Intro (Key: F) F....Gm7/F....|C/F....Bb/F.... F.... Verse (2x) F(add9).. F/A..| Bb(add#4)..F.. Bb(add#4)..F .. | G7..C.. F(add9).. F/A..| Bb(add#4)..F.. Bb(add#4)..F .. | C7..F.. Chorus Bb(add9)..F/A..|C7sus4..F.. Bb(add9)..F/A..|C7 ..F.. Bb(add9)..F/A..|C7sus4..F.. Bb(add9)..F/A..|G7 ..C.. --> Verse 1/Intro Verse (Key: G) G(add9).. G/B..| C(add#4)..G.. C(add#4)..G .. | A7..D.. G(add9).. G/B..| C(add#4)..G.. C(add#4)..G .. | D7..G.. Outro G..Am7/G....|D/G....C/G.... G....
Category Archives: tondrompeo
Feo Roa (Lalie & Nanie)
Key: Bb/Eb, C, A Intro (Key: Bb) Bb7.... Gm7-Bb/F-Eb..| Bb/Eb..Ebadd9.. Eb-D7/Gb-Eb/G| Bb/Ab-Ab-Ab6 Verse 1 Bb Ab/Bb Bb Ho inontsika moa ny andro izay mandalo Bb Ab/Bb Bb Raha ny rivotra mifafy no tsy hitondra kalo Ebmaj7 Ebdim7 Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Bb/F Ho ankafizintsika ka tsy hisy fitsaharana Bb Ab/Bb Bb Ho inontsika moa ny ampitso raha mivazo Bb Ab/Bb Bb Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo Ebmaj7 Ebdim7 Izay notiavintsika ka lasa namololona Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Bb/F Tsara kolokolo ka tsiriritin’olona Note: D-Eb-F | Bb-C-Bb | F-G-F | C-D Chorus #1 Ebmaj7 D7/Gb Fa ianao no amiko izaho no aminao Gm9 C9 Isika no miaraka, mozika tsotra izao Ebmaj7 D7/Gb Fa tonony sy feo, tsy mahay misaraka Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Bb/F Na tsiky na tomany no miraraka Verse 2 Bb Ab/Bb Bb Ho inontsika moa ny andon’ny maraina Bb Ab/Bb Bb Raha mitampify hatrany ny kalo 'zay hiraina Cm7-Bb/D Ebmaj7 Ebdim7 Fa ianao no amiko, izaho no aminao Gm9 Gm7/F Ebmaj7 Isika no miaraka, mozika tsotra izao Bridge (Key: C) Dsus4....[note:Eb-D-Db-C] G/B-C7-Dbdim7 G/D-Gaug/D Cmaj7.... | D/C.... Em7..Gmaj7/D..| Cmaj7.... B/Eb-C/E-F.. | F/C-G.... [Note: Db-D-E | A-B-A| E-Gb-E| B-Db-B] Chorus #2 (Key: A) Dmaj7 Fdim7 Fa ianao no amiko izaho no aminao F#m9 F#m7/E Ebm7b5 Isika no miaraka, mozika tsotra izao Dmaj7 Db7b9 Fa tonony sy feo, tsy mahay misaraka F#m9 F#m7/E Ebm7b5 Mahavelon’aina ny hira izay hiraina oooo Dmaj7 Db7b9 Fa ianao no amiko, izaho no aminao F#m9...F#m/E-Ebm7b5 Ha a a a a oooo F#m7/E Fdim7 Ebm7b5 Db7(b9) Fa tonony sy feo, mampi_ray ny fo Outro: F#m9..F#m7/E..|Dmaj7....Add9.... Hiran'i Nanie rehetra: Nanie Hiran'i Lalie rehetra: Lalie
Raha Nofy (Poopy & Njila)
Key: Bm (relative minor of D) B (Chorus) Intro (Bm): D(add9)..G/A.. D..A7sus2.. Bm(add9).... Verse 1 (Key: Bm) Em7 A D Androany aloha, nanome toky ianao Em7 F#7 Nomenao fitiavana aho Bm Natolotrao ny fonao Em7 F#7 Bm-A/C#-D Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa Em7 A Izaho irery no tianao D G(add9) Nefa manahy ihany aho Em7 Rahampitso ve F#7 Mbola ho tia ahy ianao
Chorus (Key: B) B Fa raha sanatria ka nofy Bsus4 B Cdim-C#m Izao rehetra i___zao C#m Avelao izy hitohy C#m F# Mbola iarahako aminao F# F#7/E B/D# E Mitalaho an-tana-droa raha azo ata____o B/F# F# B Avelao aloha hanonofy farany aho Piano Solo: Bm(add9) Verse 2 (Key: Bm) Em7 A D Azoko atao ve, ny ahatoky anao Em7 F#7 Sao sanatria tsy kilalao Bm Sangy mahery no ataonao Em7 F#7 Bm-A/C#-D Ho torotoro izany foko mitala______ho Em7 A Lazao re raha sitrakao D G Fa tena tia tokoa ianao Em7 Ka na ny ampitso aza F#7 Nbola ho toy ny anio Chorus (Key: B)
Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Soratsoratra Esemesy (Lolo Sy)
Key: G (Capo: 4) Intro: Em-D-C-G/B..| C-G/B-Am7-G.. G(add9)..C(add9)..| G(add9)..D/F#.. Em-D-C/G/B..| C-G/B-Am7-G G(add9)..C(add9)..| D/F#..G.. C/G..G..(2x) Verse 1 Em D C G/B 'Lay soratsoratra C G/B Am7 G Nale__fa__nao G(add9) C(add9) Andro aman’alina G(add9) D/F# Vakiva__kiako Em D C G/B Ma_nome hery C G/B Am7 G Sy fo va___o__vao G(add9) C(add9) D/F# Milaza fa mbola any Em..C-G/B-Am7-G..D/F#..(2x) Ilay tiako Verse 2 Em D C G/B C G/B Am7 G 'Lay teny mamy, nate__ri__nao G(add9) C(add9) G(add9) D/F# Teo ampandriana, maraina mifoha Em D C G/B C G/B Am7 G Na_nome hery sy fo va___o__vao G(add9) C(add9) D/F# Milaza fa mbola tia Outro Em..C-G/B-Am7-G..D/F#..(2x) Ilay tiako (2x) G..C/G..G (2x) A/C: Angelo Rakotomanga Accords Am7: x0201x C(add9): x32030 C/G: 3x201x D/F#: 2x023x Em: xx2003 G(add9): 3x020x G/B: x2003x Hiran'i Lolo Sy rehetra: Lolo Sy
Tolory Tanana (Poopy)
Key: C, F, Bb Intro: Am..G/B..C.. F..C..|G7..C.. F/C Verse 1 C G C F/C Mangahiahy tsy misy hitarainana C G Tsy mana-namana tsy manan-kavana F C Toa kamboty zary singan’olona G Dm/F C F/C Mavesatra ny fahanginana C G C F/C Mifendrofendro toa vonton’ny tomany C G Toa fenofeno ery sy manimanina F C I Dada sy i Neny tsy eo anilany G Dm/F C Tsy hita izay ho sarangotina Chorus C F/C C C-F/C [#1] (key: C) F Bb/F F [#2] (key: F) Fa firy moa no mba mijery izany C G F C Eny firy koa no mba mamangy azy G Gsus4 G7 C Csus4 C7 Misy ireo miraviravy tànana G(7) F/A G/B C C(7) Bb/D C/E F Toa mafy fo tsy mba mihantra namana F Bb/F F [#1] (key: F) Bb Eb/Bb Bb [#2] (key: Bb) Fa firy moa no mba mijery izany F F C/E Dm7 C Bb Bb F/A Gm7 F Eny firy koa no mba ma__nampy azy G/B Am G C/E C/E Dm C F/A Ka tolory tànana , mba jereo F C/G G C Bb F/C C F Fa aza avelanao irery fotsiny eo Intro Verse 2 (Key: F) F C F Bb/F-C/F Ny endriny tsy mba mitsiky intsony F C Fa feno kentrona mieritreritra Bb F Ny ady sy ny tolona atrehany C Gm/Bb F Mandoro toa afo mirehitra F C F Ireto manodidina mikipy F C Minia miodina tsy mahafantatra Bb F Tsy te hahalala izay mba faniriany C Gm/Bb F Fa mandry saina sy eritreritra Chorus #2 Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Ho Antsika (Bodo & Do Rajohnson)
Key: Dm (F), Em (G) Intro (Dm, F) Dm(add9)....|C#aug..A/C#.. Dm(add9)....|Bb(add9).... Gm.... |C7sus4..C9.. Verse 1 F Bb/F F Tsy haritro fa (hi)hira aho ho anao Bb C7 Tsapako, f'izay no azoko atao F Bb Am Mamiko ny ora toy izao Dm C7 Fifaliana no ao am-poko ao Chorus #1 Bb C/Bb Ho tsinjaraiko manontolo Am Dm Omeko, hafoiko daholo Gm C Ampiray antsika ety Am Dm Ny fontsika hifangina Bb C/Bb Ho tetezitsika hiombonam-peo Am Dm 'Reo voady rehetra ireo Gm7..C..|F.. Bb/F..C/E..|Am7..D7.. Verse 2 (Key: Em,G) G C/G G Any ora, any andro iray C D7 Mbola hihaonantsika eto indray G C Bm Ny fotsika mbola hifandray Em D7 Hiarika, hihira rahatrizay
Chorus C D/C Ho tsinjaraiko manontolo Bm Em Omeko, hafoiko daholo Am D Ampiray antsika ety Bm Em Ny fontsika hifangina C D/C Ho tetezitsika hiombonam-peo Bm Em 'Reo voady rehetra ireo Am D Ny hira no hiaro Bm Em Hanandratratra ny fo Em Hira iray (hira iray) D7 No ampiray G Ho anao sy ho ahy Solo (mitovy amin'ny Verse 2) VST: MKSensation Xtreme: Ep2 + Dyno + Crystal Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Hiran'i Do Rajohnson rehetra: Do Rajohnson
Hiangavy Farany (Njakatiana)
Key: F Intro: F....C/F....|Bb/F....F.... F....C/F....|Bb/F....C/F-Bb/F-Bb(add9)/C.... Verse 1 F Bb(add9)/F Mandà be ny saiko C/E F Tsy tony ny foko F G/F Tsy tsapako akory C/E F Ity maso tsy mahita tory Asus4..A.. Dm7 Am7 Fa ianao foana no sary mameno Cm7 F Bb(add9) Mibahana ao an-doha Bbm7 F/C Aza ilaozana izany ho'aho 'zaho fa G7 C Bb(add9)/C Tena voa, voa tokoa Verse 2 F Bb(add9)/F Dia ataoko ahoana C/E F Ny alahelo foana F G/F Ny saiko tsy mino C/E F Hoe ny tenako hahavita hanadino Asus4..A.. Dm7 Am7 Mora aminao tokoa ny milaza hoe Cm7 F Bb(add9) Ndao hisaraka Bbm7 F/C Aza ilaozana izany ho'aho izaho fa Gm7 C7 F (F-C/E-Dm7) Tia anao fatratra Chorus C C Izao ihany aho dia hitady anao Bb(add9) F (F-C/E-Dm7) Hiangavy farany C C/G C C/G Izao ihany aho dia ho any aminao Bb(add9) Bb/C C F..C/E..Dm7..F/A.. Mba hitalaho, hiala nenina Gm7 Bb(add9)/C F Na hilela-pala________dia Hiangavy fara________ny [Outro] Verse 3 F Bb(add9)/F Ireo efa vita C/E F Dia odianao tsy hita F G/F Ny aok'izay foana C/E F No asesikao fa dia nahoana Asus4..A Dm7 Am7 Tsy fantatrao fa io dia tantara Cm7 F Bb(add9) Tsy ho faty rahatr'izay Bbm7 F/C Aza ilaozana izany ho'aho izaho fa Gm7 C7 F (F-C/E-Dm7) Ratra mahamay Chorus (2x) Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Nofy (Lalatiana)
Key: Bb Intro: Bbmaj7...Ebmaj7...(3x) Cm7b5 ...F7sus4... Verse 1 Bb F/A Gm7..Bb/F Nanonofy anao aho tamin’izay Eb G7 Cm7 Eb/F-F Nitsingevana ambony ianao Bb Fm/Ab G7 Rahona no ipetraha__nao Cm7-Bb/D-Ebm-Bb/F Eb/F Bb...Eb/Bb Ny kin__ta__na ataonao kilalao Bb F/A Gm7..Bb/F Nanonofy anao aho tamin’izay Eb G7 Cm7 Tanana no natolotrao ahy F Gm7-F/A-Bb Fm/Ab G7 Handra___y ahy ho eny aminao Cm7-Bb/D-Ebm-Bb/F Eb/F Bb (Bb6) Ny kin__ta__na ataontsika kilalao Chorus Ebm/Bb Bb Avia aty, hoy ianao Ebm/Bb Bb Ho ety ambony rahona C/Bb F/A Fa ety no omeko anao Cm7b5 Ebm Fsus4..F.. Omeko anao 'zao tontolo izao Verse 2 Bb F/A Gm7 Bb/F Dia nifoha tamin’izay ary aho Eb G7 Cm7 Niandrandra, nitazana anao F Gm7-F/A-Bb Fm/Ab G7 Hay na__no__nofy anao fotsiny aho Cm7-Bb/D-Ebm-Bb/F Eb/F Bb Ni_tsi___ky kely aho, raha mba teo tokoa mantsy ianao Cm7b5 = Ebm/C https://www.youtube.com/watch?v=3lX1KubWZxw https://www.youtube.com/watch?v=TNHbe0zXvH4&t
Raha hitsidika ny hiran'i Lalatiana rehetra: Lalatiana
Alina (Lalatiana)
Hiran'i Lalatiana rehetra: Lalatiana Tonalite: Bb Intro Em7b5..Ebmaj7.... | Cm7 .... F7 ..Dm7 .... | G7b9.... Cm7 ..Dm7..Ebm7..| Gm7/F..Gm7 .... | Eb/F.... Verse 1 Bbmaj9 Gm11 Dm7 Alina indray Bb7(b9) Ebmaj7 Bb F7 Alina mangatsiaka ny aty hatrizay Bbmaj9 Gm11 Cm7 Fa adino izany F7 Bb Ebm/Bb Bb Eb/F Rehefa tamy ny nofy soa Bbmaj9 Gm11 Dm7 Alina indray Bb7(b9) Ebmaj7 Bb F7 Mitamberina an-tsaina ny niainana teo Bbmaj9 Gm11 Cm7 Ny zava-bita, F7 Bb Ebm/Bb Bb Ny rehetra hita, ny feo Chorus Em7b5 Ebmaj7....Cm7 Io alina i_________o F7 Dm7....G7b9 No hampandry ny fo Abdim7 Cm7 Dm7 Ebm7 Ny hasasàrana ho adino, satria efa mino F7(b9) Bbmaj7 Gm7 Fa rehefa hifoha Em7b5 Ebmaj7....Cm7 Ho hery va_________o F7 Dm7....G7b9 Aina soa no azonao Abdim7 Cm7 Dm7 Ebm7 Ka na kivy ny saina, tsy andry ery ny maraina F7 Bb Ebm/Bb-Bb [chorus #1 ihany] Maraina vaovao… Interlude G7b9 .. Cm7 ..| Dm7. ..Ebm7.. Gm7/F.. Gm7 ..| Eb/F .... Verse 2 (2x) Bbmaj9 Gm11 Dm7 Dia lasa indray Bb7(b9) Ebmaj7 Bb Eb/F-F7 Toy ny omaly ny androany fa feno ny loha… Bbmaj9 Gm11 Cm7 Lasa vinany F7 Bb Ebm/Bb-Bb Eb/F Rahoviana ihany vao ho alina… Chorus #2 (tsy misy "Maraina vaovao") Bridge F6-Gb/Ab Dbmaj7 Dbm7 Mara______ina vaovao E/Gb Bmaj7 No irina, Bm7..D/E Amaj7 Mba hana____ovana izay tiana Am7 Am7/D Gmaj7 Ebmaj9 Ka hitondra_hafa__liana… Outro Cm7 F7 Bbmaj7..Gb/Ab.. Hiandry ny alina Bbmaj7..Gb.. Alina… Bbmaj7.. Gb/Ab.. Alina (alina zao ny andro) Bbmaj7 Gb Alina (mody indray ny masoandro) -> miverina ny intro
Adalam-pitia (Mage 4)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 Key: Em (G) Intro Dm....Cmaj7....|G.... Dsus4..D..| Asus4..A.. G-A-G/B-A/C# Dsus4..D.. Verse 1 G D(add9/F# Em Novolenao tao am-poko 'lay fitiavanao C Bm Em Dsus4-D Ka tsy afa-mandao ny embona anao G D(add9)/F# Em Nozarinao aho ahita foana ny endrikao C Bm Em D-Dsus2 Anaty nofy aza anilako ianao Pre-Chorus C Bm G D Fa ny anio no mbola mila anao foana aho Am G Dsus2-D Em....D-G-Em Te handre ireo teninao: tena tia Chorus C D G D/F# Em Te handray teny mamy avy any aminao C D Em Toy ny adalam-pitiavana C D G D/F# Em C D G D/F# A [Chorus #3] Te ho iray manimanina ny anilanao C D Em....D-G-Em Tsy mahavery dia tsy hita ny atao Verse 2 G D/(add9)/F# Em 'Lay endrikao tsy mety afaka an-tsaiko C Bm Em Dsus4-D Manaraka ahy foana, malaina ny handao G D(add9)/F# Mandresy ahy toa mankarary ny aiko C Bm Em D-Dsus2 Tsy tantiko intsony ilay fitiavana anao Pre-Chorus/Chorus #2/Solo/Chorus #3 Outro Em....D/F#..C..Cadd9.. Dsus4..D..Em9