Key: F
Intro
F | Bbmaj7-Gm/Bb
F/A Gm/Bb | F/C Gm/Bb
F/A Gm/Bb | F/C Gm/C
Verse 1
F C/E
Tsy tana ny foko fa
Bb F
Voatery ny ora sy fotoana
F Bb
Tsy mety nangina
C
Fa te hiantso anao foana
F/A Bb
Tsy afaka ao an-doha
F/C C
Nandalo an-tsaiko avokoa
F/A Bb Csus4..C
'Reo kisarisary 'zay niainantsika roa.
Verse 2
F C/E
Nanjary mangovitra aho
Bb F
Raha vao mandre ny anaranao
F Bb
Raha vao mangina irery iny
C
Dia mahatsiaro ireo fahiny
F/A Bb
Fa toy ny vao haninkeo
F/C C
'Reo tantara izay niseho
F/A Bb C
Gina sy variana tampoka teo
Pre-Chorus
A7/C#
Efa reko sahady any anatiko any
Dm Bb
Ny angolanao, 'lay fitsikinao
F/C-Gm/Bb F/A-Gm/Bb
Nambabo ahy , tsy mahasaraka ahy
Csus4 F Fsus4
Tsy mety lefy, Toy ny mozika tsara tefy
Chorus
C Bb/D C/E F
Angolanao 'zay ilay tsy foiko angola mitalaho
C Bb/D C/E F
Fa tsy ho mety ho tony ny saiko raha tsy eo akaikinao
D7/F# Gm7 C/E F
Fa raha ny eritreritro, Fotoana iray no andrasako
Bb F/A Gm
Dia 'lay andro iray hihaonantsika
Bb F/A Fm/Ab
Dia 'lay andro iray hihaonantsika
Bb F/A G7 C7 F
Dia 'lay andro iray hihaonantsik'eto indray
Verse 3
F C/E
'Reo fotoana mifangaro
Bb F
Sy ireo minitra maromaro
F Bb
'Zay nifampizarana
C
Vetivety dia tsy tana
F/A Bb
Fa tsy nety afa po
F/C C
Voron-kely anankiroa
F/A Bb Csus4..C
Fa tsy mifanary ,tsy misara-droa
Verse 4
F C/E
'Reo tononkalo nosoratanay
Bb(add9) F
Voarakitra an-taratasy iray
F Bb
Dia mbola voatahiry
C
Na dia efa taona firifiry
F/A Bb
Tsy hay adinona
F/C C
'Lay soratrao tsy mety novonoina
F/A Bb C
Raikitra am-po volamena tsy mba lo
Tondrompeon'i Tovo J'Hay hafa: Tovo J'Hay