Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook
Tonalite: Bb
Em7b5 = Gm/E
Intro
Gm Cm7 (2x)
Dm7 Eb | F(add9)
Tonony 1
Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Bbsus2 Ebm(add9)/Bb
Vao niandoha 'zaho sy ianao nifankatia tokoa
Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Dm7 (Dm11-Dm7)
'Zaho ilay 'ray lasa roa fa efa niova fo
Eb(add9) Ebm(add9) Bbsus2 Ebm(add9)/Bb
Ireo sangisangy, ireo hanihany, ireo teny mamy
Cm Em7b5 F(add9)
Dia nanjary niova ho tomany
Pre-Chorus
Eb(add9) Ebm(add9) Bbsus2 Ebm(add9)/Bb
Averiko ilay nindramiko tsy ho neniko
Cm Em7b5 F(add9)
Angamba tsy ho tsiniko
Fiverenana
Ebmaj7 Eb F(add9)
'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Eb F(add9)
Ny hirako no hiraiko hanadinoko
Gm Eb Bb/D Cm7 Bb F
’Lay natao tsy hifarana hasambarana Iza moa no nanampo
2x
-------------------
Bb(add9)
Ho tantara taloha
Gm Cm7 (2x)
Tonony 2
Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Bbsus2 Ebm(add9)/Bb
Sarotra ny hanadino nefa mora ny mino
Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Dm7
Efa_nisava ny alahelo nandalo dia efa rava
Eb Ebm Bbsus2 Ebm(add9)/Bb
Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana, hisolo toerana ao
Cm Em7b5 F(add9)
Hiara hanorim-piainam-baovao
Pre-Chorus/Fiverenana
Tetezana
Eb F
Ka ny tenanao manontolo ny tananao no antenaiko
Eb F
Hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hasaraka ahy
Gm Bb Eb F(add9)
Fitia tsisy ahiahy, ho tsy ahy
Fiverenana/Famaranana (Gm Cm7)