Intro
Gm D7b9 | Gm Dm7b9 (2x)
Tonony 1
Gm Eb6
Rehefa mandinika ny fihetsikao iny aho
Bb
Dia mahatsiaro azy
Gm Eb6
Fa na fiteny na fijery fanaonao
Bb
Dia ahatsiarovako azy
Gm Eb6
'Reo vazivazy nifanaovantsika roa
Bb
Toa efa niainako taloha
Gm Eb6
Hatramin'ny hira izay nokaloinao teo
Bb
Dia samy tianareo
Pre-Chorus
Cm7 D7
Variana aho indraindray
Gm D7/A Gm/Bb
Fa ianao ihany ve 'lay iray
Cm7 A
Ilay tsy foiko sy 'lay tiako be fahiny
A/Db D
Miverina ankehitriny
Fiverenana (2x)
Eb F Bb
Ka lasa ny vinany
Ddim G/B Cm7
Ho faly ve sa hitomany
Ab D7/A Gm/Bb-Bdim-Cm7
Mbola ho sarotra takarina
Bb/F F Bb
Nef'izay 'lay marina
Bb-Eb/Bb-Bb
Tonony 2
Gm Eb6
Ilay toetrako izay masiatsiaka izay
Bb
Hiova tato ho ato
Gm Eb6
Tsy te hamerina intsony aho fa fay
Bb
Hanandrana fo vato
Gm Eb6
Hiezaka hitia anao toa azy aho
Bb
F'ianao no anilako eo
Gm Eb6
Tsy tiako hanalokaloka ny saiko intsony izy
Bb
Hadinoiko hatreo