Archives

Eo ambany eo ny daty nampidirana ny tondrompeo. Misy tondrompeo betsaka izay nampidirana tamin’ny Janoary sy Febroary tsy voasoratra eo. Raha hijery ny tondrompeo rehetra, dia ao amin’ny hira no vangio.

Oktobra 22, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Mimoza (Dama)

Oktobra 21, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Ianao Ilay Tsy Manan-Tsahala (Dadah Rabel)
  2. Fony Isika (Dadah Rabel)

Oktobra 18, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Ravao Maria (Tselonina)

Oktobra 11, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Goodbye My Friend (Mika sy Davis)

Oktobra 4, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Tsara Tso-drano (Dadah Rabel)

Septambra 27, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Zanako Vavy (Mahaleo)
  2. Minisitera (Mahaleo)

Septambra 13, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Iantrao (Mahaleo)

Septambra 8, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina. Ilay “Ao Izy e” misy accord gasy sy standard.

  1.  Ao Izy e (Mahaleo)
  2. Antso (Ambondrona)

Aogositra 18, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Embona sy Hanina (Mahaleo)

Aogositra 17, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Fitia Madio (Rebika)
  2. Tsy Misy Ny Doria (Mahaleo)
  3. Jamba (Mahaleo)
  4. Adin-tsaina (Mahaleo)

Aogositra 11, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Voankazo Voarara (Mahaleo)
  2. Meteza Ahatsiaro (Njakatiana)

Aogositra 4, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Zaza Sary (Mahaleo)
  2. Mpilalao Fitia (Mbolatiana)
  3. Foiko Manontolo (Mahaleo)

Jolay 22, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Ny Fo (Mahaleo)

Jolay 19, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Tsaiky Joby (Mika sy Davis)
  2. Nipody Amin-bady (Njakatiana)
  3. Tia Aho (Zo Ryan)

Jolay 13, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Hazo Midoroboka (Lolo sy ny Tariny)
  2. Mila Rano (Erick Manana)

Jolay 8, 2014 – Ohatran’ny gadona avy any Espana izany ilay izy.

  1. Bonbon Gasy (Lolo sy ny Tariny)

Jona 28, 2014 – Tondrompeo vaovao. Ankafizo

  1. Tovolahy (Tselatra)
  2. Diso Ve Aho (Tselatra)

Jona 21, 2014 – Mba nisy “slow rock” kely

  1. Mbola Ho Avy (Tselatra)
  2. Tsy Rariny (Tselatra)
  3. Aza Milofika (Rebika)

Jona 17, 2014 – Tondrompeo vaovao. Somary naka rivotra kely dia izao vao nisy fotoana. Namorona pejy Facebook koa raha ohatra ka te hisy hanaraka ianareo. Eo amin’ny havanan’ity pejy ity ilay izy

  1. Soamalala (Rossy)
  2. Nofy (Rebika)

May 13, 2014 – Tondrompeo vaovao

  1. Ho Antsika (Do Rajohnson sy Lola)

May 10, 2014 – Tondrompeon’i Mahaleo voalohany mba vita ato. Enga anie tsy ho ratsy

  1. Ho Fanafody (Mahaleo)
  2. Kiaky Ny Manina (Njakatiana)

May 8, 2014 – Piano mba navadika gitara

  1. Hay Ve (Rija Ramanantoanina)
  2. Aloka (Johary)

May 3, 2014 – Tondrompeon’i tarika Johary vao vita teo. Ankafizo

  1. Te Ho Soa (Johary)

May 1, 2014 –  Tondrompeo vao nampidirina

  1. Fitiavana Kely (Erick Manana)

Aprily 27, 2014 –  Tondrompeo vao nampidirina

  1. Tsiky Malefaka (Erick Manana)
  2. Mamiko (Bodo)

Aprily 20, 2014 –  Miarahaba antsika rehetra tratrin’ny Paka daholo. Manaova fety sambatra. Ity misy hira Jazz kely dia enga anie ka ho tianareo

  1. Nofiko (Nanie)

Aprily 13, 2014 –  Io indray ary aloha fa dia hankafizo. Be ba-gasy be ilay “Fantatro Fa” ka avela ho anareo mpitendry no manisy ny filirony. Mety hisy fanitsiana samihafa eo ihany rehefa tendrena im-betsaka. Raha misy manana soso-kevitra na fanitsiana ianareo dia raisina an-tanandroa.

  1. Sarine (Babaique)
  2. Fantatro Fa (Njakatiana)

Aprily 6, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina. Nampidinina any amin’ny faran’ny pejy ilay naoty satria betsaka. Dia misaotra ho an’ny mpitsidika. Mizara stat eo ihany rehefa malalaka

  1. ‘Lay Toerana Mamy (Njakatiana)
  2. Tsy Hisy Ve (Njakatiana)
  3. Niova (Njakatiana)

Martsa 16, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Izay Sisa (Tovo J’Hay)

Martsa 15, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina.

  1. Ho Zaraiko Aminao (Ricky)
  2. Iny Havako Iny (Ricky)

Martsa 9, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina

  1. Naleoko Izy (Tovo J’Hay)
  2. Tamberina (Tovo J’Hay)
  3. Izy Roa Kely (Kiaka)

Martsa 8, 2014 – Mbola somary sahirana kely, fa misy tondrompeon’i Kiaka iray izay hivoaka eto amin’ity faran’ny herindro ity

Martsa 2, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina

  1. Tsy Misy Toa Anao (Tovo J’Hay)
  2. Nilaozany (Green)

Martsa 1, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina

  1. Miaraka Aminao (Do Rajohnson)
  2. Miandry Aho (Ambondrona)
  3. Manahiragna (Ejema)
  4. Djarina Banou (Ejema)

Febroary 26, 2014 – Tondrompeo vao nampidirina

  1. Vetivety (Green)

Febroary 21, 2014 – Tondrom-peo vao nampidirina tamin’ity herinandro ity:

  1. Vanona (Tovo J’Hay)
  2. Hitalahoako (Tovo J’Hay)
  3. Lavitra (Eric Tahina)
  4. Resinao (Bodo sy Njakatiana)

Febroary 21, 2014 – Tondrom-peo vao nampidirina tamin’ny faran’ny herinandro teo:

  1. Satria (Bodo)
  2. Tiako Izy (Rebika)
  3. Tena Namana (Poopy sy Eric Tahina)
  4. 1+1=1 (Poopy sy Ricky)
  5. Ndao Hihira (Bessa sy Lola)
  6. Tojo Anao (Bessa sy Lola)

Janoary 21, 2014 – Tondrompeo voalohany tato amin’i Acoustic Gasy: Aza Manitsaka (Njakatiana)

 

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.