Key: C
Intro
F'.. C/E.. | Dm.. Cmaj7..
Dm.. E7.. | E7/G#..Am..
F.. G.. | C.. Am..
Dm.. Dm7.. | D#dim7-Esus4..
Am.. G/B.. | C.. Cadd4-C
F .. G.. | C.. Cadd4-C
Verse 1 C F G C
Fihetsika nampihodivitra
C F G...
Lamba nielatra monja
F C/E Dm C G/B
Hanitra nentin’ny rivotra
Am F D/F# D7/F# G....
Fitopan’ny zipo mano________nja
Chorus F C/E Dm Cmaj7
Fitiavana kely nisisika
Dm E7 E7/G# Am
Fitiavana kely tsy le__vona
F G C Am
Toa zavatra manitikitika
Dm Dm7 D#dim7 Esus4
Toa sery nirina hampihe___vina
Am G/B C Cadd4-C
Kinanjo nampiditra angano
F G C Cadd4-C
Tonga_afo tsy matin’ny rano
-> Intro
Verse 2 C F G C
Maso miherika foana
C F G....
Tsiky niantefa tsy fidy
F C/E Dm C G/B
Eritreritra sendra tsaroana
Am F D/F#-D7/F# G
Toa votsy mampangidihi________dy
Chorus (2x)C/E: xx2013 Cmaj7: x32000
D7/F#:2x021x D#dim7: xx121x
E7: xx2434 E7/G#: 4xx430 Esus4: 0x2200
F': xx35x5
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick MananaA' : x07655 (577655 eo amin'ny fiverenana)
B7: x21202
C#m: x46654 C#sus2:x46644
E' : 0x6454 E": 022104 E4: 022200 Emaj7: 0x6444
F#m': xx4222 F#m: 2xx222 F#m6:4xx464
G#m': xx6444 G#m: 466444FampidiranaE F#m' E G#m'-F#m'
Tonony 1 E' Emaj7'-E' F#m'
Tsiky male_____fa_ka
A' E' B E E" E
Fijerinao ankamantatra
E E4 E B F#m F#m6 F#m
Tsapako herim-ba___ra___tra
A G#m F#m E F#m' E G#m'-F#m'
Rendrim-pitia_va__na
E F#m' E G#m'-F#m'
Tonony 2 E' Emaj7' E' F#m
Tsisy te_____ny re
A' E' B E E" E
Ny foko mido_bodobo_ka
E E4 E B F#m F#m6 F#m
Tanako iray mango__vi___tra
A G#m F#m E F#m' E G#m'-F#m'
Resin-ta__hotra_aho
E-F#m', E G#m'-F#m'
Fiverenana C#m C#sus2 C#m G#m
Ny ao ana______ti__nao
A E
Mba tiako ho fantatra
F#m G#m A' B E
'Ndrao mito___vy tampoka
A B7
Tonga lafatra
C#m C#sus2 C#m G#m
Ny ahy tsy mia____fi__na
A E
Mba tia fa miahotra
F#m G#m A' B E
Mila ampia_nao tosika
A B7
Fa leo ny an-kiafina
E F#m', E G#m'-F#m' (2x)
Hiran'i Nanie rehetra: NanieBmaj7: x24342
C#9: x4344x C#m: x46654
D#m: x68876
E': x79997
G#m7: 4x444x Fampidirina (2x)G#m7 C#9
Tonony 1G#m7 C#9
...Zary nofiko
G#m7 C#9
...Ny fahitako anao indray
G#m7 C#9
Anilako
G#m7 C#9
...Toa ny tsy nampino
G#m7 C#9
...Manontany tena aho 'ndraindray
G#m7 C#9
...Ianao ve io
Fiverenana C#m D#m
Hatrizay, hatrizay
E' F#
Izaho foana no naniry ho anao
Bmaj7 G#m7
Nikaroka nitady, hevitra
C#m D#m
Ny ho tianao, ny ho tianao
G#m7 C#9
No masaka an-doha
Tonony 2G#m7 C#9
..Fahagagana ho ahy
G#m7 C#9
..Hoe ianao 'ndray no mitady
G#m7 C#9
Ho tiaviko
G#m7 C#9
...Tsy toy ny taloha
G#m7 C#9
...Ny niangavina aza moa
G#m7 C#9
Tadidiko
Fiverenana C#m D#m
Hatrizay, hatrizay
E' F#
Izaho foana no naniry ho anao
Bmaj7 G#m7
Nikaroka nitady, hevitra
C#m D#m
Ny ho tianao, ny ho tianao
G#m7 C#9
No masaka an-doha
TetezanaBmaj7 E Bmaj7
...Zao tsy handatsa anao intsony
Bmaj7 E Bmaj7
...'Zay lasa taloha ho foanako
Bmaj7 E F#
...Fitia vaovao ho ahy sy ho anao
F# Bmaj7
...'Zay no tanjoko
Bmaj7 E Bmaj7
...Zao tsy handatsa anao intsony
Bmaj7 E Bmaj7
...'Zay lasa taloha ho foanako
Bmaj7 E F#
...Fitia vaovao ho ahy sy ho anao
F# G#m7 C#9
...'Zay no tanjoko
G#m7 C#9 (2x)
Tonony 3G#m7 C#9
...Ny safidiko
G#m7 C#9
...Dia ny ho tia anao indray
G#m7 C#9
Toy ny taloha
G#m7 C#9
...Azoko antoka
G#m7 C#9
...Fa tapitra hatreo 'lay ianao
G#m7 C#9
Ho nilalao
Fiverenana C#m D#m
Hatrizay, hatrizay
E' F#
Izaho foana no naniry ho anao
Bmaj7 G#m7
Nikaroka nitady, hevitra
C#m D#m
Ny ho tianao, ny ho tianao
G#m7 C#9
No masaka an-doha
Hiran'i Babaique rehetra: Babaique
Capo: 2D2: xx0230 D2/A: x0x230
Em7: 022030
Fampidirana:D2 D2/A Em7 GTononyD2 D2/A Em7 G
...Nomeko volamena izy, tsy nalaigny
D2 D2/A Em7 G
...Taomako_andiboako, izy malaigny
D2 D2/A Em7 G
...Taritako korana tiagny izy, tsy nitoiziny
D2 D2/A Em7 G
...Mitaraigny lany fanahy aminao 'zaho o, nitokizany
TetezanaEm D A
...Mba ino eky moa raha tsy tiagnao nataoko o
Em D A
...Voa nomaly tsara korana atsika
Em D A
...Sa ino raha renignao tamin'olo tany
Em D A
...Nanarianao anjaratsika, Sarine
Fiverenana D A Em G
...Raha nanino agnao, tsy manontany koa misy tsy mazava, Sarine
D A Em G
...Raha nanino agnao, manangoko karaha sosotra lava,Sarine
D A Em G
...Raha nanino agnao, nanjary karaha olo tsisy vava
Em D G
Fa fitiavako agnao mahatonga zaho manontany
A D2 D2/A Em7 G
Koa mandreraka agnao ambila
Tonony/Tetezana/Fiverenana (haverina)TetezanaG A
..Ambarako agnao tsaiky 'ty
Em G
..Fa 'zaho tsy ave tsisy tsiny
G A
..Mba manontania agnao Sarine
Em D Em G
..Baky_eo manginy, mitandreny ny havaliko anao cherie
Em A
Sarine, Sarine
Fiverenana (Ambony) 2x E B F#m A
...Raha nanino agnao, tsy manontany koa misy tsy mazava, Sarine
E B F#m A
...Raha nanino agnao, manangoko karaha sosotra lava,Sarine
E B F#m A
...Raha nanino agnao, nanjary karaha olo tsisy vava
F#m E A
Fa fitiavako agnao mahatonga zaho manontany
B E
Koa mandreraka agnao ambila
Hiran'i Njakatiana rehetra: NjakatianaCapo 2Bdim7:x23130
C7: x32310 C/G: 3x2010
Dm': xxx231 D7/F#: 2xx212 D7: xx0212
Em': xxx453 E/G#: 4xxx5x E7/G#: 4xxx3x E7: 02x130
F': xxx565
G6: 3x0030 G7: 320001 G7add6:3x3030 G': xxx787
Fampidirana
C-C7 F Dm
C/G G7 C G7add6
C G7add6
C G
Tonony 1 C Em
Fantatro fa tena halanao maizina aho
F G
Sady nankalazainao reko ny akony
E/G#-E7/G# Am Am/G D7/F# F
Tsy mani__nona f'ataovy hoe efa resinao
C/G G7add6
Na tsy fantatro izay tena antony
C G7add6 (2x)Tonony 2 C Em
Haiko fa marary mafy ny fonao
F G
Ka irinao mihitsy hatramin’ny hahafaty ahy
E/G#-E7/G# Am Am/G D7/F# F
Ra___ha maty aho angamba handihizanao
C/G G7add6 C Bdim7 E7
Ka ny fasako no ataonao kilalao
TetezanaAm Em
Aza ory, mahita tory
F G C C7
Fa izaho anie ka tsinontsinona akory
F G E Am
Ny fisiako ve no ataonao hanahirana
D7/F# D7 G
Ka ny tenanao no avy ampijaliana
G' F' Em' Dm'
Na izany a__za
Tab 1
e|---3-2-1
b|--------
g|--------
D|--------
A|--------
E|-3------
Fiverenana C C/G C Dm
Tsy handray a__nao ho fahavaloko aho
G Cadd4 C
Fa dia raisiko toy ny namako iha_____ny
C C7 F Dm
Asakasakao fa izaho tsy hankahala
G6 G7 C G7add6
Hotiaviko foana ianao fa gasy toa ahy
C G7add6 C G
Tonony 3 C Em
Fantatro fa tena halanao maizina aho
F G
Sady nankalazainao reko akony
E/G#-E7/G# Am Am/G D7/F# F
Tsy mani__nona f'ataovy hoe efa resinao
C/G G7add6 C Bdim7 E7
Na tsy fantatro izay tena antony
TetezanaAm Em
Aza ory, mahita tory
F G C C7
Fa izaho anie ka tsinontsinona akory
F G E Am
Ny fisiako ve no ataonao hanahirana
D7/F# D7 G
Ka ny tenanao no avy ampijaliana
G' F' Em' Dm' Tab 1
Na izany a__za
Fiverenana (2x) C C/G C Dm
Tsy handray a__nao ho fahavaloko aho
G Cadd4 C
Fa dia raisiko toy ny namako iha____ny
C C7 F Dm
Asakasakao fa izaho tsy hankahala
G6 G7 C
Hotiaviko foana ianao fa gasy toa ahy
Hiran'ny Njakatiana rehetra: NjakatianaCapo: 2Amin'ny tonony dia misy xxxxx3 ny naoty
Am7: x02013
C: x32013
Em: 022003
G/B: x20033 G6/B: x20030FampidiranaG Am7 G/B C
Tonony 1G Am7
...Toerana iray
G/B C
...Dia tsotra kely izay
Em D C
...Nampiray ka tsaroana indray
Tonony 2
G Am7
...Fitiavana iray
G/B C
...Niseho tamin’izay
Em D C C-G6/B
...Mitamberina an-tsaina indray
TetezanaAm7 G/B C
...Lasa paradisa teo
D
Ilay toerana kely
Am7 G/B C
...Niova lapa tampoka teo
D
‘Reo trano kely
Fiverenana (2x) Em Am7
Raha misaina ilay toera-mamy
D G
Dia tsy maintsy ho manina anao ihany
Bm C
Aiza intsony moa no ahitako anao
G D G
Ny foko efa nilaozanao
FamarananaBm C
Aiza intsony moa no ahitako anao
G D G
Ny foko efa nilaozanao
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Dm: xx0231 D7: xx0212
E4: 022200
F: 3x321x
G7: 320001 G/B: x2003x
FampidiranaF Em-E4-Em F
Dm-Em-F-G
G7 C Tonony 1 C G/B Am
Dia tena tsy hisy ve
C F Em G
Am-ponao ao, toerana iray
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G C
Indra-fonao, mba ampiray
Tonony 2 C G/B Am
Ratsy koa angamba aho
C F Em G
Sa tsy mahay, no tsy tianao
F Em F Dm Em F G
Tsy safidinao, ka tsy voaray
G7 C C-G/B-Am
Ho namanao
Fiverenana G G C C-G/B-Am
Fa ny foko tsy hatanty izany
G G C
Hokoboniko ao ny tomany
E E Am
Tsy hivily intsony koa ny saiko
D7 D7 G G7
Fa ianao ihany no hilaik0
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G7 C
Indra-fonao, mba ampiray
Tetezana (mitovy amin'ny fampidirana)Tonony 3 C G/B Am
Ratsy koa angamba aho
C F Em G
Sa tsy mahay, no tsy tianao
F Em F Dm Em F G
Tsy safidinao, ka tsy voaray
G7 C C-G/B-Am
Ho namanao
Fiverenana G G C C-G/B-Am
Fa ny foko tsy hatanty izany
G G C
Hokoboniko ao ny tomany
E E Am
Tsy hivily intsony koa ny saiko
D7 D7 G G7
Fa ianao ihany no hilaiko
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G C
Indra-fonao, mba ampiray
Famaranana
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G7 C
Indra-fonao, mba ampiray
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay*: Bass ihany no tendrena
Am7: x02010
Bb: x13331
Dsus: xx0233 Dm/F: xx323x
F': xx321x
Gm7: 3x333x
Tonony 1F C
..Efa teo izy hatrin’ny omaly
F C
..Nitady anao, nijery anao
F C
..Nipitrapitra toa tomany
F C Bb*-A*
..Nanjary tsy dia be lazao
TetezenaGm7 Gm7 C Bb*-A*
...Efa am-bolana, tsisy taratasy
Gm7 Gm7 C C
...Efa trotraka, nangasihasy
Fiverenana F Gm7 Bb C F Gm7
Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva
Bb C
‘Zay sisa
F Gm7 Bb C F Gm7
Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva
Bb C
‘Zay sisa
F F Bb F F Bb
Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh!
Bb C Bb A* Bb Gm7
Ouh ouh ouh ouh ouh
F'-Dm/F-F (2x)
Tonony 2F C
..Ireo hatsiaka mamanala
F C
..Ilainy aminao mba hanafana
F C
..Ny alahelo tsy mety ho tana
F C Bb*-A*
..Izy hono any mila ho adala
Tetezana
Gm7 Gm7 C Bb*-A*
...Efa amam-bolana, izy tsy mba niantso
Gm7 Gm7 C C
...Milaza ho avy nefa: andraso andraso
Fiverenana F Gm7 Bb C F Gm7
Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva
Bb C
‘Zay sisa
F Gm7 Bb C F Gm7
Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva
Bb C
‘Zay sisa
F F Bb F F Bb
Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh!
Bb C Bb A* Bb Gm7
Ouh ouh ouh ouh ouh
Fiverenana (Ambony - 2x) G Am7 C D G Am7
Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva
C D
‘Zay sisa
G Am7 C D G Am7
Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva
C D
‘Zay sisa
Am7 Am7 D Am7 Am7 D
Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh!
C D C B* C Am7
Ouh ouh ouh ouh ouh