Verse G/A D Em(6) Dadd9/F# Am13 Ry Jeso Tom______po Gmaj9 A/G Gmaj7 Tsa____ra ô! F#m7 Bm7 Esus4 G#m7b5 A9 He resy lahatra aho i_____zao F#aug7 Bm7 C#m7b5 D F#m7b5 Fa be ny ratsy Gmaj9 A/G G#dim Vi____ta__ko D/A F#7/A# Bm7 E9 A9 D Mandi__fo_____tra ny te_na_ko Chorus D Em13 Dadd9/F# Gmaj7 F#m7 A9 D Milela----pa_______la_____di____a re F#7 Bm7 A/C# D Em11 A9 Fa e__fa diso lehi_be F#aug7 Bm7 C#dim7 D F#m7b5 Gmaj9 A/G G#dim Ko_____se__ho tsy ho hi____ta__nao D/A F#7/A# Bm11 Esus4 E9 A9 Ny ma__ri_____ky ny o____ta_ko F#aug7 Bm7 C#dim7 D F#m7b5 Gmaj9 A/G G#dim Am____pi___a_____sao ny in__dra__fo Gmaj7 D/A Bm11 E9 A9 D Ka mamelà ny he_lo_ko
Author Archives: acoustikgasy
Zah Sa Izy – Version Piano (Parish)
Intro (Key: C)
C.... |G/D....
Am..C/G..|F....
Verse 1
C/G
Manontany tena zaho
G
Hoe jusque ombia 'zaho hiaritra
Am/E
Tsapako anao tsy mankatia
G/D F/C
Nefa zaho mbo misesika
Verse 2
C
Zaho nandray anao nariany e
G/D
Na mafy aro takaitra navelany e
Am
Nefa mbola amin'azy fijerinao
C/G F
Anao izy koa anday zaho tsy itanagna anao
Pre-Chorus (2x)
C
Ino raha tsy afoizanao n'azy e
G/B
Ino raha tsy ampy amin'ahy
Am7
Volagna zaho fa foko marary marary
C/G F(add9)
Marary, satria mankatia
Chorus - Part 1 (2x)
C
Anao mahaiza misafidy e
G
Mahaiza misafidy anao
Am
Le tia anao sa mankatia anao
C/G F
Anao mandinia hely e
Chorus - Part 2 (2x)
C..Cadd9..Em7....
Deny zaho mbola eto o
Am..C/G..F....
Deny zaho mbola eto o
C..Cadd9..G...
Deny zaho mbola eto o
E7/G# Am..C/G..F....
Deny zaho mbola eto o
Verse 3
C
Niezaka nanambitamby anao zah
G/D
Niezaka nijery anao foa
Am
Mba niheno ireo tarainanao zaho
C/G F
Olom-belo koa mba misy fo
Verse 4
C
Fa jalinao raiky foa ndro hainao
G/D
Anao tia tegna loatra
Am
Zah koa anie tsy mazaka
C/G F
Tsy azoko o
Hira no Tsara (Olombelo Ricky)
Intro (4x): Fm9..Abmaj7..| Fm9..Eb Verse Eb Ab(add9) Bb Eb Ebsus4-Eb Hihira aho, hihira ho anao e Eb Eb-Bb/Eb-Ab Ab/Bb Eb Hivazo a__________ho, hivazo ho anao e Pre-Chorus (2x) Fm-Bb/F-Fm7 Fa efa manakaiky Fm/Ab-Bb/Ab Fm/Bb Eb (Fm/Eb-Eb) Fa efa manakai___ky, 'lay ora farany Chorus #1 Ab Db/Ab-Ab Hirahira no tsara e, hirahira no tsara e Bb Bb-Eb/Bb-Bb Hirahira no tsara e, hirahira no tsara e Eb/G Ab Eb/Bb Dia mbola ho anao, dia mbola ho anao foana aho Eb-Bb/F-Eb/G Ab-Eb/G Fm Eb Ho a_nao, ho a_nao asy ho ahy -> Intro Verse 2 Eb Ab Bb Eb Ebsus4-Eb Hitsiky aho, hitsiky ho anao e Eb Eb-Bb/Eb-Ab Ab/Bb Eb Hifaly a__________ho, hamalifaly ny fonao e Pre-Chorus Chorus Ab Db/Ab-Ab Tsikitsiky no tsara e, tsikitsiky no tsara Bb Bb-Eb/Bb-Bb Tsikitsiky no tsara e, Tsikitsiky no tsara e Eb/G Ab Eb/Bb Dia mbola ho anao, dia mbola ho anao foana aho Eb-Bb/F-Eb/G Ab-Eb/G Fm Eb Ho a_nao, ho a_nao asy ho ahy Bridge: Cm7....Ab....| Fm7....Bb....(4x) Outro Cm7 Bb Abmaj7 Hirahira no tsara hozarazaraiko aminao(4x) Cm7 Abmaj7 Fm7 Bb Hoento aho, hoento aho, ho ento mba ho any aho (4x) ------------------------- Tondrompeon'i Olombelo Ricky hafa
Hitia Anao Indray (Aina Cook)
Intro (Key: F#m na A) F#m.... F#m..Fdim7-F#m -------------- F#m.. F#m....| C#7sus4..C#.. Verse 1 Asus2 Tsy nampoiziko intsony ny omaly Bm Ny mbola hifankahita aminao C#7sus4 C#7 F#m Nanary toky aho fa ela loatra izay Asus2 Kanjo nahita anao aho omaly iny Bm Nidoboka izay tsy izy ny fo E(add9) Asus2 Ny tànako no reko nikitika anao Chorus F#m Bm Noheveriko efa ritra ny fitiavanao ahy E(add9) Asus2 Ka nahatonga anao, nanalavitra ny fiainako F#m Bm Fantatrao fa mbola mitempo ao anatiko ao C#7sus4 C#7....F#m Ilay fitiavako tsy ritra ho ana______o Bm Tsy haiko ny hilaza indray aminao E(add9) Asus2 Ny fiainana nodiaviko F#m Bm Naniry ihany aho teo aloha ny ho eo anilanao C#7sus4 C#7....F#m -> Intro Nakifikao nefa ankehitriny Verse 2 Asus2 Sahiran-tsaina aho mantsy Bm Raha mbola hanavao indray C#7sus4 C#7 F#m 'Lay fitiavako anao tsy haiko lazaina Asus2 Raha mba fantatrao anefa Bm Fa nandeha lalan-kafa aho E(add9) A Tsy afaka mizara roa ny fo Chorus F#m Bm Izy tiako tena tiako, ianao indray koa tia ahy E(add9) Asus2 Vao lasa ianao, ny foko efa lasany koa F#m Bm Tsy ho lazaiko anao anefa, aoka ho anay ny anay C#7sus4 C#7....F#m Aoka ho ahy mangina ny anjarako Bm Tsy handatsa anao ny anaovako izao hira izao E(add9) Asus2 Ny mpihaino no aoka hitsara ahy F#m Tsy tiako ny eritreritro Bm hibanjina indray any aminao C#7sus4 C#7 F#m Ny azoko atao, hivavaka ho anao Outro: F#m....Bm.... ----------------- Tondrompeon'i Aina Cook hafa
Hanana Tsiahy (Safiid)
Key: Em (G)|Capo: 2
Intro Am7........|Em(add9).........(2x)
Verse 1
Am7
Tiako foana ny hilaza
Em(add9)
Tiako ny hiteny na dia fotoana kely
Am7
Azy ireny, nahalalako anao
Em(add9)
Nandalovanao tamin'ny fiainako
Am7
Fitia tsotra kely
Em(add9)
Fitia mamy kely. no nomenao ahy
Am7
Ombieny ombieny, hitiavako anao
Em(add9)
Hahatsiarovako anao amin'ny fiainako
Pre-Chorus
Cmaj7 Bm7
'Zao isika sy ianao
Em(add9)
Tsy hoe tafaray,
Cmaj7
Izay 'lay anjara tsy hay tsy hay
Bm7
Tsy hanenenako
Em(add9) Em-D/F#-G-Bm7
Rehefa izay dia izay
Cmaj7 Bm7
Izaho nanome
Em(add9)
Ianao nanome
Dm7 G Cmaj7
Avy any am-po be dia be
B7 C/D
Tsisy alahelo
Chorus (Key: G)
G(add9) Dsus4/F#
Ny anaranao, anatiko ao
Em7 G/D
Lalina, tsy voafafa
Cmaj7 Cmaj7-Bm7
Aza miahiahy
Am7 C/D
Izaho hanana tsiahy tsara foana
G(add9) Dsus4/F#
Anao, ianao koa
Em7 G/D
Fantatro, hahatsiaro antsika roa
Cmaj7 Cmaj7-Bm7
Izaho tsy hiahiahy
Am7 C/D G(add9) Abdim7
Ianao hanana tsiahy tsara koa
Verse 2
Am7 Em(add9)
Tiako ny mahita, tiako ny mijery
Am7
Fa ianao tsy mba tavela irery
Em(add9)
Manan-tiana ianao, misy namanao ianao
D
Tamin'izao
Am7 Em(add9)
Dia ny hafaliana, feno fitsikiana
Am7
No nolazainao ahy taty aoriana
Em(add9)
Mahita ahy sy ilay malalako
Em(add9)
Efa anilako
Pre-Chorus/Chorus
Am7 C/D B/D# Em
Ianao hanana tsiahy tsara koa
Bridge
Em B7/D#
Ho tsara foana koa
G/D A/C#
Ny androanao, feno masoandro
Am7 Bm7 Cmaj7
Tahian' ilay Nahary
C/D..D
Ho feno soa
Chorus (Key: A)
A E/G#
Ny anaranao, anatiko ao
F#m7 A/E
Lalina, tsy voafafa
Dmaj7 Dmaj7-C#m7
Aza miahiahy
Bm7 D/E
Izaho hanana tsiahy tsara foana
A E/G#
Anao, ianao koa
F#m7 A/E
Fantatro, hahatsiaro antsika roa
Dmaj7 Dmaj7-C#m7
Izaho tsy hiahiahy
Bm7 D/E A
Ianao ahatsiaro ahy koa
Ianao hanana tsiahy tsara koa
------------------------------------
Tondrompeon'i Safiid hafa
A/E: 0x2220
B7: x24242 B7/D#: xx1202
C/D: xx0553 Cmaj7: x32000 na x35453
Dmaj7:xx0222 D/E: 0xx775 Dsus4/F#:2xx233
C#m7: x45435
E/G#: 446454 Em(add9): 024000 (verse); 0x4003 (pre-chorus)
F#m7: 2xx220
G/D: xx0433 G(add9): 3x0203
FFPM332 – Finaritra Ny Olonao
Intro
G..G/B..G| G/B-Am/C-G/D
D..G..
Verse 1
G
Finaritra ny olonao
C G
Jesosy Tompo ô
G G/B G
Fa manana ny aim-baovao
G/D D G G7
Ka ravo eram-po
Verse 2
C G
Ny famonjena vitanao
D C G
Dia efa voaray izao
G G/B
Ny fifaliany aty
G/D D G-Abdim-Am..D..G
Hitohy hatrary
Verse 3
G
Izaho va Jesosy ô
C G
Mba isan'ny Anao?
G G/B
Ny solika fitaizako
G/D D G G7
Moa misy va izao
Verse 4
C G
Hevero ry fanahiko
D C G
Ka aza mety afa-po
G G/B
Ambara-pahafantatrao
G/D D G
Fa Jeso no anao
--------
Tondrompeo FFPM hafa
Mougou (Ceis)
Intro (Key: Ab) Ab..Eb..| Fm7.... Db..Ab..| Eb.... Verse 1 Ab Avelao agny 'lay taloha Eb Fm7 F'efa zaho lay vaovao Db F'izy tsy impaka agnitsika, agnitsaka Ab Eb Agnitsaka agnipaka anao Verse 2 Ab Zaho tsy rangahy sola loha Eb Fm7 Kay hanimbazimba anao Db Sanatria zaho hamitaka, hamitaka Ab Eb hamitaka, hamingana anao oh Pre-Chorus (2x) Ab Fa zaho te hikolokolo Eb Fm7 Haiko raha tsy ampy aminao kony mougou mougou Db Zaho mahavita mijorojoro Ab Eb Na ataontsika impiry na impolompolo Chorus Ab Aleo tsika roa kony hiola Eb Fm7 Ola ola ola ola Db Zaho tsy kara papa sola Ab Eb Zaho mahavita misoma anao oh
Verse 3
Ab
Tsy haiko tsy_hitanao
Eb Fm7
Zaho 'ty koa miavaka amin'ilay taloha
Db
Fa misalasalana agnao
Ab Eb
Mahita zaho mi-feeling akara barbo
Verse 4
Ab
Koa fa za ndreky anao
Eb
Amin'ny casa ao
Fm7
Mandignindigny ela atsika miala ao
Db Ab
Telephone-nao ataovy mode avion
Eb
Tsoa mikaikikaiky foagna papa solanao
---------
Tondrompeon'ity mpanankanto ity hafa: Ceis
Isika Roa (Njara Marcel & Nanie)
Intro (Key: A) A(add9)....|F#m7.... D..E-D/F# | D/F#-E-A/C#-Bm7 F#m7-E.... Verse 1 (Njara Marcel) A C#m D (F#m7-E/G#) Atolotro anao ny fitiavako androany A C#m D(add9) Tsy manana ankoatranao aho f'ianao ny andry iankinako E F#m7 E Tsy hiteny intsony aho oe "TIAKO IANAO" D Dm6 Efa maro loatra no nampiasa izao A/B Bm7 D/E A (A-Bm7-A/C#) Sokafy ny ato ampoko, isika roa no mahalala izany Pre-Chorus D(add9) E A E/G# F#m7 Ilay "ENY" anankiroa, ho lasa anarana iray Bm7 D/E A (Bm7-F#m7-E) Hamolavola ilay lalantsika, "HO MANDRAKIZAY" Chorus A E/G# Ilay fitia nifampizarana F#m7 C#m 'Reo disadisa aoka ifamelana D A Tsy andriko intsony ny anoroana anao Bm7 E Fa ho antsik'izao tontolo izao A E/G# Ilay fitia nifampizarana F#m7 C#m 'Reo disadisa aoka ifamelana Dmaj7 A Tsy andriko intsony ny anoroana anao Bm7 D/E..E.. Efa noamasinina izaho sy ianao A A Isika roa...Hiara-droa... (x2) Verse 2 (Nanie) A C#m7 Dmaj7 E Raha mba fantatrao koa mantsy ny ao ampoko malala A C#m7 Dmaj7 Ireo tsiambaratelon-tsika roa tsy ankizarazara E F#m7 E Hiarak'hifanantitra aminao e Dmaj7 Gdim7 Ho modelin'ireo zanakao F#m7/E Bm7 D/E A Ho "LATSAPAKA" "MANDRAKIZAY" tsy hisaraka
Magnanio (Lion Hill)
Intro (Key: G) C....G....| Em....D.... Verse 1 C G Tsisy tizaka koa hiala aminao zaho mijaly Em D Somby mangigna mandigny zay reka mifogno C G Tsy ninankanigna gigna anao letry nomaly Em D Nefany anao koa tsy tiako zaho nialanao Pre-Chorus C Safetaka amin'tagny anao G Dia zaho nanambitamby anao Em Fotony zaho tia anao D Fantanao C Fafako ranomasonao G Nataoko izaigny tianao Em Na tsy haiko ny agnaty lohanao D Tsy haiko Chorus (2x) C Nagnino anao (baby oh) G Magnanio (baby oh) Em Magnanio (baby oh) D Magnanio Verse 2 C Izy koa nisy raha tsy zakanao G Azafady baby hazavao Em Tsy magnino aby fa zakaiko oh D Arary izy koa tsy zakainao Verse 3 C Mifagnazava G Karaha aton’olo jiaby miresaka Em Zay mankarary fonao atovo maresaka D Tsy magnino oh -> Pre-Chorus/Chorus BPM: 100 ------------- Tondrompeon'i Lion Hill hafa: Lion Hill
Infinie (Mopcaan)
Intro (key F): Bb.......| C-F........ Verse 1 Bb Zaho tilapia latsaka an-drano (Bb) Kay nahita vavarano (Bb) Zaho nahita anao nankagny C F Ka nagnaraka zaho loso (loso, 'zaho loso, loso) Verse 2 Bb Tiako tsapanao fa tia (Bb) Zaho koa tsisy nanao marary (Bb) Mira rano ndraiky vary C F Babe you make me locco (locco, locco, locco) Pre-Chorus C Fa na mandeha raiky zaho fa mbo regniko Bb Tsy tokagna iz'koa tsisy faya F Nefa anao koa tokagna de zaho_akato magnahy (F) Tiako ninahy tognaka fa tsy tiako zaraigna baby C Viavy anao aza magnahy Bb Tsy ataoko sakagna vavan'olo tsy tia F Antsika roa, ntsika roa Chorus Bb Mazava mipinda mitselatra F Zaho nahita an'ilaigny tiako F Volagno amin'ahy laigny tsy ampy Bb Fa ilay tianao amiako Bb Tanagnao ankavia ampiako peratra F Satria_aminao zaho afa-po F Laigny tsy tia antsika ho reraka Bb Vintagnatsika mifagnako oooh Bb Hiriako amin-tsika l'infini (C) F Indeso ninao jiaby ayah Bb Tsy voatery magnagniky kakazo C F Fa manopy_foagna dia mahazo ayah --> Intro Verse 3 Bb Babe allo hody fa sao tojy (Bb) Everybody do not like we are F Vintagnantsika mitovy F Laigny tsy tia antsika-roa amia xxxx ya Verse 4 Bb Reo tsy mankafy fao mi-patati Bb Reo mody magnaratsy fao mankafy F Na zaho aminao mba mankafy F Tsy vitako koa tsy fankahita -------------- BPM: 107 Tomdrompeon'i Mopcaan hafa: Mopcaan