Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Bm: x24332 Bm7/A: x04232 Em7: 0x543x F#: 244322 Fampidirana (2x) Bm Bm7/A| G| Em7 D A Tonony 1 Bm Bm7/A G Dia vetivety teo dia dify sahady ilay fotoana Em7 D A Dia tsy hitahita akory dia hoe mandram-pihaona Bm Bm7/A G Reko midoboka ny fonao avy any Em7 D A Mipitrapitra kely, ny maso te hitomany Fiverenana A D Hira tsotra no hirao A D Ho ren’izao tontolo izao F# Bm Gadona sy angola tsy mety lefy G A D Mampihaona indray ilay fo tsisy fefy A D Hira tsotra no hirao A D Ho ren’izao tontolo izao F# Bm Hirahira vita tsianjery G A D Na alina mangina aza tsy mba irery Tetezana/Solo Bm Bm7/A| G| Em7 D A Tonony 2 Bm Bm7/A G Toa mifandrirotra, misy feo mifangaro Em7 D A Hijanona sa handeha, baraingo be dia be Bm Bm7/A G Ny molotrao miteny, ny masonao mijery mahafatifaty Em7 D A Toa randrana voarary, voaraikitra anaty
Fiverenana A D Hira tsotra no hirao A D Ho ren’izao tontolo izao F# Bm Gadona sy angola tsy mety lefy G A D Mampihaona indray ilay fo tsisy fefy A D Hira tsotra no hirao A D Ho ren’izao tontolo izao F# Bm Hirahira vita tsianjery G A D Na alina mangina aza tsy mba irery Tetezana: Bm (4x) Fiverenana
Advertisements