Intro (Key: F#m na A) F#m.... F#m..Fdim7-F#m -------------- F#m.. F#m....| C#7sus4..C#.. Verse 1 Asus2 Tsy nampoiziko intsony ny omaly Bm Ny mbola hifankahita aminao C#7sus4 C#7 F#m Nanary toky aho fa ela loatra izay Asus2 Kanjo nahita anao aho omaly iny Bm Nidoboka izay tsy izy ny fo E(add9) Asus2 Ny tànako no reko nikitika anao Chorus F#m Bm Noheveriko efa ritra ny fitiavanao ahy E(add9) Asus2 Ka nahatonga anao, nanalavitra ny fiainako F#m Bm Fantatrao fa mbola mitempo ao anatiko ao C#7sus4 C#7....F#m Ilay fitiavako tsy ritra ho ana______o Bm Tsy haiko ny hilaza indray aminao E(add9) Asus2 Ny fiainana nodiaviko F#m Bm Naniry ihany aho teo aloha ny ho eo anilanao C#7sus4 C#7....F#m -> Intro Nakifikao nefa ankehitriny Verse 2 Asus2 Sahiran-tsaina aho mantsy Bm Raha mbola hanavao indray C#7sus4 C#7 F#m 'Lay fitiavako anao tsy haiko lazaina Asus2 Raha mba fantatrao anefa Bm Fa nandeha lalan-kafa aho E(add9) A Tsy afaka mizara roa ny fo Chorus F#m Bm Izy tiako tena tiako, ianao indray koa tia ahy E(add9) Asus2 Vao lasa ianao, ny foko efa lasany koa F#m Bm Tsy ho lazaiko anao anefa, aoka ho anay ny anay C#7sus4 C#7....F#m Aoka ho ahy mangina ny anjarako Bm Tsy handatsa anao ny anaovako izao hira izao E(add9) Asus2 Ny mpihaino no aoka hitsara ahy F#m Tsy tiako ny eritreritro Bm hibanjina indray any aminao C#7sus4 C#7 F#m Ny azoko atao, hivavaka ho anao Outro: F#m....Bm.... ----------------- Tondrompeon'i Aina Cook hafa