Key: Bb/Eb, C, A Intro (Key: Bb) Bb7.... Gm7-Bb/F-Eb..| Bb/Eb..Ebadd9.. Eb-D7/Gb-Eb/G| Bb/Ab-Ab-Ab6 Verse 1 Bb Ab/Bb Bb Ho inontsika moa ny andro izay mandalo Bb Ab/Bb Bb Raha ny rivotra mifafy no tsy hitondra kalo Ebmaj7 Ebdim7 Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Bb/F Ho ankafizintsika ka tsy hisy fitsaharana Bb Ab/Bb Bb Ho inontsika moa ny ampitso raha mivazo Bb Ab/Bb Bb Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo Ebmaj7 Ebdim7 Izay notiavintsika ka lasa namololona Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Bb/F Tsara kolokolo ka tsiriritin’olona Note: D-Eb-F | Bb-C-Bb | F-G-F | C-D Chorus #1 Ebmaj7 D7/Gb Fa ianao no amiko izaho no aminao Gm9 C9 Isika no miaraka, mozika tsotra izao Ebmaj7 D7/Gb Fa tonony sy feo, tsy mahay misaraka Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Bb/F Na tsiky na tomany no miraraka Verse 2 Bb Ab/Bb Bb Ho inontsika moa ny andon’ny maraina Bb Ab/Bb Bb Raha mitampify hatrany ny kalo 'zay hiraina Cm7-Bb/D Ebmaj7 Ebdim7 Fa ianao no amiko, izaho no aminao Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Isika no miaraka, mozika tsotra izao Bridge (Key: C) Dsus4....[note:Eb-D-Db-C] G/B-C7-Dbdim7 G/D-Gaug/D Cmaj7.... | D/C.... Em7..Gmaj7/D..| Cmaj7.... B/Eb-C/E-F.. | F/C-G.... [Note: Db-D-E | A-B-A| E-Gb-E| B-Db-B] Chorus #2 (Key: A) Dmaj7 Fdim7 Fa ianao no amiko izaho no aminao F#m9 F#m7/E Ebm7b5 Isika no miaraka, mozika tsotra izao Dmaj7 Db7b9 Fa tonony sy feo, tsy mahay misaraka F#m9 F#m7/E Ebm7b5 Mahavelon’aina ny hira izay hiraina oooo Dmaj7 Db7b9 Fa ianao no amiko, izaho no aminao F#m9...F#m/E-Ebm7b5 Ha a a a a oooo F#m7/E Fdim7 Ebm7b5 Db7(b9) Fa tonony sy feo, mampi_ray ny fo Outro: F#m9..F#m7/E..|Dmaj7....Add9.... Hiran'i Nanie rehetra: Nanie Hiran'i Lalie rehetra: Lalie