Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky Capo: 1 Am7: x02013 Cmaj7/E: x75557 C: x3201x D2: x57755 D: xx023x G/B: x2003x G: 3x000x Fampidirana (4x) G G/B C D Tonony 1 G G/B C D Mamikavika mafy handeha hitsena an’azy G G/B C D Mamikavika mafy ianao handeha hitsena an’azy G G/B C D Varimbarina teo kanjo tratran’ny embouteillage G G/B C D Varimbarina ianao kanjo tratran’ny embouteillage Tetezana Cmaj7/E D2 Tazatazaniny teny ianao fa tsy tazany Am7 D2 Ny andro efa miharivariva ihany Cmaj7/E D2 Nandrasany teny ianao, fa tsy tonga mihitsy Am7 D2 ’Reo taxi-be sy bus efa vitsy dia vitsy Cmaj7/E D2 Napetrany ianao, napetrany mihitsy Am7 D2 Ny andro efa maizina be, ny mpandeha efa vitsivitsy D Fiverenana - mozika/Sax fotsiny (4x) G G/B C D Tonony 2 G G/B C D Manganohano izy_lasa nody irery any G G/B C D Manganohano izy lasa nody irery tomany e G G/B C D Mitsonika tsy moramora e G G/B C D Reo ranomasony be dia be tomany tomany Tetezana Cmaj7/E D2 Sahirana izy mitady ny very Am7 D2 Mihira mangina ao anatin’ny aizina irery Cmaj7/E D2 Tongava am’izay hono ianao miverena Am7 D2 Fa ny azy ny fony voaomana hiandry hatry ny ela Cmaj7 D2 Tongava am’izay hono enao f'aza ela e Am7 D2 D Eny ananona hono izy, mba jerijerena Fiverenana G G/B C D Napetrany ianao e, napetrany ianao (4x) G G/B C D Voapetraka ianao e, voapetraka ianao (4x) Famaranana- Sax (4x) Cmaj7/E D2| Am7 D2