Hiran'i Johane rehetra: Johane Key: A Intro: D..E..| A-E/G#-F#m-E-D..E.. Verse 1 A E/G# Izaho sy ianao, samy vonona F#m C#m Hiara-dalana, hifampitantana D6 A/C#..F#m7.. Hamakivaky 'zany fiainana Bm7 E Aza manahy fa, eo foana ho anao A E/G# Izaho sy ianao, samy mahafantatra F#m C#m Fa na ho mora, na ho sarotra D6 A/C#..F#m7 Dia tsy hiova, tsy hivadika B7 E7 Asus4..A Mandrakizay, 'zay no tanjona Chorus D E/D A/C# Omeko anao, 'zay rehetra momba ahy D E F#m Omenao ahy, 'zay rehetra momba anao A/E D C#7 F#m E D Fa ny fontsika roa, mikam_bana E E7 Asus4..A Ho marikin'ilay fitiavana Verse 2 A E/G# Ankehitriny, tiako ho tsapanao F#m C#m Fa tsy hisy olona hafa hasoloko anao D6 A/C# Sarobidy 'ndrindra amiko ianao B7 E7 Asus4..A Mandrakizay, 'zay no tanjona Chorus (2x) https://youtu.be/zqULQ63PIJg https://youtu.be/i8fDdydCaXg