Key: Em (G)|Capo: 2
Intro Am7........|Em(add9).........(2x)
Verse 1
Am7
Tiako foana ny hilaza
Em(add9)
Tiako ny hiteny na dia fotoana kely
Am7
Azy ireny, nahalalako anao
Em(add9)
Nandalovanao tamin'ny fiainako
Am7
Fitia tsotra kely
Em(add9)
Fitia mamy kely. no nomenao ahy
Am7
Ombieny ombieny, hitiavako anao
Em(add9)
Hahatsiarovako anao amin'ny fiainako
Pre-Chorus
Cmaj7 Bm7
'Zao isika sy ianao
Em(add9)
Tsy hoe tafaray,
Cmaj7
Izay 'lay anjara tsy hay tsy hay
Bm7
Tsy hanenenako
Em(add9) Em-D/F#-G-Bm7
Rehefa izay dia izay
Cmaj7 Bm7
Izaho nanome
Em(add9)
Ianao nanome
Dm7 G Cmaj7
Avy any am-po be dia be
B7 C/D
Tsisy alahelo
Chorus (Key: G)
G(add9) Dsus4/F#
Ny anaranao, anatiko ao
Em7 G/D
Lalina, tsy voafafa
Cmaj7 Cmaj7-Bm7
Aza miahiahy
Am7 C/D
Izaho hanana tsiahy tsara foana
G(add9) Dsus4/F#
Anao, ianao koa
Em7 G/D
Fantatro, hahatsiaro antsika roa
Cmaj7 Cmaj7-Bm7
Izaho tsy hiahiahy
Am7 C/D G(add9) Abdim7
Ianao hanana tsiahy tsara koa
Verse 2
Am7 Em(add9)
Tiako ny mahita, tiako ny mijery
Am7
Fa ianao tsy mba tavela irery
Em(add9)
Manan-tiana ianao, misy namanao ianao
D
Tamin'izao
Am7 Em(add9)
Dia ny hafaliana, feno fitsikiana
Am7
No nolazainao ahy taty aoriana
Em(add9)
Mahita ahy sy ilay malalako
Em(add9)
Efa anilako
Pre-Chorus/Chorus
Am7 C/D B/D# Em
Ianao hanana tsiahy tsara koa
Bridge
Em B7/D#
Ho tsara foana koa
G/D A/C#
Ny androanao, feno masoandro
Am7 Bm7 Cmaj7
Tahian' ilay Nahary
C/D..D
Ho feno soa
Chorus (Key: A)
A E/G#
Ny anaranao, anatiko ao
F#m7 A/E
Lalina, tsy voafafa
Dmaj7 Dmaj7-C#m7
Aza miahiahy
Bm7 D/E
Izaho hanana tsiahy tsara foana
A E/G#
Anao, ianao koa
F#m7 A/E
Fantatro, hahatsiaro antsika roa
Dmaj7 Dmaj7-C#m7
Izaho tsy hiahiahy
Bm7 D/E A
Ianao ahatsiaro ahy koa
Ianao hanana tsiahy tsara koa
------------------------------------
Tondrompeon'i Safiid hafa
A/E: 0x2220
B7: x24242 B7/D#: xx1202
C/D: xx0553 Cmaj7: x32000 na x35453
Dmaj7:xx0222 D/E: 0xx775 Dsus4/F#:2xx233
C#m7: x45435
E/G#: 446454 Em(add9): 024000 (verse); 0x4003 (pre-chorus)
F#m7: 2xx220
G/D: xx0433 G(add9): 3x0203