Hiran'i Poopy rehetra: Poopy Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana A/C#: x4xx55 A/E: 0x2220 Am/D: x0x231 Bm: x24432 E7/D: xx0434 Fmaj7:1x221x Fampidirana: C F C D5-E Fiverenana A Fa raha sanatria ka nofy A Bm Izao rehetra izao Bm Avelao izy hitohy Bm E Mbola iarahako aminao E E7/D A/C# D Mitalaho an-tana-droa raha azo ata____o A/E E A Avelao aloha hanonofy farany aho Am-Dm/A-Am
Tonony 1 Dm G C Androany aloha, nanome toky ianao Dm E Am Nomenao fitiavana aho, natolotrao ny fonao Dm E Am Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa Dm G Izaho irery no tianao C Fmaj7 Nefa manahy ihany aho Dm Dm Esus4-E Rahampitso ve, mbola ho tia ahy ianao Fiverenana Am Fm7b5 Am/E Tonony 2 Dm G C Azoko atao ve, ny ahatoky anao Dm E Sao sanatria tsy kilalao Am Sangy mahery no ataonao Dm E Am-Bdim-C Ho torotoro izany foko mitala______ho Dm G Lazao re raha sitrakao C Fmaj7 Fa tena tia tokoa ianao Dm Dm E Ka na ny ampitso aza mbola ho toy ny anio Fiverenana