Mangahiahy (Bodo)

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Asus2: x02200 Asus4: x02230 
A/C#:  x4222x A':    x07655
Bm7:   x24232 B7:    x21202
C#m7:  x46454
E':    0xx454 Esus4: 0xx455
Eadd2: 024100
F#m7:  2xx2xx
Fampidirana
A  Asus2 (3x)
A  Asus4

Tonony 1
A            Asus2
Efa tena tsy andry intsony 
A            Asus2   E'   D   E'-D
 Ny hiverenanao manoloana ahy 
A             Asus2
 Mila tsy ho tanty intsony 
A           Asus2         E' D E'-D
 Ny fahabanganao ato an-tra_no 

E                  F#m7   
 Toa mangina ny tanàna 
Bm7               A/C#   D
 Ianao_moa lasa tsy  voatana 
            A/C#
Ny tandindonao no sisa 
Bm7        Esus4   E' A'   
 Zava-marobe tsy  voarindra 

Tonony 2
A                Asus2
 Izaho moa tsy afa-manoatra 
A              Bm7   C#m7  E'  D E'-D
'Nefa anie ny fo  mafana  loatra 
A            Asus2
 Raha vao mifoha maraina 
A             Bm7    C#m7   E' D E'-D
 Tsy eo anilanao  marary ny aina 

E                   F#m7
 Any lavitra any ianao 
Bm7                A/C#
 Izaho eto foana miandry 
D            A/C#
 Tsy mba afaka miala 
Bm7        Esus4  E'    A'
 Fa ireo voady  efa voatana 

     Fiverenana (2x)
     E       Eadd2         B7
      Mangahiahy, toa ankamantatra 
                  Bm7     E       A
     Tsy mety ho fantatra, asa angaha 

Tonony 3
A                Asus2
 Efa mba zatra tsara 
A        Bm7    C#m7  E'  D E'-D
 Teo aminao tanteraka aho e 
A                 Asus2
 Iza indray moa izao 
A           Bm7    C#m7 E' D E'-D
 No hitantarako ny ala_he_lo 

E               F#m7
 Ireo vazivazy teo 
Bm7                 A/C#  D
 Ny sedra rehetra izay miseho 
              A/C#  Bm7          Esus4
Ireo andian-drahona, kotaba marobe 
    E'     A 
Niaraha-namafa

     Fiverenana
     E       Eadd2         B7
      Mangahiahy, toa ankamantatra 
                  Bm7     E       A
     Tsy mety ho fantatra, asa angaha 
     
     E       Eadd2         B7
      Mangahiahy, toa ankamantatra 
                  Bm7     E       D
     Tsy mety ho fantatra, asa angaha 
     Bm7     E          A
      Rahoviana no hiverina