Miverina Eto Amiko Ihany (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
B:  x24442
C#m:x46654
E4: 022200 
F#: 244322 F#m7: 242222
G#: 466544

Fampidirana
C#m A (3x)
E-E4-E

Tonony 1
C#m         A
 Manontany tena aho 'ndraindray
C#m     A
 Efa impiry fa tsy mbola fay
C#m             A
 Fantatro f’indray andro any 
         E         E4      E 
Mbola hiverina eto amiko ihany

C#m             A
 Nanjary toa fanaoko ny tsy miteny
C#m            A
 Matetika dia hodiako tsy hita reny
C#m                A
 Fa fantatro f'indray andro any 
         E         E4      E
Mbola hiverina eto amiko ihany

     Tetezana
     C#m        A          B             E
     Iny tokako iny mba lalovy kely any re
        A             F#m7             B               E 
     Lazao azy fa ny tiany dia mbola miandry azy foana e
            C#m            A           B            E                     
     Aza lazaina aza tantaraina ny alahelo ao anatiko
                 A             F#m7                              
     Tonga dia tsory azy fotsiny 
               E         E4    E
     Izy hono hoe mbola tokam-po

     Fiverenana
       E                    F#
     Tsy mbola tapitra eto ny fotoana
               A                  E
     Andrasako izy zaho mbola eo foana
       E                       F#
     Aleo aloha ny foko mba hitony androany 
       A                      E
     Izaho tsy alahelo na ko hitomany

           E                      F#
     Ny ho avy sy ny ampitso tsy takatro
       A                       E
     Izaho mbola eto aloha no fantatro
        E                     F#      
     Naleoko mangina naleoko mintsy ho moana 
               A                E
     Hiandry anazy aho hiandry foana

Tetezana
   C#m               A
Miverina eto amiko ihany
   C#m               E
Miverina eto amiko ihany
   C#m               A
Miverina eto amiko ihany
   E         E4      E
Miverina eto amiko ihany

Tonony 2
C#m          A
 Niova ka nitohy teo ny tantara
C#m          A
 Nanomboka niantso izy nanambara
C#m            A
 Angamba mety fantany ihany
         E         E4      E
Mbola hiverina eto amiko ihany

C#m          A     
 Leo ny kilalao leo ny hadalana 
C#m             A
 Izay rehetra aleha toa tsy mahatamana
C#m            A
 Angamba mety fantany ihany 
      E         E4      E
Ka niverina eto amiko ihany

     Tetezana
     C#m        A          B             E
     Iny tokako iny mba lalovy kely any re
        A             F#m7             B               E 
     Lazao azy fa ny tiany dia mbola miandry azy foana e
            C#m            A           B            E                     
     Aza lazaina aza tantaraina ny alahelo ao anatiko
                 A             F#m7                              
     Tonga dia tsory azy fotsiny 
                    E    E4    E
     Izy hono hoe mbola tokam-po
 
     Fiverenana
       E               F#
     Tsy mbola tapitra eto ny fotoana
               A                  E
     Andrasako izy zaho mbola eo foana
       E                       F#
     Aleo aloha ny foko mba hitony androany 
       A                      E
     Izaho tsy alahelo na ko hitomany

           E                      F#
     Ny ho avy sy ny ampitso tsy takatro
       A                       E
     Izaho mbola eto aloha no fantatro
        E                     F# 
     Naleoko mangina naleoko mintsy ho moana 
               A                E
     Hiandry anazy aho hiandry foana
 
     Fiverenana (miakatra naoty 2)
       F#              G#
     Tsy mbola tapitra eto ny fotoana
         B                        F#
     Andrasako izy zaho mbola eo foana
       F#                      G#
     Aleo aloha ny foko mba hitony androany 
       B                      F#
     Izaho tsy alahelo na ko hitomany

           F#                     G#
     Ny ho avy sy ny ampitso tsy takatro
       B                       F#
     Izaho mbola eto aloha no fantatro
        F#                    G# 
     Naleoko mangina naleoko mintsy ho moana 
               B                E
     Hiandry anazy aho hiandry foana


			

Hira Tsotra (Tovo J’Hay & Tosy)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Bm:  x24332 Bm7/A: x04232
Em7: 0x543x
F#:  244322

Fampidirana (2x)
Bm Bm7/A| G| Em7 D A

Tonony 1
         Bm           Bm7/A              G    
Dia vetivety teo dia dify sahady ilay fotoana 
                   Em7      D             A       
Dia tsy hitahita akory dia hoe mandram-pihaona 
        Bm        Bm7/A    G
Reko midoboka ny fonao avy any 
              Em7      D           A
Mipitrapitra kely, ny maso te hitomany

     Fiverenana
                  A    D
     Hira tsotra no hirao 
                     A     D
     Ho ren’izao tontolo izao 
                  F#            Bm
     Gadona sy angola tsy mety lefy 
           G                 A        D
     Mampihaona indray ilay fo tsisy fefy 

                  A    D
     Hira tsotra no hirao 
                     A     D
     Ho ren’izao tontolo izao 
               F#        Bm
     Hirahira vita tsianjery 
        G         A                 D
     Na alina mangina aza tsy mba irery

Tetezana/Solo
Bm Bm7/A| G| Em7 D A

Tonony 2
           Bm            Bm7/A    G  
Toa mifandrirotra, misy feo mifangaro 
          Em7           D             A
Hijanona sa handeha, baraingo be dia be
      Bm                Bm7/A              G
Ny molotrao miteny, ny masonao mijery mahafatifaty 
     Em7                  D         A
Toa randrana voarary, voaraikitra anaty
     Fiverenana
                  A    D
     Hira tsotra no hirao 
                     A     D
     Ho ren’izao tontolo izao 
                  F#            Bm
     Gadona sy angola tsy mety lefy 
           G                 A        D
     Mampihaona indray ilay fo tsisy fefy 

                  A    D
     Hira tsotra no hirao 
                     A     D
     Ho ren’izao tontolo izao 
               F#        Bm
     Hirahira vita tsianjery 
        G         A                 D 
     Na alina mangina aza tsy mba irery

Tetezana: Bm (4x)

    Fiverenana

 

Havagna Anao (Babaique)

Hiran'i Babaique rehetra: Babaique
A':  577655
B:   x24442
C#m: x46654
F#m: 244222
G#m: 466444

Fampidirana
C#m B  A
             E
D|-----2----
A|-2-4---4-2
             A'
e|-2s4-4-5
b|-3s5-5-5
g|-2s4-5-6

Tonony 1
E                  B
 Tsy hambaranao marary mare zaho 
F#m        A          
 Anao navy, anao namangy 
E            B        
 Ndreky tsy navozoanao vava 
F#m  A               E             
   Isaorako anao magnangy 

E                 B            F#m
 Tsy navy ndreky vatañanao fo fa 
             A          
Nitôndra ody, nitôndra hañy 
E          B                        
 Izy koa anao fo zaho tsy hiova 
F#m    A                  E     B  F#m A
   Fitiavako anao tsy ela amiñy 

Tonony 2
E              B
 Taratasy tsy tapak’herinandro 
F#m            A
 Ianao tsy teo, nandeha vakansy 
E           B
 Hempaka anteña mikônty andro 
F#m    A                E
   Kô sôratra fô tsy maharaka 

 E          B
Haiko tsy tian-dry mamanao zaho 
F#m        A
 Retry ela, na tato ho ato 
E       B              F#m
 Reo malegny mbala ho gajo 
 A                E   A-E
Zegny nambaranao zaho 

     Tetezana
             C#m                G#m
     Tsy am-pôkon’i baba tsy andeha amin-dry nindry 
         A                     E
     Fa nagniriam-pitiavaña karaha olo jiaby 
                  F#m             B
     Karaha olo jiaby, kara olo jiaby

     Fiverenana
      E     F#m    E     F#m
     Havana e, fitiavana e
     C#m         G#m             B
      Isaorana Anao Zagnahary hamaly 
      E     F#m      E     F#m
     Havana e, hasambarana e
     C#m              G#m
      Haravoaña tsy hiala aminao 
     A                    G#m       
      Ambignin-dava amin’zay raha ataony 
         B          A
     Fa havana anao 

Tonony 3
E             B
 Na ho avy ny ela hagnôva raha 
F#m       A
 Aza misy  sañatria 
E           B             F#m
 Koa tsy anjaratsika raharaha 
 A                  E
Havako anao ndre doria 

  E            B                 F#m
Tsy hijôro ny ratsy anteña ndre zegny 
          A               E
Fa mba midogno piko lava hely 
               B                    F#m
F’izy koa ny añaty fônakahy tianao re 
 (A)            (E)
Havako anao, fitiavako anao ô 

     Fiverenana (2x)  

Famaranana 
E                  B  
 Tsy hambaranao marary mare zaho 
F#m        A  
 Anao navy, anao namangy 
E            B  
 Ndreky tsy navozoanao vava 
F#m  A               E  
   Isaorako anao magnangy 


			

Dila (Apost)

Hiran'i Apost rehetra: Apost
Capo: 2
A5: 577xxx
B5: 799xxx Bm: x24432
F#5:244xxx
G5: 355xxx G': xx5433
Fampidirana
D A Bm G
D A G

Tonony 1
D        A
 Lasa ianao 
Bm      G         D
 Tsy niherika intsony 
         A
Nandray lamba 
Bm     G           D
 Tapa-kevitra fa hiainga

       A
Any angamba 
Bm      G         D
 Mahafinaritra kokoa 
     A
Sahinao 
Bm     G           D A      
 No nidila_ny lalako__ 

Tonony 2
D       A
 Nefa izaho 
Bm     G           D
 Tsapako fa mbola tia 
       A       
Mararirary 
Bm          G        D
 Ny tenako nanimbinana 

        A
Tsy nampoiziko 
Bm      G         D
 Ianao hahavita izany 
      A
Tampoka
Bm     G              D  A
 Tampoka tsy mahalehila___hy 

Bm G' (2x)

     Fiverenana
     D                       A
      Fony isika vao nifankalala 
                              Bm
     Ohatra ny tsy ho faty ny aina 
       G         D
     Tsy nifankafohy

     A-Bm                          A               
         nifampitaritarika, nifanadala
                    G5 F#5 A5, G5 B5 A5
     Aoka fotsiny hoa   


Tonony 3
D      A
 Naleonao
Bm        G         D
 Hamonon-tena teo izaho 
       A
Valio fa 
Bm             G                   D
 Haniry tsy mihaina raha tsy eo ianao 

      A   
Ho kaloiko 
Bm           G         D
 Fa ny amintsika ho doria 
      A
Sanatria 
Bm         G           D A
 Ny hivadika dia sanatri__a 

Tonony 4
D            A
 Ny tsara angamba
Bm         G         D
 Hijanona ho mpinamana 
        A
Fitiavana 
Bm     G            D
 Mampikiky mampitomany 

      A
Mankalao 
Bm     G        D
 Nefa tolo-Janahary 
    A
Ekeko 
Bm       G          D A
 Raisiko am-pitiavana

Bm G'

     Fiverenana  
     D                       A  
      Fony isika vao nifankalala  
                              Bm  
     Ohatra ny tsy ho faty ny aina  
       G          D  
     Tsy nifankafohy  
     A-Bm                          A  
         nifampitaritarika, nifanadala  
                      G5   F#5  A5, G5 B5 A5  
     Aoka fotsiny fa mankarary fo
      G5   F#5  A5 G5 B5 A5
     Mankarary fo (2x)
                G5 F#5 D
     Mankarary fo (2X)

Radio (Iraimbilanja)

Hiran'i Iraimbilanja rehetra: Iraimbilanja
Capo: 1
E5:  022xxx 
A5:  x022xx 
B5:  x244xx  B7: x21202
C#5: x466xx (C#m:x46654 ny naoty feno)
F#m7:2xx220

Fampidirana
E5

Tonony 1
E5       A5
 Sendra reko anikeo 
E5     A5
 Tao anatin’ny onja-peo 
C#5          B5          A5 
 'Lay hiranao, hira mitalao 

Tonony 2
E5           A5
 Tsy haiko aloha 'zay loha-teniny 
E5         A5
 Fa ny tsaroko dia ny feony 
C#5              B5              A5
 Mampatsiahy indray, izay lasa izay 

     Fiverenana
     Am                      E
      Somary gaga ihany aho raha nandre 
     Am                                
      Satria taona maro izy izay 
       E         B7
     Tsy mba nandeha 

Tonony 3
E5         A5
 Nakariko mafy ny radio 
E5          A5
 Nanjary nisioka aho nony avy eo 
C#5        B5                  A5
 Narahina dihy, nanembona an-dry 

Tonony 4
E5        A5
 Variana loatra aho nilalao 
E5        A5              C#5
 Tonga ny ora filazam-baovao 
           B5            A5
Tapaka hatreo 'lay hira teo 

Tetezana/Solo (2x)
F#m7 E | A B7

     Fiverenana
     Am                      E
      Somary gaga ihany aho raha nandre 
     Am 
      Satria taona maro izy izay 
       E         B7
     Tsy mba nandeha 

Tonony 5
E5        A5
 Fahatsiarovana mitoetra 
E5            A5
 Ny tantara izay vita rehetra 
C#5                 B5
 Tehirizin’ny onja-peo 
                   A5
Sanatria tsy hankaleo 

Tonony 6
E5          A5
 Mino aho f'any lavitra any 
E5       A5 
 Misy misento mitomany 
C#5                B5
 Ny alahelo ao am-po 
                 A5
Mahatsiahy ny taloha 

Tonony 1 
E5       A5  
 Sendra reko anikeo 
E5     A5
 Tao anatin’ny onja-peo 
C#5          B5          A5 
 'Lay hiranao, hira mitalao 

Tetezana/Solo (2x)
F#m7 E | A B7

     Fiverenana
     Am             E
      Somary gaga ihany aho raha nandre 
     Am 
      Satria taona maro izy izay 
       E         B7
     Tsy mba nandeha 

Chocolate Legs (Eric Benet)

Abmaj7:4x554x  Ab/Bb:   6x6546    Ab/C:8x689x
Bb7:   68676x  Bb7sus4: 68686x
C7:    x35353  C7':     8(10)8988 Cm7: 8x888x
                                  Cm11:8x8866
Db7:   x68686  Bb/D:   (10)x8(10)(11)x
Emaj7: x68786  Edim7:   x78686
Fm7:   1x111x  Fm7':    8(10)898 F9:   x8788x 
                                 F/A:  5xx56x
Gm7:   3x333x  G7/B:    7xx76x   G/B:  7x678x  

Intro
Fm7' Bb7sus4-Bb7 
G/B-G7/B
Cm11  Ab/Bb

Verse 1
Ebmaj7             Db7          C7  Edim7
 This world ain't nothing but crazy
Fm7'                              Bb7    Ab/C-Bb/D
 I'm out here working trying to make it
Ebmaj7          Db7           C7  Edim7  
 Girl, it's so rough in this city
Fm7'                              Bb7   
 There ain't no resting for the weary

Bridge 1
    G/B       Cm7
So baby feel me
                       F9
A|--------10---9----8-|    --8-10
E|--------------------|    ------11-10
  I need something to feel
Cm7                   F9
  A|-------10-9---8|      -10-9-8|
   So my spi_rit can heal
   C7'          Fm7  Gm7  Abmaj7 F/A  Ab/Bb       Ebmaj7
I need you to wrap them choco___late legs 'round me

     Chorus
     G#/Bb                Ebmaj7
          So when I come home tonight
                        Emaj7-D7-Db7-C7 
     You'll make everything      al_right
       Edim7          Fm7  Gm7  Abmaj7 F/A  Ab/Bb       Ebmaj7
     When you come  wrap them choco___late legs 'round me
     G#/Bb          Ebmaj7     
         The memory of my day 
                        Emaj7-D7-Db7-C7
     Will quickly just fade      a__way
       Edim7         Fm7  Gm7  Abmaj7 F/A  Ab/Bb       Db7 C7
     When you come wrap them choco___late legs 'round me
             Edim7  Fm7  Gm7  Abmaj7 F/A  Ab/Bb       Ebmaj7
     Please baby, wrap them choco___late legs 'round me

Verse 2
Ebmaj7        Db7         C7        Edim7
 Your cocoa skin against mine, babe
Fm7'                      Bb7    Ab/C-Bb/D
 Is all I need to help revive me
Ebmaj7         Db7         C7             Edim7
 Just touch me and I feel pure, pure love
Fm7'                             Bb7
 You're the only thing I'm ever sure of

Bridge 2 (Riff similar to bridge #1)
      G/B          Cm7
Your love I'm sure of
               F9
I need some reminding
Cm7                               F9
 That God is still, He's still behind me
    C7'       Fm7  Gm7 Abmaj7 F/A  Ab/Bb   Ebmaj7    
So baby come take my  soul    and set me free 
  C7'           Fm7  Gm7  Abmaj7 F/A  Ab/Bb       Ebmaj7 
When you come wrap them choco___late legs 'round me

     Chorus
     G#/Bb                Ebmaj7
          So when I come home tonight
                       Emaj7-D7-Db7-C7 
    You'll make everything      al_right  
      Edim7         Fm7  Gm7  Abmaj7 F/A  Ab/Bb       Ebmaj7
    When you come wrap them choco___late legs 'round me  
    G#/Bb              Ebmaj7 
         I need you to understand
                     Ebmaj7-D7-Db7--C7
    And make me glad I'm       a   man
     Edim7       Fm7  Gm7    Abmaj7 F/A  Ab/Bb   Db7 C7
    Deep inside you that's where    I   need to be   Oh
     Edim7       Fm7  Gm7  Abmaj7 F/A  Ab/Bb       Ebmaj7
    Baby, just wrap them choco___late legs around me

Bridge 3
     Ebmaj7 Db7     C7  Edim7
Hold on,       hold on
Fm7'  Bb7  Ab/C-Bb/D
     Ebmaj7 Db7      C7 Edim7 
Hold on,        hold on
Fm7' Bb7 G/B

Outro
Cm7             F9
 I need some reminding 
      Cm7                      F9    
That God is still, He's still behind me
    C7'         Fm7  Gm7 Abmaj7 F/A  Ab/Bb   Ebmaj7 
So baby please take my  soul    and set me free 
   C7           Fm7 Gm7 Abmaj7 F/A Ab/Bb   Ebmaj7 
I want you to know how much   you mean to me
  Edim7         Fm7  Gm7  Abmaj7 F/A  Ab/Bb       Ebmaj7 
When you come wrap them choco___late legs 'round me 

G#/Bb                Ebmaj7 
     So when I come home tonight 
                   Emaj7-D7-Db7-C7  
You'll make everything      al_right  
  Edim7         Fm7  Gm7  Abmaj7 F/A  Ab/Bb       Ebmaj7 
When you come wrap them choco___late legs 'round me

			

How You Gonna Act Like That (Tyrese)

Bbm7: 6x666x Bmaj7:  7x887x  B:  799877
             Bbaug7: 6x677x
C#:   x46664
D#m7: x46454
Fm7b5:x8989x Fdim7:  x8979x  F#: 244322
G#m7: 4x4444 G#dim7: x(11)(12)(10)(12)x
Intro
G#m7 D#m7
C#-D#m7-B

Verse 1
               G#m7                             D#m7
It seems like just the other day that we hooked up
         C#              D#m7           B
(I was drivin', you was walkin' and I swooped you up)
           G#m7                         D#m7
From that moment on I knew you were the one, yeah
        C#              D#m7          B
(I was single, you was lonely and we fell in love)

          G#m7                        D#m7
We would sit and talk for hours about anything
       C#               D#m7             B
(Baby you hang up, no you hang up, on three hang up)
                G#m7                             D#m7
I bought your whip, I paid your rent, I gave you everything
            C#            D#m7          B
(Said you'd always be my baby then you bounce)

     Chorus
                   G#m7             D#m7
     How you gonna up and leave me now
                   C#   D#m7  B
     How you gonna act like that
                     G#m7                          D#m7
     How you gonna change it up, we just finished makin' up
                   C#   D#m7  B
     How you gonna act like that

                   G#m7                  D#m7
     How you gonna act like we don't be makin' love
                     C#              D#m7                 B
     You know we be tearin' it up, breakin' stuff, that ghetto love
                     G#m7               D#m7
     How you gonna trip, how could you forget
                   C#   D#m7  B
     How you gonna act like that

Verse 2
         G#m7                                D#m7                   
Girl, I never thought that lovin' you would hurt
       C#            D#m7              B
(I did everything a good man would to make it work)
            G#m7                               D#m7
Girl, you should have told me you had second thoughts
         C#             D#m7        B
(Like before I put the down on the house we bought)

          G#m7                        D#m7
Now I'm thinkin' you and me was a mistake
              C#              D#m7            B       
(But then it hits me and I'm missin' all the love we made)
          G#m7                                    D#m7
Girl, I know that we've been goin' through some things, yeah
          C#             D#m7         B
(But the sun is always shinin' even when it rains, oh)

Bridge #1
G#m7    
I'll be the one you kick it to
D#m7
I'll be the one that misses you
C#                 D#m7
I'll be the one to ease your pain
B
I'll be the one you'll want to gain

     G#m7
And you'll be the one who can't forget
D#m7
You'll be the one that's innocent
 C#                  D#m7       
You'll be the one I can't hide
  B
You'll be the one that makes me cry

     Chorus  
                   G#m7             D#m7 
     How you gonna up and leave me now  
                   C#   D#m7  B 
     How you gonna act like that  
                     G#m7                           D#m 
     How you gonna change it up, we just finished makin' up  
                   C#   D#m7  B 
     How you gonna act like that
  
                   G#m7                  D#m7 
     How you gonna act like we don't be makin' love 
                     C#              D#m7                 B 
     You know we be tearin' it up, breakin' stuff, that ghetto love  
                     G#m7                  D#m7 
     How you gonna trip, how could you forget  
                   C#   D#m7  B 
     How you gonna act like that..girl

Bridge #2
      Fdim7                G#dim7  
You know I'm willin' to do anything
         D#m7                  Bmaj7 Bbm7 G#m7  F# Fdim7
Just to keep you in my heart (Keep  you   in   my heart)
(Fdim7)                      G#dim7
 I messed around and gave up everything
    D#m7              Bmaj7-Bbm7-G#m7-F#        Fm7b5
I thought we'd never part             I was a playa
                 Fm7b5                      Bbaug7       
And I made that choice to give my heart to you
             C#-------D#m7
And I gotta keep it that way

     Chorus

 

Cherish (Brian McKnight)

Asus2: x02200
Bm11:  x20200  Bdim/C#:   x4343x B9: x2122x
C#m7:  x46454  C#m7b5:    x4545x
Dm9:   x5355x
E7sus4:020200
F#m11: 2x220x  F7b5:      1x131x 
F#sus4:2xx422  Fmaj9b5/G: 3x3455 
G#m7#5:4x440x

Verse 1
  Asus2
Thinking back in time 
         F#m11
Someone said that love was blind 
                Bm11
But they were wrong 

           Dm9          Fmaj9b5/G
You just choose to not see 
           Asus2
When it's right before your eyes 
       F#m11                            Bm11
You'd rather compromise, then give your all 

                            Dm9                  Fmaj9b5/G                           
Then it don't turn out the way it's supposed to be 
                C#m7          C#m7b5           F#sus4
Time and time again you disappoint when she believes 
      Bm11             F7b5              E7sus4 
Just do your best and give her what she needs 

     Chorus
                      Asus2
     And cherish her love 
                     F#m11
     Show her she's right where she belongs 
                       Bm11
     Take care of her heart 
                   Dm9 Fmaj9b5/G
     Before she's gone 
                  Asus2
     Cherish her love 

Verse 2
             Asus2
It might be hard to conceive 
                   F#m11               
You gotta see the forest despite the trees 
               Bm11
Before it all burns down 
 
                 Dm9                   Fmaj9b5/G
Not telling you nothing you don't know 
            Asus2
But she'll let you have your fun 
            F#m11                                    Bm11        
But when a woman's done she's done, and then she'll go 

                  Dm9             Fmaj9b5/G
Just when you're needing her the most 
                C#m7          C#m7b5            F#sus4
Time and time again you disappoint, when she believes 
   Bm11             F7b5              E7sus4  
Do all you can, do give her what she needs 

     Chorus
     F#m11--G#m7#5     Asus2
      And cherish her love   
                     F#m11
     Show her she's right where she belongs   
                       Bm11
     Take care of her heart   
                   Dm9         Fmaj9b5/G
     Before she's gone (she's gone)  
                  Asus2
     Cherish her love  

Bridge
            G#m11          Bdim/C#
And if you care about the weather 
          F#m11
Keep her safe and warm 
     Bm11                             E7sus4 E
Let nothing in between stand in your way 
               G#m11          Bdim/C# F#m11        B9     
They say it's calm inside the eye     of the storm 
   Bm11                           E7sus4 
Together come whatever come what may 

     Chorus

Back At One (Brian McKnight)

Am7:   5x555x Amaj7: x0665x Asus4: 5x7755 
Bsus2: x24422 
C#m7:  x46454
D#m7:  x68676 Dm7:   x57565
Em7:   x79787 E6:    x76677
Fm7#5: 1x112x F6:    x87788 F#sus4:2x4422  
              F#7:   2x2322 F#':   x9xx7x 
G#m7:  4x444x G7:    3x3433 Gsus4: 3x5533
G#aug7:4x455x G#7:   4x454x G':    x(10)xx9x

Verse 1
Bsus2                   
 It's undeniable
      G#m7
That we should be together
E6
 It's unbelievable
      C#m7             C#m7-D#m7-E6-F#'
How I used to say that I'd fall ne_ver

Bsus2
 The basis is need to know
               G#m7
If you don't know just how I feel
      Amaj7           G#m7             Fm7#5
Then let me show you now that I'm for real 
   Amaj7          G#m7              F#7
If all things in time, time will reveal

     Chorus
     Bsus2
     One, you're like a dream come true
       G#m7
     Two, just want to be with you
        E6
     Three, girl it's plain to see
           C#m7           C#m7-D#m7-E6-F#'
     That you're the only one for  me  and

      Bsus2
     Four, repeat steps one through three
      G#m7
     Five, make you fall in love with me
        E6                         C#m7
     If ever I believe my work is done
                 F#7         Bsus2
     Then I'll start back at one

Verse 2
Bsus2
 It's so incredible
     G#m7
The way things work themselves out
E6
 And all emotional
           C#m7         C#m7-D#m7-E6 ---F#'   
Once you know what it's all  a___bout, hey
E6
 And undesirable
    G#m7
For us to be apart
   Amaj7            G#m7         Fm7#5
I never would have made it very far
            Amaj7               G#m7       F#7
'Cause you know you've got the keys to my heart

     Chorus

Bridge
 D#m7
Say farewell to the dark of night
          E6
I see the coming of the sun
   D#m7
I feel like a little child
       G#aug7          G#7   
Whose life has just begun
     C#m7
You came and breathed new life
           D#m7            G#m7
Into this lonely heart of mine
       C#m7   
You threw out of the lifeline
     F#sus4          Gsus4 Asus4
Just in the nick of time

     Chorus (half step higher)
     Csus2
     One, you're like a dream come true
       Am7
     Two, just want to be with you
        F6
     Three, girl it's plain to see
            Dm7           Dm7--Em7-F6-G'
     That you're the only one for me  and

      Csus2
     Four, repeat steps one through three
      Am7
     Five, make you fall in love with me
        F6                         Dm7
     If ever I believe my work is done
                 G7          Csus2
     Then I'll start back at one


			

One Last Cry – Acoustic (Brian McKnight)

Am7:   5x555x  Am7b5:  5x554x   A6/B:   x22222  
               A7b5:   5x564x   A6sus2: x04400
Bm7:   7x777x  Bb7b5:  6x675x   Bb6/C:  x33333  
               B/A:    x0444x   Bbm11:  6x664x               
                                Bm11:   7x775x
C/Bb:  6x555x  Cdim7:  x3424x   C6:     x32233  
C#m7:  x46454  C#dim7: x45353   C#6:    x43344   
                                Cm/D:   x5554x
Dm7:   x57565  D#m7b5: x6767x           
Eadd2: 024100  Em7b5:  x7878x   Esus4:  0x2200
F#m7:  2x222x  F#m7b5: 2x221x   F#m11:  2x2200
               Fmaj7:  1x221x   F#7:    2x2322
Gm7:   3x333x  Gm7b5:  3x332x   G#7:    4x4544       
G#m7:  4x4444  G#m7#5: 4x4400   Gm11:  3x3311
Intro
Eadd2 F#m11| G#m7 A6sus2
C#m7  G#m7 | C6 A6/B 
 
Verse 1
 Eadd2         F#m11            G#m7#5 
My shattered dreams and broken heart 
     A6sus2 A6/B     Eadd2 
Are mending on the shelf 
       F#m11       G#m7#5
I saw you holding hands 
           A6sus2  A6/B   Eadd2
Standing close to someone else 

       F#m11    G#m7#5
Now I sit all alone 
        D#m7b5  G#m7        C#m7
Wishing all my feeling was gone 
                   F#m7b5    
I gave my best to you
             A6/B
Nothing for me to do 

     Chorus
                        Eadd2          C#m7
     But have one last cry, one last cry 
               B/A           G#m7
     Before I leave it all behind 
              Bbm11  A7b5      G#m7  Cdim7
     I gotta put you outta my mind this  time 
     C#m7            F#7
      Stop living a lie 
        F#m11     A6/B             Esus4  A6/B 
     I guess I'm down to my last cry 

Verse 2 
Eadd2   F#m11          G#m7#5
 I was here you were there 
          A6sus2 A6/B    Eadd2
Guess we never  could agree 
           F#m11         G#m7#5
While the sun shines on you 
             A6sus2  A6/B    Eadd2        
I need some love to rain on me Abm7

          F#m11    G#m7#5 
Still  I sit all alone  
        D#m7b5  G#m7       C#m7 
Wishing all my feeling was gone  
                F#m7b5 
Gotta get over you
            A6/B 
Nothing for me to do
     Chorus
                         Eadd2         C#m7
     But have one last cry, one last cry 
               B/A            G#m7
     Before I leave it all behind 
              Bbm11  A7b5      G#m7  Cdim7
     I gotta put you outta my mind this time 
     C#m7            F#7
      Stop living a lie
 

Bridge 
    F#m7             G#m7
I know I gotta be strong 
         Am7               Bm7            C6
'Cause 'round me life goes on and on, and on
    Bb6/C
And on... 

Solo
    Fmaj7 Gm7| Am7| Em7b5 Am7 Dm7
And on

            Gm7    
I'm gonna dry my eyes
               Bb6/C
Right after I have my

     Chorus  
     C#dim7     Dm7 Gm7        Cm7
     One last cry,  one last cry  
               C/Bb           Am7 
     Before I leave it all behind  
              Bm11   Bb7b5     Am7   C#dim7 
     I gotta put you outta my mind this time  
     Dm7             G7 
      Stop living a lie
        Gm11      Bb6/C-Bb
     I guess I'm down
        Am7b5      Cm/D             
     I guess I'm down
        Gm7b5     Bb6/C
     I guess I'm down 
                  Fmaj7 Dm7 C#6 Bb6/C Fmaj7
     To my last cry