Ianao ihany no mahalala
F       Em7      Dm7     G
'Reo ahiahy sy 'reo faniriako

     Fiverenana
        F        E   E/G#    Am
     Ianao teo anilako   hatrany
        Dm7      G       E/G#   Am
     Nizara ny tsiky, namafa tomany
        F        E     E/G#  Am
     Ianao nampijoro, nampitraka
        Dm7         Dm7     G        G
     Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka

Solo (2x)
C Am 
Am-G-Am F 
G
     Fiverenana
        F        E   E/G#    Am
     Ianao teo anilako   hatrany
        Dm7        G       E/G#   Am
     Nizara ireo tsiky, namafa tomany
        F        E     E/G#  Am
     Ianao nampijoro, nampitraka
        Dm7         Dm7     G        G
     Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka

Tonony 2
   C            G/B      Am  G
Ianao 'lay tsy manan-tsahala
F         Em7    Dm7      G
'lay nisafidy hizara ny hoaviko
   C           G/B      Am  G
Ianao no hany tokiko malala
F            Em7  Dm7     G
'Lay mandra-maty hany hotiaviko

     Fiverenana
        F        E     E/G#  Am
     Ianao teo anilako_eo   foana
          Dm7    G          E/G#       Am
     Tsy fanontaniana, tsy nisy hoe nahoana
        F           E     E/G# Am
     Ianao tsy mba be fisehosehoana
         Dm7     Dm7              G    
     'Nefa tratr’antso rehefa_antsoina

Solo 
C Am 
Am-G-Am F
G  C...

Tendry Tsotra (EADGBE)
C:   x35553 
Dm7: xx0211 
Em7: 022033 E/G#: 446454 
G/B: x20033

Fony Isika (Dadah Rabel)

Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Capo: 2
*:   bass ihany no tendrena
Dm':   xxx231  Dm7':   xx0211 
Em':   xxx453  Em7':   xx0433
G":    xx000x

Tendry Gasy   (CGDGBE)
Am:    x22210  A:      x22220 A':   x2x2xx
C:     0x2010  Cadd9:  0x2030 
Dm7:   2x3211  Dm:     2xx321
Em7:   4x5433  E:      442100 E/G#: x12100 
Fmaj7: 5xx55x 
G:     x05433  Gm:     x03330  G':x0x0xx 
G":    x0xxx3/5/3

Fampidirana
Fmaj7 Em7 (2x)
Dm7   G   

Tonony 1
 Em'Dm' C               E
Fo_ny isika vao niara niainga 
   E/G#   Am       
Nifanome toky
     G       C     G'-A'-G'
Fa tsy hifandainga
 Em' Dm' C                 E  
Ka  na  lava ny dia na ho fohy 
   E/G#    Am
Hiray lakana 
   G     C
Hiray fivohy 

Tetezana
 C  Cadd9 C    Gm                 
Kanjo    noho ny..
     Gm        A
Mba sendra tafiotra
     G"    Dm
Dia rendrika 
     A      Dm    
Tsy hafa mihoatra 

     Fiverenana
     D*-E* Fmaj7        Em7
          Hay ve fitia rary fotaka 
       Fmaj7           Em7
     Tsy natao hateza fa hiotsaka 
       Dm7                     G      
     Tsy haharitra ny orana mirotsaka. 

G"-Dm7'-Em7'

Tonony 2
 Em' Dm'C                E
Fa  na_dio ve ny rano nitana 
   E/G#          Am
Nahazo morony ianao 
     G           C  G'-A-G'
Dia lasa ka tsy tana 
 Em' Dm'C                 E
Sa voa_sedra ireo mafy niharitra 
 E/G#       Am
Dia lasa ianao 
    G         C
Satria tsy naratra

Tetezana
 C   Cadd9 C  Gm                 
Sendran'ny anjely ianao
     Gm        A
No niantso vonjeo
      G"   Dm
Noho ny tafariko 
     A            Dm   
Dia lasa toa tsy teo

     Fiverenana
     D*-E* Fmaj7          Em7
          Hay fitia mody midoroboka  
      Fmaj7            Em7
     Fa ny fakany efa zary boboka
         Dm7                         G      
     Ts'hita aretina raha_tsy_efa nidoboka

G"-Dm7-Em7'

Tonony 3
    Em' Dm' C                            E
Ny ha__nim-pitoloha noho_ny lasa iray lovia
        E/G#      Am 
Ny mba hany vatsiko noho_ny 
 G      C
Zary nanify 
    Em'Dm'C                                 E
Ny ta_fo_ko noho ny tsy naharo tamin'ny orana
    E/G#      Am
Ny rovi-dambako noho_ny_tsy_ampy
     G   C  
Nisalorana

Tetezana
     C   Cadd9 C     Gm          A           
Dia lasa ia___nao nirintona moramora
   G"    Dm
Sady nandatsa
     A        Dm   
No mbola nanakora

     Fiverenana
     D*-E* Fmaj7                 Em7
          Hoe ny ory anie tsy havan'ny manana  
      Fmaj7                Em7
     Paosy feno anie tsy asiana tanana
      Dm7                          G 
     Fa tsy ianao kay, no tena fiadanana

G"-Dm7'-Em7' Em'-Dm' C

Tendry tsotra (EADGBE) 
Cadd9: x32030 
Dm7:   xx0211 Dm:   xx0231 
Em7:   022033 E/G#: 422100 na 446454 
Fmaj7: 1xx321 
G:     3x5433 Gm:   3x3330 

Ravao Maria (Tselonina)

Hiran'i Tselonina rehetra: Tselonina
Am7: x0xx1x
Dm:   xx0231
G7: 320001   G6: 32001x G/B:  x2xx3x

Fampidirana
C..G..
G7..Dm..
Dm..F..
G-Am7-G/B-C

Tonony 1
 C             G
Horakorak’i Rasahona 
G7                   Dm
Etsy an-tanin’anan-drano 
Dm              F
Iny e izaho fa maka 
 F             G-Am7-G/B
Maka vinanin-drano 

Tonony 2
 C               G    
Lasa nandeha nankaiza oa 
G7        Dm
I Ravaomaria 
Dm            F
Izy nantsaka rano 
  G     Am7 G/B   C
Ery an-dohasaha ery 

Tetezana
C..G..G7..Dm..Dm..F..G-Am7-G/B-C

Fiverenana
      G7          F      G
     Lasa aiza i Ravaomaria 
      G7          F      G   G6 G
     Lasa aiza i Ravaomaria-ko  o  
      C             G
     Lasa nantsaka rano 
     G7          Dm
     Eny an-dohasaha 
      Dm               F
     Misy andro harivariva o! 
              C                G   G G7
     Hampiandrasana an-dralehilahy o o!
      C             G
     Lasa nantsaka rano 
     G7          Dm
     Eny an-dohasaha 
      Dm               F
     Misy andro harivariva o! 
              G                C   
     Hampiandrasana an-dralehilahy

Tetezana
C..G..G7..Dm..Dm..F..G-Am7-G/B-C (2x)

Tonony 3
    C                G
Antsoko eny amoron-drano eny 
   G7                     Dm     
Ho_entin’ny onja mielatra_any 
    Dm              F
Kikiazako eny an-tanety 
   F                   G-Am7-G/B-C
Haveriny hankeny amiko_any

Tonony 4
 C               G    
Lasa nandeha nankaiza oa 
G7        Dm
I Ravaomaria-ko o
Dm              F
Izy e nantsaka rano 
  G     Am7 G/B   C
Ery an-dohasaha ery

Tetezana
C..G..G7..Dm..Dm..F..G-Am7-G/B-C

Fiverenana
      G7          F      G
     Lasa aiza i Ravaomaria 
      G7          F      G   G6 G
     Lasa aiza i Ravaomaria-ko  o  
      C             G
     Lasa nantsaka rano 
     G7          Dm
     Eny an-dohasaha 
      Dm               F
     Misy andro harivariva o! 
              C                G   G G7
     Hampiandrasana an-dralehilahy o o!

      C             G
     Lasa nantsaka rano 
     G7          Dm
     Eny an-dohasaha 
      Dm               F
     Misy andro harivariva o! 
              G   Am7      G/B C   
     Hampiandrasana an-dralehilahy

Goodbye My Friend (Mika sy Davis)

Hiran'i Mika sy Davis rehetra: 
Mika sy Davis
Bm7:   x24232  Bm7': x24235
C#m7:  x46454 C#m: x46654
Em7:   022033  Em:   022000
F#m':  2xx220  F#m:  244222
Gmaj7: 3xx432  G#m': 4xx44x

Fampidirana
Bm7    Gmaj7 (2x)
Bm7            Gmaj7
 Goodbye, goodbye... 
Bm7  Gmaj7 A

Tonony 1
Em7        A               D            
 Dia vita teo ny fiarahantsika 
 Bm7         Em7   A
Hifanafatra kely hoe
D           Bm7   
 Aza manadino o
Em7      A              Bm7         
 Izaho aty mahatsiaro anao 
          D
 Aza manadino o
Em7      A            D  
 Izaho aty mbola havanao 

Bm7'    Em7   D-A
    e e e      ouh oh oh oh
D Bm7'

Tonony 2
Em7                   A         D
 Tsy hita moa fa ny fiainana masiaka
 Bm7        Em7 A 
Mampisaraka e  yeah 
D         Bm7
 Aza manadino o 
   Em7   A             Bm7
Fotoana fohy niarahantsika 
         D       Em7 A        
Aza manadino o o o

Tetezana
G             F#m'   Bm
 Lasa vahiny ka   tomany
G          G               F#m'Bm
 Tiako gadraina eo an-tratrako eo 
G                         F#m'   Bm
 Tsy avelako handeha lavidavitra_any
G                 F#m'       Bm          
 Anilako eo, isan’andro isan’andro
Em7                Gmaj7   A
 Tsy hisaraka mandra____kizay

     Fiverenana
     D       Bm7     Em      A
      Tsy manino fa veloma e 
     Bm7        D            Em  A
      Tsy mampanino f’aza manadino, 
     D       Bm7     Em       A
      Tsy manino fa veloma ianao, 
            F#m'  Bm7 Em A
     Samy tsara e (4x)

     D  Bm7  Em A (2x)
             D         Bm7 Em A
      K'aza manadino o o 

D Bm7 Em A

Tetezana
G             F#m'   Bm
 Lasa vahiny ka   tomany
G          G               F#m'Bm
 Tiako gadraina eo an-tratrako eo 
G                         F#m'   Bm
 Tsy avelako handeha lavidavitra_any
G                 F#m'       Bm          
 Anilako eo, isan’andro isan’andro
Em7                Gmaj7   A
 Tsy hisaraka mandra____kizay

     Fiverenana (ambony)
     E       C#m7     F#m    B
      Tsy manino fa veloma e 
     C#m7       E            F#m   B
      Tsy mampanino f’aza manadino 
     E       C#m7    F#m      B
      Tsy manino fa veloma ianao, 
             G#m'  C#m7 F#m B
      Samy tsara e 
            G#m'     C#m7   F#m B
      Samy tsara e (k'aza tomany)
             G#m'  C#m7   F#m       B
      Samy tsara e  (aza manadino o o)
             G#m'  C#m7      F#m         B
      Samy tsara e (f'izaho hahatsiaro anao)
             G#m'  C#m7  F#m         B
      Samy tsara e (izaho mbola havanao)
             G#m7  C#m7        F#m         B
      Samy tsara e (  Goodbye Goodbye my friend)
             C#m   A   
      Samy tsara e (2x)
                  C#m          A  
      Goodbye my sugar, f'aza manadino o

Tsara Tso-drano (Dadah Rabel)

Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel 
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 2
Tendry Gasy (CGDGBE)
A:    x2222x A':  x2x22x
Bbdim:x3232x Bm:  x4443x Bm': x4x43x
C#m': x6x65x
Em7: 4x5433  Em:  44200
G: x5433x

Fampidirana
D Em7 A D (3x)
D Em7 A G D

Tonony 1
   G    Bbdim         Bm   A
Zahay mivady toa sondrian-tory
   G        Bbdim         Bm
Mihevitra anao ho ankizy foana
 G      Bbdim   Bm          A
Nony nihiratra taitra tsitahita akory
 G         Bbdim     Bm
Hay moa ianao tonga taona

Tetezana
 D         Em7   A       D     
Hay moa tokoa ianao hary elatra
    D      Em7       A          D
Te hanana zo, te handeha, te hivelatra
 D        Em7     A       D       
Vita ny adidin’i Dada sy Neny
  D      Em7        A       D
Efa voninkazo ’lay voa novoleny

     Fiverenana
         Em     A
     Handeha, tsara tso-drano
     Em                            A  
      Tsy ho azon-tsampona, tsy hidiran’angano
         Em     A   
     Handeha, soava-tsarà
               Bm   A   G'-A'-Bm' A'-Bm'-C#m' D
     ’Zay vao tena lehilahy

Tonony 2
 G         Bbdim      Bm        A
Be ny tafahoatra, be koa ny tsy ampy
 G         Bbdim      Bm
Na ny anatra na tambitamby
 G             Bbdim Bm          A
Be ny sakantsakana, be ny fandraràna
         G         Bbdim           Bm
Toa_hoe tara toetr’andro izahay mazàna

Tetezana
 D         Em7          A           D     
Nefa izay moa no mba heverinay ho tsara
    D         Em7          A        D
Satria ny tianay ho tsara dimby sy fara
D       Em7             A      D       
Aza tsiny mety_tsy_ho tsara daholo
     D      Em7            A         D
Ny mba faniriana nahay nitaiza sy nikolo

     Fiverenana
         Em            A
     Handeha, ny any aloha no banjino
     Em                 A  
      Ny fahendrena no vatsy aza hadino
         Em      A   
     Handeha, mahità ny mamy
             Bm   A    G'-A'-Bmadd4 A'-Bm'-C#m' D
     Mba ho lavitra tomany

Solo
Em  A (3x)
G'-A'-Bm' A'-Bm'-C#m' D

Tetezana
 D         Em7     A       D     
Lasa nandeha ka hisidina irery
  D      Em7         A             D
Efa lehibe tsisy handidy, tsisy hanery
    D          Em7        A      D       
Handimby ireo zoky, hiantsorok’adidy
     D      Em7            A     D
Ny mba faniriana tsy ho ratsy safidy

Fiverenana
         Em    A
     Handeha, mahaleova
    Em                    A  
     F'ianao no dimby, ianao no handova
         Em      A   
     Handeha, ny anarantsika
           Bm     A       G'-A'-Bm' 
     Aza avela ho_entin-driaka

A'-Bm'-C#m' D
Tendry Standard (EAGBDE) 
Bbdim:x1232x Bm: x24432 
C#m': x46654 Em7:0xxx33