Intro
G..G/B..G| G/B-Am/C-G/D
D..G..
Verse 1
G
Finaritra ny olonao
C G
Jesosy Tompo ô
G G/B G
Fa manana ny aim-baovao
G/D D G G7
Ka ravo eram-po
Verse 2
C G
Ny famonjena vitanao
D C G
Dia efa voaray izao
G G/B
Ny fifaliany aty
G/D D G-Abdim-Am..D..G
Hitohy hatrary
Verse 3
G
Izaho va Jesosy ô
C G
Mba isan'ny Anao?
G G/B
Ny solika fitaizako
G/D D G G7
Moa misy va izao
Verse 4
C G
Hevero ry fanahiko
D C G
Ka aza mety afa-po
G G/B
Ambara-pahafantatrao
G/D D G
Fa Jeso no anao
--------
Tondrompeo FFPM hafa