Hiran'i Mika sy Davis rehetra:
Mika sy DavisBm7: x24232 Bm7': x24235
C#m7: x46454 C#m: x46654
Em7: 022033 Em: 022000
F#m': 2xx220 F#m: 244222
Gmaj7: 3xx432 G#m': 4xx44xFampidiranaBm7 Gmaj7 (2x)
Bm7 Gmaj7
Goodbye, goodbye...
Bm7 Gmaj7 A
Tonony 1Em7 A D
Dia vita teo ny fiarahantsika
Bm7 Em7 A
Hifanafatra kely hoe
D Bm7
Aza manadino o
Em7 A Bm7
Izaho aty mahatsiaro anao
D
Aza manadino o
Em7 A D
Izaho aty mbola havanao
Bm7' Em7 D-A
e e e ouh oh oh oh
D Bm7'
Tonony 2Em7 A D
Tsy hita moa fa ny fiainana masiaka
Bm7 Em7 A
Mampisaraka e yeah
D Bm7
Aza manadino o
Em7 A Bm7
Fotoana fohy niarahantsika
D Em7 A
Aza manadino o o o
TetezanaG F#m' Bm
Lasa vahiny ka tomany
G G F#m'Bm
Tiako gadraina eo an-tratrako eo
G F#m' Bm
Tsy avelako handeha lavidavitra_any
G F#m' Bm
Anilako eo, isan’andro isan’andro
Em7 Gmaj7 A
Tsy hisaraka mandra____kizay
Fiverenana D Bm7 Em A
Tsy manino fa veloma e
Bm7 D Em A
Tsy mampanino f’aza manadino,
D Bm7 Em A
Tsy manino fa veloma ianao,
F#m' Bm7 Em A
Samy tsara e (4x)
D Bm7 Em A (2x)
D Bm7 Em A
K'aza manadino o o
D Bm7 Em A
TetezanaG F#m' Bm
Lasa vahiny ka tomany
G G F#m'Bm
Tiako gadraina eo an-tratrako eo
G F#m' Bm
Tsy avelako handeha lavidavitra_any
G F#m' Bm
Anilako eo, isan’andro isan’andro
Em7 Gmaj7 A
Tsy hisaraka mandra____kizay
Fiverenana (ambony) E C#m7 F#m B
Tsy manino fa veloma e
C#m7 E F#m B
Tsy mampanino f’aza manadino
E C#m7 F#m B
Tsy manino fa veloma ianao,
G#m' C#m7 F#m B
Samy tsara e
G#m' C#m7 F#m B
Samy tsara e (k'aza tomany)
G#m' C#m7 F#m B
Samy tsara e (aza manadino o o)
G#m' C#m7 F#m B
Samy tsara e (f'izaho hahatsiaro anao)
G#m' C#m7 F#m B
Samy tsara e (izaho mbola havanao)
G#m7 C#m7 F#m B
Samy tsara e ( Goodbye Goodbye my friend)
C#m A
Samy tsara e (2x)
C#m A
Goodbye my sugar, f'aza manadino o