Untitled (How Does it Feel) – D’Angelo

Am7:  5x555x
B7:   7x787x
C7:   x3535x C9: x3223x
Dmaj7:x57675
E9:   x7677x
F#7:  2x232x
Gmaj7:3x443x

Intro
Dmaj7 Am7 Gmaj7 C9
Dmaj7 Am7 Gmaj7 C9..C7

Verse 1
Dmaj7
 Girl it's only you
Am7            Gmaj7
 Have it your way
            C9
And if you want you can decide
Dmaj7           Am7
 And if you'll have me
          Gmaj7      C9
I can provide everything that you desire

Dmaj7              Am7
 And if you get a feeling
 Gmaj7             C9 C7
Feeling that I am feeling
Dmaj7             Am7   Gmaj7
 Won't you come closer to me baby
F#7                   B7      
 That You've already got me 
 E9
Right where you want me baby
                        Dmaj7
I just want to be your man

     Chorus
                  Am7  Gmaj7         C7 
     How does it feel,  how does it feel
                  Dmaj7         Am7
     I wanna know  how does it feel
     Gmaj7         C9
      How does it feel

Verse 2
Dmaj7        Am7
 I wanna stop
Gmaj7          C9
 Silly little games you and me play
Dmaj7      Am7
 And I am feeling right on
 Gmaj7 
Feel the same way baby
 C9          
Let me know right away

     Dmaj7            Am7
I'd love to make you wet
Gmaj7             C9     C7
In between your thighs 'cause
Dmaj7            Am7     Gmaj7
 I love when it comes inside you
F#7          B7              E9
 I get so excited when I'm around you
Dmaj7
Oh oooh

     Chorus (3x)
                  Am7  Gmaj7         C7 
     How does it feel,  how does it feel
     Dmaj7         Am7
      How does it feel
     Gmaj7         C9
      How does it feel

Mangahiahy (Bodo)

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Asus2: x02200 Asus4: x02230 
A/C#:  x4222x A':    x07655
Bm7:   x24232 B7:    x21202
C#m7:  x46454
E':    0xx454 Esus4: 0xx455
Eadd2: 024100
F#m7:  2xx2xx
Fampidirana
A  Asus2 (3x)
A  Asus4

Tonony 1
A            Asus2
Efa tena tsy andry intsony 
A            Asus2   E'   D   E'-D
 Ny hiverenanao manoloana ahy 
A             Asus2
 Mila tsy ho tanty intsony 
A           Asus2         E' D E'-D
 Ny fahabanganao ato an-tra_no 

E                  F#m7   
 Toa mangina ny tanàna 
Bm7               A/C#   D
 Ianao_moa lasa tsy  voatana 
            A/C#
Ny tandindonao no sisa 
Bm7        Esus4   E' A'   
 Zava-marobe tsy  voarindra 

Tonony 2
A                Asus2
 Izaho moa tsy afa-manoatra 
A              Bm7   C#m7  E'  D E'-D
'Nefa anie ny fo  mafana  loatra 
A            Asus2
 Raha vao mifoha maraina 
A             Bm7    C#m7   E' D E'-D
 Tsy eo anilanao  marary ny aina 

E                   F#m7
 Any lavitra any ianao 
Bm7                A/C#
 Izaho eto foana miandry 
D            A/C#
 Tsy mba afaka miala 
Bm7        Esus4  E'    A'
 Fa ireo voady  efa voatana 

     Fiverenana (2x)
     E       Eadd2         B7
      Mangahiahy, toa ankamantatra 
                  Bm7     E       A
     Tsy mety ho fantatra, asa angaha 

Tonony 3
A                Asus2
 Efa mba zatra tsara 
A        Bm7    C#m7  E'  D E'-D
 Teo aminao tanteraka aho e 
A                 Asus2
 Iza indray moa izao 
A           Bm7    C#m7 E' D E'-D
 No hitantarako ny ala_he_lo 

E               F#m7
 Ireo vazivazy teo 
Bm7                 A/C#  D
 Ny sedra rehetra izay miseho 
              A/C#  Bm7          Esus4
Ireo andian-drahona, kotaba marobe 
    E'     A 
Niaraha-namafa

     Fiverenana
     E       Eadd2         B7
      Mangahiahy, toa ankamantatra 
                  Bm7     E       A
     Tsy mety ho fantatra, asa angaha 
     
     E       Eadd2         B7
      Mangahiahy, toa ankamantatra 
                  Bm7     E       D
     Tsy mety ho fantatra, asa angaha 
     Bm7     E          A
      Rahoviana no hiverina